rasoir
22. Solitikabe
(
08/02/2006 02:00)
Ary ahoana ary no mba nahalalan'ny Mopera fa tokony ho razena io? fa tsy hogona fotsiny hilanto ny volo
23. sasa
(
08/02/2006 03:35)
:-D:-D:-D:-D:-D sady elah mompera d elah no mpizara rasoir hi hihihihihi
mimiso:lol::lol:
mimiso:lol::lol:
27. fasaly
(
08/02/2006 10:04)
raha rasoir no solon'ny rakitra hatahorako ho raikitra ny fikikisana volo mandritra ny fotoampivavahana fa matahotsa ho tratran'ny da mopr daholo:°)
31. fasaly
(
08/02/2006 14:41)
ka i mopera ange sonwin tsy tai lobolobo zany e!
ka marina ny azy kou!:^)
ka marina ny azy kou!:^)
36. ari.malala
(
09/02/2006 07:29)
:-D:-D:-D dain ko d mbola naverin'le mamazelkely ihany le izy:-D:-D:-D:-D
37. fasaly
(
09/02/2006 15:02)
o ry mamzl a! tsy manopa an'i sonwin aho sanatsia fa mba diso flapy e! tsy tai io fa tia e!:-D:-D
39. fasaly
(
09/02/2006 18:02)
endrika telo samy hafa najy eto veloo, ka inona avy ireo zany?????:-w
