Mitady katolika manana Baiboly Malagasy

81. ikalasoa ( 15/03/2006 21:53)
:D Tratra indray ny 3000/8000 rey olona ka herezo indray e. Mazotoa daholo fa ho vita no anaran'ity an.
Ra-Hery angamba lasa vacances, toa tsy mamaly mail, tsy manitsy izay tokony hahitsy. Miandry eto ihany izahay r'ise. Tadidio ilay Matio 27 ; 60-66 fa mbola tsy feno io na dia efa any amin'i Marka aza izao ny banga mila fenoina.
82. ikalasoa ( 28/03/2006 19:49)
=D=D=D==DD=D
Tonga amin'ny antsasa-dalàna ny Testamenta Vaovao.
TTapitra ny volana martsa.
83. hery ( 30/03/2006 08:16)
Misaotra be dia be anareo rehetra e.
Vao nanafatra Baiboly avy any Dago aho fa raha vao azo izay dia ho mora satria misy scanner ihany ato ampiasana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5561