MITIA OLONA EFA MANANA SIPA

41. mamzelkely ( 08/02/2006 11:24)
xxx< ts facile ny situation misy anao ts facile ko maka ny decision satri enao tena tia za ts hiteny we mialà na ko we aza miala fa zay hitanao fa mety fa ny conseil omeko anao de iaino alo zay tinao satri za sure fa ts hisaraka am le olona mits enao fa kosa ra mahita olona hafa enao ka tinao de hiarao iny olona iny de avelao ho eo amizay le iray :wink:
42. chipie1 ( 08/02/2006 11:52)
zay tia hono atao oe adala fa raha olonkendry miala !
43. Veloo ( 08/02/2006 21:05)
=D=D=D
44. Lalah ( 09/02/2006 01:48)
Zao no lazaiko andry , raha ny marina de tsy tokony hanao izany indry azafady fa mahery loatra satria nahoana, olona efa fantatry indry fa misy miaraka aminy no mbola hiarahandry ihany,ary zao ny olona miaraka na misy blem aza de mifankatia foana fa mety we sorena kely t@ ilay taloha izy de ndry no hitany teo de niarahany ,ary aiza moa no hahafantarandry hoe tiandry marina le bandy , za aloha tsy sure e ,hanadinony an ilay sipany fotsiny angaha ndry ra we tratran ny cas majeur izy , na tia tahaka ny ahoana aza ndry de zao , mi gacher bonheur n olona ndry, ka mba tsy hanana-dry eloka intsony dia miala , na atoko aza hoe tian-dry koa le bandy sady tian-dry.Fa ny alahelon izay sipa zay tsy hozakandry mihintsy fa milaza amindry aho ,za zao no nitovy cas t@ ndry fa zao lasa niaraka tamin ny olonkafa izy avy eo ,nitsotra t@ko we tena mbola tiako ny sipako ,fa za niezaka nitazona foana fa tsy tia ahy mihintsy lery .Marary aloha ny fo-ndry satria very maina ny herim-po ndry fa zao , mahatsara ny mionona noho ny minsiste.Toro-hevitra io fa anjarandry no misaina zay ho ataondry
45. Lalah ( 09/02/2006 01:56)
Za zany mba mananatra le zaza Malagasy vavy ihany e ,marina fa fitiavana io fa zao ny lehilahy efa nataon Andriamanitra ho tahaka ny lolo , manandrana etsy de manadrana ery , afaka milaza izy we tena tia anjy , tena zao tena zao fa zao parametre iray ihany no takiana de we vonona ve izy hanagana fitiavana eo ambonin i vatofehizoron i Jeso Kristy raha ok io de tairo fa tena fitiavana zany. Raha hitanareo fa efa an olona de aza miditra , na mbola sipa fa tsy vady araka ny nolazain ilay namana tery ambony aza,zay natambatr Andriamanitra aoka tsy ho sarahan olombelona.Zay fa andeha hidodo aloha Lalah fa mbola miantsa be ra2m1
46. pissoa ( 09/02/2006 08:23)
^:^^:^ Melsiii Lalah an :-*
na dia tsy miombon-keivtra aminao aza aho amin\'ny hoe Andriamanitra no nanao ny lehilehy ho ohatran\'ny lolo :-D:-D
47. xxx ( 09/02/2006 09:43)
Manana namana marina aho manana anareo,mankasitraka eh!!

Marina mihintsy izay voalazanareo izay.Ny fiononana no azoko atao.Fitia diso toerana eh,snif!!
Tsy we manao tsinotsinona ny fitiavana izay niainako aho fa toa fitiavana terena koa manko ra mbola hisisika @ aho.Sady mety mbola tsy ho anjarako koa angamba izy eh!!

Fa hoy ianao ry Lalah we nataon'A/tra hoy toy ny lolo ianareo ka manandrana etsy manandrana ery,sao de tsy rariny kosa eh!!Tsy hisy hasiny intsony zany zay vehivavy ra izany satria tsy antenaina andraiketana ny fo ianareo (pauvre de nous),snif!!

Fa zany eo ihany fa de mamerina ny fisaorana sy fankatelemana anareo namana aho!!!MANKASITRAKA











48. mandrindra ( 09/02/2006 15:50)
hoy i lalah :
vonona ve izy hanagana fitiavana eo ambonin i vatofehizoron i Jeso Kristy

ohatry ny ahoana kay izany, fa i lery io aza tsy nanambady, ary tsy nanana sipa akory hono koa inona no hevitra mba azony aroso amin'izany ?
49. Lalah ( 11/02/2006 02:03)
Ny atao we fitiavana ajoro eo ambony vatofehizoro de zao , refa hita we mifanaraka tsara ny longera donde ,hita we mety tsara ny fiarahana,de tarihan dry izy hiaraka hivavak amindry na manantona pasteur mangataka tso-dra mba haharitra le fiarahana, tsy mbola vady io an , fa sady fanamafisana ny fitiavana no hampisy tahotra ny un vers l autre we isika efa nametraka ny fiainatsika @ A/tra tsy vava fotsiny fa efa tena teo anatrehan ny ray amandrenim-panahy,ka tokony hifanaja, satria koa A/tra de mamaly ny tsi1/1 araka ny ataony avy,ka zay ratsy aloha @ntsika de voavaly araka izay, satria nandika ny voady teo anatrehan ny tompo.Tsy we fampitahorana akory no antony fa fitandreman-tena indrindra.Natao hoan ny olona efa matotra anefa io fa tsy ny zaza tsy miala sakana. Matotra= mahay micomprendre ny partenaire,mijery ny realite en face fa tsy misavombona refa tojo zavatra tsy fahita andavan andro,indrindra ny problem.oh we nahita azy nisakambina ankizivavy tsinahy de tonga de ady na miavona.
50. Lalah ( 11/02/2006 02:09)
Z aloha xxxx vevavy tahaka an toi fa tsy lelay e, tsy misy fisaorana fa hono woa e fa angaha ndry ry xxxx ratsy tarehy sa bingo sa votirika sa ohatran ny ahoana no manimba tena miaritra am zany bandy zany, zay tena inoko fa tsy tena tia andry akory?Ra mba sipa milay ihany ve, tonga oazy eo io refa anjara e.
51. Lalah ( 11/02/2006 02:20)
Ra tsy diso aho ry xxx de ndry iany le nametraka le theme tary we nisaraka tamin ny sipanao ra tsy resak he ny anao.jereo moa zany izy efa misy blem tsy hitako mintsy ze tokony hijanona-dry ao.Ra tsy we Tom angaha( Tom& Jerry io an aha aha aha )
52. xxx ( 11/02/2006 18:58)
eh, fa manin no mbola nidirana refa fantatra fa ahazoana aretina e! ol efa fantatrao v fa manana sipa d mbola iarahana iany! mampalaelo ahy ianao ataon'ny ol kilalao. eh, zay tokoa le fitiavana a, aleo iany oa seule otrana e!
53. Lalah ( 11/02/2006 22:42)
Merci xxx an aleo ihany oa seule e tsy mitady kilaoty tsy omby fa ze atonona ihany sa ahoana, vazivazy e
54. nalaina ( 18/02/2006 16:40)
ianao izany ohatry ny voasary eny an-tanan-jaza sady tsy hohaniny no tsy ariany fa tazoniny fotsiny eny, ho lo eny anie ianao eh!
manàna ianao décision fa zarany aza anie ianao tsy mety hisaraka aminy eh!
ny toro-hevitro an: manàna ianao finoana hoe hitia olona ianao indray andro any ary ho tiany koa ( na de tsy mahavoa an'le taloha aza izy)fa ho tsapanao ny tena fitiavana, ary amin'izay andro izay aza de toa tinao omena azy daholo izay rehetra angatahany, ka izay rehetra nomenao an'ity nilalao anao ity de anjary nenina ao am-ponao fotsiny hoe tahak'izay notehiriziko ho azy
mafy ny fisarahana an! fa aleo amin'ny fotoanany toa izay tsy amin'ny fotoanany, mahereza eh!
55. lavatsofina ( 20/02/2006 15:46)
henjana ity fitiavana ity ry zareo no sady lalina a!.Raha efa manambady ara-dalana no sady efa niteraka ianareo dia tsy hitako izay hoe hitiavana olona hafa indray raha tsy hoe:angaha dia efa tena afo be mihitsy ny ao an-tokatrano ,fa na dia izany aza dia hajao ilay notiavina fa aretina tadiavina fotsiny ny manao sipa ivelan'ny tokatrano sady mampisy olana foana .Mpamosavy mandeha alina aza misy mahita koa maika fa ianareo misipa io satria efa azon'ilay aretina (fahasarotam-piaro,kizitina,taitaitra ...).avereno amiko ny teny raha tsy mahasoa .Ny zaza jerena.
56. xxx ( 05/03/2006 14:14)
asanareo re olona fa zahay mbola tsy misy ambara a@zany fa aleo @manaraka manolokevitra sady tsy aleo ve tena manatona expert mihitsiny e:?::?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3283