MITIA OLONA EFA MANANA SIPA

1. xxx ( 04/02/2006 06:17)
Miarahaba anareo,

Arakin'ny sujet dia mitia olona efa manana sipa aho.
Nekeko ny fitiavany satria:

1-Izaho rahateo tia azy koa
2-Amiko ny sipa dia tsy mbola vady

Dia niaraka izahay efa ho volana vitsy2 izay ary tao anatin'zay dia tsy azo lazaina hoe niaina tao anatin-ny fitiavana marina aho.Tsapako hoe delaissée aho vis-à-vis de l'autre personne ka lasa nanana jalousie.Ary nampahafatariko azy izany fahoriako izany ary nasaiko naka décision izy ny momba anay ary nolazainy fa tena tiany aho fa tsy manao kilalao akory anefa tsy afa-manotra koa izy satria efa voafatotra @ i ...,ka tsy afaka manapa-kevitra izy satria tsy misy mahafantatra ny ampitso ka miankina @ lahatra ihany ny situation-nay.
Noho izay teny izay dia nilefitra aho.

Anefa mandrakankehitriny dia mbola ny teo aloha ihany no iainako.Tsy te-hitaraina @ intsony aho anefa tsapako fa mijaly ny fitiavako.

Ka izay no antony nanoratako izao hevitra izao satria mila hevitra avy @nareo aho.

Ny saiko mahita hoe tsy hanana chance mihintsy aho anefa ny foko tia azy.

Raha @nareo dia iza no tokony handefitra: ny foko sa ny saiko?

Misaotra mialoha @ fanampianareo.

Mankasitraka Tompoko
novalian'i xxx ny 05/03/2006 14:14
2. kwit ( 04/02/2006 06:41)
raha izaho no teo @ placenao dia aleo miala , na mitady bandy hafa , satria raha tratran ' ny kalî sasany @ zany ane ka sady afa baraka no tonga de woain eh .Sady efa an' olona io de aleo misaraka tsisy maratra .
Mba omeo ana ny n° nao fa za mbola tsy manana lol
3. Fiffi ( 04/02/2006 06:51)
xxx : ianao milaza fa "tsy azo lazaina hoe niaina tao anatin-ny fitiavana marina aho.Tsapako hoe delaissée aho vis-à-vis de l'autre personne " ka tsy hitako inona no tokony mbola nanohizana ilay fiharahana ?
hoy ianao " tsy afa-manotra koa izy satria efa voafatotra @ i ...," hitanao ary izany fa sady efa delaissée , tsy niaina tao anatin'ny fitiavana , ary efa voafatotra izy ka inona no mbola hiraiketinao aminy ? Raha izaho aloha no eo @ toeranao dia aleo miala , io ary i kwit fa mbola tsy manana , tsy aleo ve mijery ireny mbola tsy manana ireny ?
hoy ianao " Ny saiko mahita hoe tsy hanana chance mihintsy aho" Fahendrena ho anao no miala satria efa mahatsapa ianao zany hoe " aucune chance" Bonne chance ary @ ho avy.
4. tiphen ( 04/02/2006 07:03)
:lol: sady mampihome a reto no mampalahelo koa !! fa zao manina mo ra enao no misafidy tod mandao rehefa zany mody oe tiny b nefa kilalao ny fotsiny ko ina no fitiavana @ zany!!
5. kally ( 04/02/2006 07:07)
Anao ny safidy ra-X fa ianao anie mahita fa minia tsy mijery izay tena fandehan-javatra dia lazainao fa tsy hitanao izay hatao.Manana safidy roa mivandravandra ianao :

1- Hijanona hiaraka aminy dia hiaritra sy hijaly mandritry ny volana na taona maro hataony kilalao sy filàn-draha tsy mahita ary amponga mihantona ka dobohiny ianao rehefa manina izy.Ianao mamehy tena tsy mahita fa manana anjara hafa ianao.

2-Hisaraka aminy ka hijaly sy halahelo mandritry ny herinandro vitsivitsy ary hisokatra @ fiainana vaovao.

Iza no tianao? Na hijanona ianao na handeha samy hijaly ihany fa ny iray fijaliana tsy hay hoe mandra-pahoviana ny iray vetivety sy mandalo ihany.

6. fasaly ( 04/02/2006 07:10)
amiko alou somary ni risk ilay hoe nialalao afo nareo e! efa fantatry xxx izy fa manana sipa kou inona no nidirana tao. noho izany de tokony hahay hizàka izay zava-miseho.....karazana lehilahy tia miaraka am vehivavy roa izy fa enao no marary fo amzany eo, araka ny filazan'ireo ankizy eo ambony reo de mialà raha tsy mahazàka ny vokany:wink:
7. Fiffi ( 04/02/2006 07:30)
kally , fasaly =D=D izay mihintsy no tokony hatao: miala de vita. izaho aloha raha milaza hoe " mahaiza mijinja izay nafafy " aza raisina ho ratsy io fa mialà de ny ho avy no banjinina ary mahaiza mifidy ary ataovy hanatra izao @ manaraka eny na dia tsy rariny aza ny ataon'io lehilahy io. Inao hiany no tompon-tsafidy fa izahay namana mba manoro-hevitra arakin'ny fangatahanao :)
8. voahangy ( 04/02/2006 07:36)
izaho dia efa niaina tahaka anao tsorina aloha fa mahasosotra ilay izy e fa nadaboko tany e dia nitady hafa aho , malahelo aloha ianao @ voalohany toa sarotra ny manadino azy dia avy eo ianao somary mila miaina tsara izay , mila manary dia izay , efa betsaka ny fomba ahitana olona amin'izao fiainana izao dia izay no torohevitra atolotra anao dia mahereza akia an
9. Ralay ( 04/02/2006 07:44)
Raha ny hevitro indray dia iaraho foana aloha izy no sady mitady olona hafa hiarahana koa ianao izany hoe somary omena ny concours kely izy zany :lol: dia ho hita eo raha tena tia anao izy na tsia.Manampy anao hanadino azy koa izay rehefa mitombo hatrany ny fitiavanao ilay olona vao². Ny fitiavana mantsy mandrebierby izahy ihany izy io :lol: moa ny vehivavy koa anie maro loatra nohon'ny lhl e ka tsy maintsy misy ihany ny manadroa :lol:
10. Fiffi ( 04/02/2006 07:59)
hoy Ralay: Raha ny hevitro indray dia iaraho foana aloha izy no sady mitady olona hafa hiarahana koa ianao izany hoe somary omena ny concours kely izy zany " na dia hitanao tahak'izao aza ve ny fijalina mahazo azy dia izao no tokony hatao ? 8O
hoy ianao " Ny fitiavana mantsy mandrebierby izahy ihany izy io" indrindra rehefa efa manambdy ny tena na efa manana sipa fa tsy mahay mihonina sa tsy izany :?:
xxx : ireo hitanao ireo no mba toro-hevitri'ny namana ka anjaranao sisa no mifidy izay hitanao fa ahasoa anao sy ny ho avinao! mahereza hatrany e!
11. vivi ( 04/02/2006 08:00)
za koa aloha mitovy hevitra @ ralay e!, ataoko fialany tsy mahita fotsiny izy fa , mba mihezaka mihafina @zay rehefa miqaraka @, fa manakana ny hafa hiditra ny fahitana anareo miaraka foana, hampisehoy @ fihetsika we , efa ny saina no miasa fa tsy ny fo!,za aloha mi-comprendre fa mafy fa aleo mitomany any ambadika any na mampiasa atidoha any fa tsy hampiseho azy intsony we tara b ndry, za akia manao hotrandry zany e , rehefa tia d reny 100/100 reny fa za ndray mahay manafina !, mody cool b ndry !tsy miantso azy @ tel intsony , mody ataondry @ alalany fihetsika we jeu fotsiny!,fa raha vao hitany bandy ndry we tara d eeee, hararaotiny b!marina e!, zay foana aloha no hitako @ tony toetrany bandy tony e!,indrindra moa mbola misy ahiahi hotrizao ,tsy fanao ly mampseo we love, fa rehefa fiarahana tena serieu d tsy maninona!
12. lapino ( 04/02/2006 08:04)
Raha @nareo dia iza no tokony handefitra: ny foko sa ny saiko?

Ny fo no ampandefero!! Satria ny fo tsy misaina! :)
13. fasaly ( 04/02/2006 08:10)
Ralay:

moa ny vehivavy koa anie maro loatra nohon'ny lhl e ka tsy maintsy misy ihany ny manadroa :lol:


marina ve zany???? ato am sersera aza ny lehilahy no betsaka kanou!:wink:
14. fasaly ( 04/02/2006 08:12)
ié raha izà no tam place de vali-finginka fingàka ataoky tsy mankarary fo io satria efa nidirako efa fatako ny fisian'ilay concurante izay de miezaka zà mitady oul hafa hiarahana de hita eo ny suite e! fa raha tsy mahazàka anzay de ny miala no tsara indrindra e!
15. Fiffi ( 04/02/2006 08:35)
hoy fasaly: marina ve zany???? ato am sersera aza ny lehilahy no betsaka kanou!
f'ita hoa akia e! :wink:
16. danibe ( 04/02/2006 09:22)
lapino a, ny fo tsy misaina hoy ianao nefa koa anie ny saina tsy mitia e! zay no tena manahirana an-xxx eo
17. fasaly ( 04/02/2006 09:24)
donko mifameno sy mifandray ny saina sy ny fo toy ny vary sy rano:wink:
18. Ralay ( 04/02/2006 10:10)
Fa angaha ato@ sera² ihany no hitady ry fasaly :lol: Dia aleo zany mihinambary foana rehefa misotro rano ve? :-D.
Fiffi:Ka raha tsy manana hafa tena tiny izy tsy ho afaka @iny ol iny mihintsy ny eritreriny na dia delaissé-n'ilay ol aza izy.Ny vhv zay anie refa tena raiki-pitia tena à 200% mihintsy e :lol:.
Aleo manadroa toa izay tsy manana knou :wink::lol:
19. fasaly ( 04/02/2006 11:20)
ralay tena tsara ny manadroa fa tena voa mafy raha votso-droa:wink:
fanga zà niteny hoe moa ato am sersera ihany,
iéuuu! raha mihinambary ka indrindra maina ny vary:wink: tsy misy rony de aleo asiana rano kely sinon mihika:wink:
20. hesham ( 04/02/2006 14:48)
Aza miaritra ao fa miala . Aleo marary miaritra herinandro na 1 volana toy izay marary isan`andro mandritra ny 1 taona na taona maro2 .Tia tena be ilay bandy fa na dia izany ary ianao tsy tokony nanankimpo be amin`olona efa manana sipa zany na dia tsy vadiny ary io , jere ary izy tsy afaka misafidy raha tena tiny ianao nifidy anao izy fa laingany zany hoe ianao tiny be zany, hitany ianao fa tia dia mody hoe tiko tiko eo nefa tsssss .
Miala !!!!! marary fo eo fotsiny .
Mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2506