MITIA OLONA EFA MANANA SIPA
22. nani
(
04/02/2006 16:48)
Asa aloha ry reto fa rah ni hevitro indray de hoe , ianao ihany no tompo-tsafidy fa tsy misy afaka hatoron namana anao mintsy . Tsy hilaza anao mintsy ao ry X we misaraha aminy an , fitiavana io tsy voabaikonao io fa mndeha ho azy , rah hilaza indray anefa aho we mijanona de ianao ihany koa satria ianao efa mahatsiaro mijaly ka !!
Inona no hitanao mavesadanja kokoa ilay fitiavana sa ilay fijaliana , de anjaranao no mieriteritra ka .
F
Inona no hitanao mavesadanja kokoa ilay fitiavana sa ilay fijaliana , de anjaranao no mieriteritra ka .
F
23. nani
(
04/02/2006 16:50)
Refa hainao ny mampiaraka izay feon fonao sy safidin sainao de ho tafavoaka ianao !! tsy ho mora veliveli anefa izani ka de mazoto ee !!
24. Herimiafina
(
04/02/2006 16:54)
Tokony hojerena ny antony mahatonga an'ilay olona efa manana sipa hiraka amin'i xxx, fa any no misy ny vaha-olana sy fanazavana matotra.
Mety roue de sekoro ve? Mety misy tsy ampy tiana fenoina? Sa mety efa voafatotra dia tsy afa-miala tsony na dia tia olonkafa aza?
Raha fantatra mazava ireo dia afaka maka decision i xxx, efa teo mantsy no niala ka sao de hanenenana ny miala tampoka kanefa kay tena tia ilay olona fa tsy afaka miala moramora fotsiny.

27. Ralay
(
04/02/2006 17:30)
Ka ilay rony iny mintsy anie no tena mora hitelemana ay ry fasaly e. En conclusion mitovy hevitra ihany isika zany :lol:
28. fasaly
(
04/02/2006 20:36)
ralay ié! lay rony mandomando iny no tena tsara an! tsy makasoka be mandoro tenda fa midina tsara an!, matsiro ny sakafo ka!:wink:
29. Veloo
(
05/02/2006 00:47)
tsssssss elao any xxx mijaly @ tsisy antony betsaka ny bandy manodidina e:wink:
31. Mija
(
05/02/2006 15:40)
amiko alou de sarotra be le resaka fitiavana ka!!!fa ny fiononana ihany no fanafody :roll: sa....
34. diamondra27
(
06/02/2006 05:52)
vivez le moment présent, de aza be kestion. Efa fantatrao ihany izy fa manana tsinona koa. Sa lasa amoureuse be njy? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. parazy
(
07/02/2006 05:02)
xxx an za akia jo! milaza andry an! fa tena gaigy ihany ny mahazo andry eh! fa ny kofa akia aza aseho zany hoe tiandry be zany an! fa raha mety dia saraho fa aza tonga dia miteny @ny hoe za hiala fa tsy tiko zao na zao na à cause de zao , fa miara@kofa hafa dia hiala pa avy eo fa miverina 00 ny andry avy eo fa mihevitr'izy mantsy fa njy efa tena sira be @zany e! ok akia an! :)
36. maelys
(
07/02/2006 05:26)
manahirana ty fitiavana ty marina ! zà aloha de miombonkevitra am reo rehetra miteny hoe aleo miala e! efa manana ny tiany izy, tsy tokony ho mbola nanaiky narebirebiny ianao hoe tia anao izy e sns. He ity izy efa milaza fa voafatotra. olondehibe ko ve de hanaiky hofatorana zany raha tsy efa sitrapony e ! marina mitsy ny voalaza eo ambony hoe karazan'olona tia vhv 2 izy ary tsy te hisafidy fa efa zay no fomba fiainany.
Aleonao ry xxx marary fo 1 volana toy zay harary fo 1 taona ! Marina fa tsy afa misaraka ny fo sy ny saina fa mifameno saingy atanjaho kokoa ny sainao hanaiky fa tsy mety tsony ny iarahanao aminy!
Aleonao ry xxx marary fo 1 volana toy zay harary fo 1 taona ! Marina fa tsy afa misaraka ny fo sy ny saina fa mifameno saingy atanjaho kokoa ny sainao hanaiky fa tsy mety tsony ny iarahanao aminy!
39. Herimiafina
(
08/02/2006 02:04)
Hay ve azo atao ny miaraka amina sipa efa misy tompony e! Ary andeha hananjana njay zany klé! hehehehehe:-D:-D:-D:-D