mifampiverina indray

1. xxx ( 31/01/2006 18:48)
Aona no ataoko fa niady zahay sy ny olona tiko de saraka nefa fantatro izy fa tena mbola ty be ana za koa torakizany ka inona no ataoko mba hitenenako azy hoe ndao ndray hifampiverina satria samy mbola mafana ny fo, sady samy mbola maty kambo. sady inona no tena ahalalako azy kokoa hoe tena mbola ty ana izy?
novalian'i Veloo ny 02/02/2006 19:45
2. fasaly ( 31/01/2006 19:53)
ka tsy maintsy misy manao premier pas foana ange ka inona no andrasana raha izany????? laozana samy manak'ambo eo vao tena samy very tanteraka eo fa!!!!
andàna indriko no miresaka aminy de hita eo zay lazainy kou!
3. Veloo ( 31/01/2006 21:06)
raha mahay mandefitra injy dia mandana manao pardon azy eo no tena ahitana ny tena fitiavana:wink:
4. Ralay ( 01/02/2006 03:59)
Fasaly:Njy ty kay tena ol mahafinaritra mahay mandefitra beuh an :lol: =D^:^
5. fasaly ( 01/02/2006 05:00)
ralay: zay kalou de marina e! fa misy mimite an!:-$
hihihihi!
6. Vahinala ( 01/02/2006 08:11)
Sady tena ilaina koa le fandeferana fa raha samy hanao be ambo eo ka tsy hisy hifandefitra, tsy vao maika rava tanteraka ny tantara ! Za aloha raha tsapako hoe nisy hadisoako ilay nampifamaly dia manao premier pas za e, dia eritrereto arakaraka izay e, sady raha tena tiana izany le oul afaka mandefitra foana.
7. Herytae ( 01/02/2006 09:29)
xxx> za vao saika hanontany hoe f'aôna no hilazanao fa mbola tia be anao izy? nefa avy eo ndray enao manontany hoe aôno no halalàko fa mbola tia ahy izy? Odrrryyy! tsy mazava zany!:?:
8. xxx ( 01/02/2006 12:13)
Herytae:

xxx> za vao saika hanontany hoe f'aôna no hilazanao fa mbola tia be anao izy? nefa avy eo ndray enao manontany hoe aôno no halalàko fa mbola tia ahy izy? Odrrryyy! tsy mazava zany!:?:

fantapantatro fa sazingy tiko hamafisina ny fahafantarako ilay fitiavany ahy
9. sonwin ( 01/02/2006 12:52)
tonga dia atony izy toy ireny tsy nisy inon'inona ireny dia modia miresadresaka tsotra eo dia tonga dia tarito miadana hanao "action", mifamerina ho azy tsy misy resaka ianareo.
xxx ve aloha vavy sa lahy e? miankina amin'izay koa ange ny stratejia amin'ireny e
10. mamzelkely ( 01/02/2006 13:06)
hummmmmm :roll:

antony eeeee zay ftsn io ra ts andramanao ts mety mits alo de refa ts mandray izy de avelao eo:°)
11. Vahinala ( 01/02/2006 13:07)
Ka izahay tsy afaka miteny anao hoe tia anao izy sa tsia fa ny mety dia raha ianao no mahatsapa tena hoe mbola tia azy, dia manàna fandeferana d manantona azy ary miresaha aminy. Izy ihany no afaka milaza aminao hoe mbola tia anao ve izy sa tsia.
12. bozimanga ( 01/02/2006 13:16)
saraka ahoana aloh' izany fa tsy azoko ny tinao ho lazaina eh?
13. xxx ( 01/02/2006 15:26)
indraindray koa anie raha vao mi pardonné voalohany dé mi sentir innocent be lé bandy dé be zesta be e!fa refa tian jy izy maninona moa,ataovy ny 1er pas na endraso mangatsiatsiaka kely aloha lé fo e!
BONNE RECONCILIATION AKY A!
14. zandrikely ( 01/02/2006 19:00)
xxx : tsy any intsony ilay zavatra e , aza tonga dia manao negatif fa andramo aloha ka rehefa miseho milay dia miady indray e ,hahaha ,
15. Veloo ( 01/02/2006 19:09)
aza manao an'izany enao ry zandrikely mety marina io lazain'i xxx io an:wink:
16. Falah ( 01/02/2006 23:52)
Za mitovy cas aminao fa zao ny ahy nampirafy ahy izy talohan ny nialako tany Dago de nolazainy mihintsy hoe le anakiray hono no tiany fa tsy za de nionona aho nefa avy eo izy nifona tamiko hoe mbola tia ahy indray hono za anefa tsy mahatoky azy intsony satria le anakiray anie ka eo ambodintranony no mipetraka e za aty lavitra be aty tsy mahita ze ataony akory ,za nefa hoatran ny hoe mbola tia azy zany de misy olona miaraka amiko zao izy mahalala ny blemko rehetra de misiska foana nefa za hoatran ny tsy tena tia azy ka inona no tokony hataoko
17. xxx ( 02/02/2006 07:22)
Falah:

salut!
ka ndry anie ky efa tsy tia azy intsony sady ianao efa misy olona miaraka @ nao, zany no essentielle. de avelao any @ zay izy sitrapony te hanimba le fiarahanareo teo alo kou! sady raha ianao miverina eo dia mety hataony fanao izany mampirafy zany sady mieritreritra izy hoe tsimaintsy manaiky ny fifonanay fona ianao.
fa ny ana no tsy haiko ity fiarahanay ity na hitohy na aona?

18. sonwin ( 02/02/2006 08:47)
efa oe aza asiana resaka be aminy zany fa tonga dia atony izy de tairo ny revy dia milamina ho azy
19. xxx ( 02/02/2006 09:10)
sonwin:

efa oe aza asiana resaka be aminy zany fa tonga dia atony izy de tairo ny revy dia milamina ho azy

Ary ra sanatria tsy ty ana tampoka izy tsy owen ve za menatra eo zay vao raikitra ny guerre mondial satria zay vao samy ho romotra @ zay. sa aleo hanoharako de afanenina tanteraka za avy e
20. xxx ( 02/02/2006 09:19)
de inona no mody ho tenenikoa azy. mampome kou ty za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4424