mifampiverina indray

21. sonwin ( 02/02/2006 09:48)
ka enao ange ery amin'ny voalohany niteny hoe "fantatro fa mbola tia be ana izy" ka raha sanatria ahona indray aza? tsy azoko tsara ny tena marina raha izany...raha tia anao izy tsy misy owen izany.
Tonga any aminy ianao, mety hiavona izy, mizesta...miresaha tsotra (fahasalamana,asa, etc..), omeo ny fijery micharme, tsiky malefaka, oroka mamy....anao ny manohy azy.Tetika mahomby à 99,99% io lazaiko io raha samy mbola tia.Mety mody manifika izy(zesta daholo izany fa tohizo ihany ny anao..)...refa tena akifiny mafy enao dia miala sy mody no mety dia manova.
22. pissoa ( 02/02/2006 09:59)
:lol::lol:
23. sonwin ( 02/02/2006 10:02)
pissoa> raha atao ny kajikajy mety tafaverina izy an:wink:
24. pissoa ( 02/02/2006 10:09)
Ie :wink::lol:
25. xxx ( 02/02/2006 11:00)
sonwin:

ka enao ange ery amin'ny voalohany niteny hoe "fantatro fa mbola tia be ana izy" ka raha sanatria ahona indray aza? tsy azoko tsara ny tena marina raha izany...raha tia anao izy tsy misy owen izany.
Tonga any aminy ianao, mety hiavona izy, mizesta...miresaha tsotra (fahasalamana,asa, etc..), omeo ny fijery micharme, tsiky malefaka, oroka mamy....anao ny manohy azy.Tetika mahomby à 99,99% io lazaiko io raha samy mbola tia.Mety mody manifika izy(zesta daholo izany fa tohizo ihany ny anao..)...refa tena akifiny mafy enao dia miala sy mody no mety dia manova.
ka fahitako ny fihetsiny ety ivelany no ahalalako hoe mboa tia ana izy fa aiza moa ky no tena halalak ony tena ao ampony any fa hataoko io hevitra io de eo tsika mahita azy, ho any @ ny za ka raha moa izy tsy mila intsony de asiko olona ny lalana mody aty amiko:(




26. sonwin ( 02/02/2006 12:08)
mirary soa zany dia mbo ntantarao ihany ny valiny e, dia raha positif dia asehoy amizay ny ps fa tsy xxx ntsony :°)
27. xxx ( 02/02/2006 19:16)
sonwin:

mirary soa zany dia mbo ntantarao ihany ny valiny e, dia raha positif dia asehoy amizay ny ps fa tsy xxx ntsony :°)

sur ve ianao fa ho positif ilay izy? hoita tsika eo ary zany e!

28. Veloo ( 02/02/2006 19:45)
xxx rehefa manana finona dia positive ka :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3699