iza taminareo no efa niaina t@ jalousie ...

41. diamondra27 ( 03/02/2006 09:04)
POSSESSIF indray ny olona raha:

tsy tantiny ianao raha miaraka amin'olonakafa elabe( na de 1mn aza d'efa ela 'zany aminy), mety hiteraka aretina ho azy mihitsy ary 'zany

tsy tantiny ny tsy mahalala hoe: aiza no misy anao @'zao fotoana fa te- ho au courant foana izy

raha manana ^portable enao de : antsoiny foana isaky ny ray minitra ( ny parents na zanaka koa mety ho possessif an!)

De apetraho indray ny questions oe inona no atao? hihihi:-D:-D:-D

42. dadabe ( 03/02/2006 11:21)
ahan !! zah moa zalou sa tsy ??:-w de possessif sa tsia ??:-w
43. Veloo ( 05/02/2006 01:06)
:roll::roll::roll:
44. diamondra27 ( 05/02/2006 10:47)
dadabe: tsy ho fantatrao @'reo signes 'reo ve ny misy anao e! raha ty ao de bonne signe 'zay:wink:
45. xxx ( 11/02/2006 19:01)
ol jaloux ol possessif!

aza tratran'ireny ol reny fa sahirana enao
46. kiry ( 13/02/2006 13:51)
za aloha jalousie ihany taloha fa ankehitriny tsy raharahako matoky azy aho ary izy koa torak' izay tsy haiko hoe izy efa vady ve
47. pulchery ( 17/02/2006 13:13)
zah lou efa niaina eh,fa tena mandreraka be ihany raha mbola azo ialana dia aleo ialana sa tsy izany ry reto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1879