iza taminareo no efa niaina t@ jalousie ...

21. Herimiafina ( 31/01/2006 14:56)
Mbola milay noho iny ny fahitako anjy kah, njy anie efa hitako e, nipetraka teny Andravoahangy ambony teny! Le sipa manja kely mpandalo eo anoloako tsy mahita anah iny akory hehehehehe:-D:-D
22. vivi ( 31/01/2006 15:00)
hay v toi iny e!, t@reny za efa tara fa mbola zaza d tsy sahy manao molamola zany ka!,sady mbola tsy idealy t@ reny e!, zao vao idealy!
23. fasaly ( 31/01/2006 15:08)
mamzelkely:

za kalou possessive ihany fa refa ts mivakiloha le lhl de za possessive de refa possessif njay le lhl de za ts mivaky loha:-D



tsy tsara aky zany e! manjary marary koa ange lay ampangotrahina e! aleo ihany miaina am fiafampitokisana e! fa lay hasarotapiaro kely iny misy foana fa isaky ny mihetsika zao kou ve ho saro piaro foana tsy ho faty vetivety, fiainana manja be ity....
24. Herimiafina ( 31/01/2006 15:26)
Ka misy olona kosa anie mendrika ny hanaovana surveillance rapprochée mihintsy e! hehehe=))=))
25. fasaly ( 31/01/2006 15:45)
hery de aleo izy ampanarahina cam.surveillance zany de assuré kokou!
26. Herimiafina ( 31/01/2006 15:46)
an3, asiana puce de arahina amin'ny GPS e! hehehehe:-D:-D
27. fasaly ( 31/01/2006 15:54)
ka ny gps angah moa mahita ny sariny sady lay gps ange miteninteny fotsiny e! gps:grosse petasse spikirinina, izay no fiantsoana ireny hono miteny inteny fotsiny fa tsy mahita sa ahoana moa!
28. Herimiafina ( 31/01/2006 15:58)
Ka le puce speciale de le gps speciale misy micro espion integrée e! hehehehe:-D:-D
29. fasaly ( 31/01/2006 16:09)
de raha miaraka am bandy any aza ve izy de ho fantatra foana izany?????
30. diamondra27 ( 31/01/2006 17:03)
jaloux? :wink:
31. xxx ( 31/01/2006 18:23)
izy ty ve dia tsiamintsy miafara @ zao fona e! marina fa samy tia misangy tsika fa aoka kosa mba ho serieux refa tokony serieu ilay olona mba manotany de laozanareo mitsikanikany doly fa aona ary zany? mba omeo ny hevitrareo
32. ravakamalala ( 31/01/2006 20:47)
33. fasaly ( 31/01/2006 21:16)
8O8O
34. Veloo ( 31/01/2006 21:21)
8O8O8O
35. diamondra27 ( 01/02/2006 06:13)
za tena saropiaro be @ HM ry xxx a!, fa efa miera aty amiko izy de avelako hanao ny sitrapony
36. Vahinala ( 01/02/2006 08:12)
xxx > Fa zay anga moa tsy namaly ny fanontanianao ?8O
37. mamzelkely ( 01/02/2006 11:06)
hita ko efa mamaly dôly anie sa ve valiny hafa no tin xxx hita:roll:
38. Veloo ( 01/02/2006 19:14)
ie wa ry reto?:roll:
39. Vahinala ( 01/02/2006 21:16)
Tsy mahafapo azy angamba le valitenintsika, afaka mametraka fanotaniana hafa anie enao ry xxx raha mbola tsy mazava e !:roll::roll:
40. diamondra27 ( 03/02/2006 08:58)
IRETO AVY ARY NY SIGNE REHETRA FA JALOUX LE OLONA

raha jaloux le olona miaraka aminao an! de tena tsy afaka mikofoka mitsy anao fa arahiny doly ny fihetsikao rehetra: taiza enao, zao ve vao tonaga, iza in olona niresaka t@nao iny, nde ho aiza enao, ...

De mikaroka poketra, mijery sms, sy mail...

De tsenainy foana refa avy mianatra na miasa

de Refa manao minijupe na bretelle, na mba manao sexy kely e! de scène be fa oe alao iny fa tsy mendrika...

de eny andalana tsy mahazo mitoditodika fa ny lalana no hizorana;

De manaraka anao foana koa izy (ho any jaloux sasany fa tsy izy rehetra)

De refa mandihy bal de tsy mahazo mime na mandihy miaraka @ olona hafa(sexe opposé)

Zay ve no tian'i xxx ho valiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.086