iza taminareo no efa niaina t@ jalousie ...

1. xxx ( 30/01/2006 21:50)
iza taminareo no efa niaraka tamin'olona jaloux (se)sy tena possessif(ve) tafahoatra....
novalian'i pulchery ny 17/02/2006 13:13
2. vegas ( 30/01/2006 22:14)
vao avy nijery télé anga enao zany? lol
3. Veloo ( 30/01/2006 22:57)
4. lilbon ( 31/01/2006 02:53)
aza miaina ao antin'izany fa tsy ilaina mihintsy io !
na jaloux na tsy jaloux de misaraka foana rehefa izay ny lahatra!
5. diamondra27 ( 31/01/2006 06:43)
za koa hihihi de tohizana no dikan'le teboka telo sa...
6. Vahinala ( 31/01/2006 08:31)
Angamba tsy maintsy misy kely foana ny hasarotampiaro eo amin'ny mpifankatia e.
7. aaron ( 31/01/2006 10:29)
za tena jalouse be à le olona tiko b de vao maika za nilaozany! snif
8. aaron ( 31/01/2006 10:32)
ka le izy anie naturel ao @ olona e! samy mba te tsy hivaky loha fa rehefa tia tsy maintsy saro-piaro kely ihany! fa tandremana mba tsy ho tafahoatra e!
9. aaron ( 31/01/2006 10:33)
:cry:(l)
10. sonwin ( 31/01/2006 11:19)
za izaho mihitsy no:twisted: ataoko mamay mihitsy:°)raha vao miv:-D sy :-* aminapa:°)eny ho eny
11. mamzelkely ( 31/01/2006 11:39)
marina sonwin:-D
12. fasaly ( 31/01/2006 11:40)
hitako eto mintsy ry sonwin a!
aza hatao mamay zany fa ataovy mangatsitsika ihany e!
13. fasaly ( 31/01/2006 11:41)
ny hasarotampiaro ve mou tsy misy kely eny amin'ny olombelona fa ny tafahoatra tena lay toetrra rauikipetaka no tsy mety, fa zà tsy tia olona possessif(ve) zany ka! mbay tary!......:°)
14. mamzelkely ( 31/01/2006 11:46)
za kalou possessive ihany fa refa ts mivakiloha le lhl de za possessive de refa possessif njay le lhl de za ts mivaky loha:-D
15. Vahinala ( 31/01/2006 11:50)
Nenay angamba aloha mitovy ihany zay samy saropiaro nefa fihetsika normal zany raha amiko, ny diso trop no tsy azo atao fa manjary manafitohana ny iray indray.
16. mamzelkely ( 31/01/2006 12:03)
fasaly< ary ts mety angah ra atao mangotraka mits :-D:-D
17. Herimiafina ( 31/01/2006 13:55)
Zah efa niaraka taman'olona jalouse sy possessive be, tsy mahazo mivolana amina sipa hafa mihintsy.
Fa izao kosa, marina ny azy satria zah bandy maditsa be de mikaoty izay hitako, hehehehehe=))=))
18. vivi ( 31/01/2006 14:35)
za aza efa nikoty any herimiafina fa tsy nahazaka mihintsy! surtout t@ l resaka nini ini
19. Herimiafina ( 31/01/2006 14:38)
Oadray klé, raha nikaoty ahy njy de no-accepter-ko tsy misy hatak'andro eo no ho eo sans discussion, fa saingy njy tsy hitako hoe nikaoty akory knou.
Njy anie fantatro e! Sipa manaja kely sexy mahafinaritra, de handà anjy ve zah? hehehehehe:-D:-D
20. vivi ( 31/01/2006 14:45)
hihihih, aza mampm wa, tsy hitako hatraminy farany akory iny kozy iny koa!,ary wen b zany zahay fa raha tsy manao hotrany nini d tsy arakiny bandy we mikoty ka! danz dray iny an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.42