destin

41. Vahinala ( 30/01/2006 15:23)
Efa lany ko !:lol::lol::lol:
42. xxx ( 30/01/2006 15:24)
Miarahaba ny rehetra,izaho koa aloha dia tsy miantehitra @anjara sy lahatra izany e! rehefa tsy te handinika lalina sy mety tsy takatry ny sain'olombelona le zava-misy dia lazaina hoe anjara.Miombon-kevitra @zay niteny hoe safidy aho satria mahita aho ohatra olona misy manadala nefa tsy tiany de miteny izy hoe na haniry nify aza ny akoho tsy tsy hahazo azy mihitsy.Ohatr'izany koa ny eo @resaka saranga sy volo-koditra,misy le ankizy tia an'ilay olona ihany fa rehefa arovan'ny ray aman-dreniny dia rava;de raha @izay ve de ho nataon'A/tra tsy ho anjarany koa le olona noho zany antony izany.Farany,tena mahita olona mihitsy aho tsy milamina ny tokatranony lasa manao sipa hafa izy satria olona noteren'ny ray aman-dreniny no vadiny.Tsisy maharatsy an'ilay izy raha tokony ho anjara satria olona tsara fanahy sy toetra fa noho ny tsy fisian'ilay fitiavan'ilay iray aminy dia misy izay savorovoro izay.De mametraka ny mandra-pihaona amintsika rehetra
43. lapino ( 30/01/2006 15:29)
mandrindra:

ka raha efa voasoratra, dia voasoratra amin'ny inona ay aiza ary.
lapino, za tsy mahay mamaky felatanana

Raha voasoratra àry ve le izy, dia voatery ho abidia latina na soratra sinoa na arabo na rosiana sns ... no ho nanoratana azy?

Ilay felatanana aloha dia tsy haiko koa e! asa na soratra inona io! :-D:-D:-D
44. mandrindra ( 30/01/2006 15:32)
izany eo ihany, ka na ilay mpanoratra aza anie ry lapino tsy fantatra akory e
45. lapino ( 30/01/2006 15:38)
Tena mila destinologue spesialista àry fitaovana mihitsy izy izany! :-D:-D
46. Vahinala ( 30/01/2006 15:40)
Efa hoe nenareo ndray azavaina fa za zany no manana mpanoratra fa tsy ianareo, inn ary ty be kritika ty e ! :evil::evil::evil:
47. mandrindra ( 30/01/2006 15:51)
ka tsy nomenao labozia ko, hay moa ianao tsy manana, mba omeo afo ry vahinala ary areheto ny laboziako ary hanazavako azy a :D
48. lapino ( 30/01/2006 16:00)
:-D:-D
49. Veloo ( 30/01/2006 16:33)
:-D:-D:-D
50. Vahinala ( 30/01/2006 20:59)
mandrindra > Misy mangazo anga any aminao fa aty misy afo e !:-D:-D:-D:-D
51. Veloo ( 30/01/2006 23:00)
52. Herimiafina ( 31/01/2006 14:07)
Ny ahy izao ny fahitako azy marobe ny anjarako klé, hehehehehe=))=))
53. pissoa ( 31/01/2006 15:36)
Vahinala> :-D:-D:-D
54. fasaly ( 31/01/2006 16:11)
zà njay efa nahazo anjara bdb kounkou!.......:°)
55. Veloo ( 31/01/2006 21:23)
:lol:
56. mandrindra ( 03/02/2006 08:59)
vahinala, aleo ary aho mba ho any aminao any fa amin'izay sady mitono mangahazo no mitanina afo fa mangitsy be.
57. booboo ( 03/02/2006 10:47)
Zà mino ny fisian'ny anjara. Samy manan-jara aby ny olombelona hatr@ vao niforonany tao an-kibon-dreniny. Fa amiko, ny raha miseho eo @ fiainan'ny zanak'olombelona dia vokatry ny safidiny aby aby : manambady, misaraka, voafingana sns. Na ho inona na ho inona ny safidy raisina dia mbola manan-jara foana anefa izy. Ilay olona fotsiny no tsy mahatakatra ny haben'ilay raha nomena azy dia faritany araka izay tiany sy araka izay mitranga eo @ fiainany ilay atao hoe anjara.

Fahasoavan'Andriamanitra amiko ny anjara, tsy takatry ny saina satria lehibe tahaka ilay mpanome azy ihany.
58. dadabe ( 03/02/2006 12:00)
:°):°):°)
59. Veloo ( 03/02/2006 19:36)
:°):°):°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1968