Ilay sary sonia ao amin'ny tsikeran'ny sary
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
44. fasaly
(
20/02/2006 15:48)
:-D tsatsa njay ra mamzel an!:-D bdb nge ny namana te ahita ny sary fa rehefa bedi'ni papa kou nge de ....
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
47. Fiffi
(
24/02/2006 06:13)
franchemen tena ratsy ianao nefa tu occupes trop la place. j'en ai marre de te voir akamatianafa ahoana kosa eh! nefa tsy aleo aza ve mba misy azy na de dia be aza ? dia mba manaova tahak'azy eh!
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
52. lapino
(
27/02/2006 08:21)
Oay koa ireto, dia faly hanao izay manafintohina ny sasany fotsiny!! :-w:-w :wink:
![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
53. akamatiana
(
27/02/2006 16:13)
ari ;) ^:^^:^
lapino> :-w miaro njay an!! ka tsy hitako ange ze blem-ny euuh!! na ratsy zah na orera , na bedabeuuh sariko , mahazo tsa mijery izy , fa revy samy manana ny azy euuuh!!
lapino> :-w miaro njay an!! ka tsy hitako ange ze blem-ny euuh!! na ratsy zah na orera , na bedabeuuh sariko , mahazo tsa mijery izy , fa revy samy manana ny azy euuuh!!
![](http://serasera.org/namana/media/sary/namana/picture_000.jpg)
![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
55. akamatiana
(
27/02/2006 21:04)
![](http://serasera.org/namana/media/sary/namana/picture_000.jpg)
![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
57. akamatiana
(
27/02/2006 21:26)
zah tsy mety tafitohina ka!! :-D:-D:-D fa mahay mamingana an!! :lol:
![](http://serasera.org/namana/media/sary/namana/picture_001_003.jpg)
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
58. lapino
(
27/02/2006 21:53)
Hitan-djy le tam'mbola kely, de rehefa mianjera de mody mba mafy be tsy mitomany hono zany na de hita fa maratra zao aza? :-D:-D:-D
Fa ndjy hoà matahotra an'i handn e!! :P
Fa ndjy hoà matahotra an'i handn e!! :P
![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
59. akamatiana
(
28/02/2006 04:03)
:-D:-D:-D tsy mba zah zany zah refa menjera tonga de kounetaka kou :-D:-D
Rà natahotsa zah tsy nipoitra teto tsouny lesy a!!! fa maninn zah no atahotsa azy !! elah kou zato :-D
Rà natahotsa zah tsy nipoitra teto tsouny lesy a!!! fa maninn zah no atahotsa azy !! elah kou zato :-D
![](http://serasera.org/namana/media/sary/namana/picture_001_003.jpg)
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
60. lapino
(
28/02/2006 13:52)
Ka ataon-jy kely bilitika kely ohatra an'ireo le sary tsinona, fa sao manko hoe : "tu occupes trop la place." indray!! Sô de ataon'i handn mikonetaka eo ! :wink::D