Ilay sary sonia ao amin'ny tsikeran'ny sary
1. hery
(
26/01/2006 13:16)
Tadidinareo ilay resaka hoe sary kely ao amin'ny tsikeran'ny sary. :-) ilay ohatry ny fampiasako iny. Isaky ny mametraka tsikera ao amin'ny sary aho dia misy sary kely toa izao
Raha te hahita ohatra an'io koa ianao eo amin'izay tsikera apetrakao dia mandehana ao amin'ny www.gravatar.com
Ny antony tsy nametrahako an'io hatramin'izay dia saika mbola hametraka fanazavana amin'ny teny gasy aho. Tsy ampy mihitsy anefa ny fotoana ka dia samy mba mijery izay azony ao.
Raha misy afaka manazava amin'ny namana ny momba an'io dia isaorana be dia be.

novalian'i zaoli ny 02/05/2006 07:55
2. mamzelkely
(
26/01/2006 13:40)
de aiza exactement klou no manao an le izy ao am le resaka blog iny ve sa le manao inscription
de refa vita ny inscription de aôna aveo zany we efa ao le sary de aôna amizay ry hery:)
de refa vita ny inscription de aôna aveo zany we efa ao le sary de aôna amizay ry hery:)
3. fasaly
(
26/01/2006 13:58)
msotra an'i hery e!
izà te hanao fa raha afaka manazava ahy i mamzel après ny fijerena io de mba misaotra hanoro ahy amin'ny fanavoana azy aky a!:wink:(l)::-*
izà te hanao fa raha afaka manazava ahy i mamzel après ny fijerena io de mba misaotra hanoro ahy amin'ny fanavoana azy aky a!:wink:(l)::-*
4. mamzelkely
(
26/01/2006 14:04)
miditra ao am le site njy de aveo makeo am l "sign up now" de manao inscription njy de manome mail sy ny mot de pass njy de aveo refa vita de mahazo mail de confirmation njy de aveo refa azonjy le mail de confirmation de misy lien cliker-na zay de aveo mifidy sary ts mahazo mi-depasser-ny 100kb le sary de jpg, na misy karazany 3 fa ts tadidiko de aveo mapiditra an le sary de miandry de mipotra ho azy le izy aveo
ny sariko zao efa mety hihi miciii hery:-*
ny sariko zao efa mety hihi miciii hery:-*
5. fasaly
(
26/01/2006 14:14)
jejo njauy njiko a! efa hitako ny sarinjiko ao amy tsikera ao fa anjamako io e!
6. hery
(
26/01/2006 14:15)
Misaotra an'i mamzelkely
Ny tena important dia ny email. Ny sary kely dia mifanaraka amin'ny email apetrakao ao amin'ny Tsikeran'ny sary.
Ny tena important dia ny email. Ny sary kely dia mifanaraka amin'ny email apetrakao ao amin'ny Tsikeran'ny sary.
8. pissoa
(
26/01/2006 14:38)
Hery ah, toa tsy misy miseho, nefa efa hoe "rated G" no teneny anah any amin'ny gravatar.com :?
9. fasaly
(
26/01/2006 14:45)
fa maninona ny ahy no tsy mety mivoaka ary am tsikera e! kanefa efa narahiko dooly ny fandehany sady sary latsaky ny 100kb! efa mipoitra ny sary de nefa tsy mivoaka ary am signature ny tsikera, sa misy zavatsa hatao hafa kou!????
10. rurik
(
26/01/2006 14:49)
hery dia sao mba afaka hanakelezana ilay sary koa io mbola tsy haiko anie le manakely azy e , mba atoroy we izay mahay mavesatra loatra ny sariko dia tsy tafiditra ao @serasera tiko ahena nefa tsy haiko , misaotra izay mba afaka manoro.
11. hery
(
26/01/2006 15:34)
Ny email ampiasainareo tamin'ny nanao sign up tao amin'ny gmail no tsy maintsy apetraka rehefa manao tsikera. Tsy maintsy mametraka email satria iny email iny no miova ho sary kely.
rurik momba ny fanakelezana sary...
Fika voalohany mampiasa mspaint:
Raha tena tsy nihena tamin'io ady gasy io dia ahena mihitsy
rurik momba ny fanakelezana sary...
Fika voalohany mampiasa mspaint:
- Sokafy ny mspaint
- Menu Demarrer
- Executer
- Soraty hoe mspaint dia OK
- Sokafy avy ao ilay sary
- Tonga dia ataovy hoe Enregistrer sous... dia omeo anarana hafa.
- Jereo raha nihena ny lanjany
Raha tena tsy nihena tamin'io ady gasy io dia ahena mihitsy
- Sokafy ny mspaint
- Menu Demarrer
- Executer
- Soraty hoe mspaint dia OK
- Sokafy avy ao ilay sary
- Jereo fa misy menu hoe Image - Reduire/...
- Ahenao araka izay tianao ilay hoe 100% amin'ny horizontal sy vertical. Tsy maintsy miaraka ahena mitovy raha tsy izany dia tailana ny sary. (ohatra hoe 30% - 30%). Ilay mampitongilana azy tsy kitihana
- Enregistrer sous...
- Omeo anarana hafa
- Ampidiro am'zay :-)
12. hery
(
26/01/2006 15:37)
fasaly> jereo fa sao dia tsy nametraka email enao rehefa nametraka tsikera.
13. Fiffi
(
26/01/2006 15:41)
misy mbola mora noho io @ fanakelezana sary an! raha vao vita ny scan de tonga de modifier fotsiny dia ianao no manakely azy arakin'izay hitiavanao azy de vita dia OK enregistrer Ok ! de zay.
15. fasaly
(
26/01/2006 16:40)
misaotra hery fa nety a! lay tsy nametraka adresse mail no tsy nampivoaka ny sary....:wink:
16. fanaina
(
26/01/2006 18:29)
:D:D merci be any hery fa nety soa matsara ihany koa ny ahy!!!
:-*:-*
:-*:-*
18. mamzelkely
(
27/01/2006 08:04)
rurik afaka ampihenana sary ko ky miditra photoshop:
1- image
2- taille de l'image
3- ahenao ny pixel fa tokony hihena le izy
enfin zay alo ny fanaovako ny sariko refa mampiditra za ee
1- image
2- taille de l'image
3- ahenao ny pixel fa tokony hihena le izy
enfin zay alo ny fanaovako ny sariko refa mampiditra za ee
19. rurik
(
27/01/2006 08:43)
Hery misaotra betsaka fa ataoko sao mba mety , misaotra betsaka daholo an :-*:-*:-*
20. dadabe
(
27/01/2006 13:44)
mamzelkely a> ataovy teny angilisy gfa ny matos-ko teny anglisy :(
kliker (souris droite eo @ le sary )
de manao edit
de image
de strech/skew de mety ihany koa e:( :°)
kliker (souris droite eo @ le sary )
de manao edit
de image
de strech/skew de mety ihany koa e:( :°)