Ilay sary sonia ao amin'ny tsikeran'ny sary
22. akamatiana
(
28/01/2006 04:59)
yonika dainnn !! eo mba ataovy nenah fa zah tsy tonja sary aty :(
23. yonikafopl
(
28/01/2006 16:14)
akamatiana hihih rehefa midina njy radem manao kleeee, tsy hitako we iza ny sary tinjy apetaka.:wink:
24. mamzelkely
(
30/01/2006 11:14)
dadabe< ts haiko njay ra teny anglisy fa za ts mahay teny anglisy klé:°)
25. lapino
(
30/01/2006 11:20)
Ary raha tonga dia mijery an'ilay sary ilay kelikely loha ireny dia atao copie-coller fotsiny? :lol:
26. fiaritiana
(
13/02/2006 16:23)
narahako io nolazain i Hery io dé efa nihena ny sary fa tsy mety tafiditra ato amin ny serasera e! mba ampio azafady o!
27. fasaly
(
13/02/2006 17:41)
fiaritiana a! raha efa nivoaka lay sarinjy ka efa ambany ny 100 io de mety izy izay fa mila mianjy kely de rehefa mametraka tsikera aroky de apetaho ny adresse mail nampiasainjy tary am gravatar tary!!!!
mety foana io e!:wink: mety rahampitso vo miseho ny signature njy
mety foana io e!:wink: mety rahampitso vo miseho ny signature njy
28. fiaritiana
(
14/02/2006 20:18)
non, tsy lé sary kely ao amin ny tsikera no anontaniako ka fa lé sary ampidirina ao anaty serasera mihitsy, bdb sary mantsy ato amiko fa ngezabe dé tsy tafiditra e! ka izay no ilaiko toro hevitra o!
misaotra ihany aky fasaly a!:-*
misaotra ihany aky fasaly a!:-*
29. handn
(
17/02/2006 11:59)
franchemen tena ratsy ianao nefa tu occupes trop la place. j'en ai marre de te voir akamatiana
:evil:
:evil:
30. hery
(
17/02/2006 12:47)
handn> tu n'es pas obligée de voir les places occupées :-)
1e choix. Mikimpy ny maso rehefa mijery
2e choix. Tsy mandeha eo amin'ilay hoe Sary rehetra fa mandeha eo amin'ilay hoe Hitady namana dia tadiavo ze misy sary
1e choix. Mikimpy ny maso rehefa mijery
2e choix. Tsy mandeha eo amin'ilay hoe Sary rehetra fa mandeha eo amin'ilay hoe Hitady namana dia tadiavo ze misy sary
31. lapino
(
17/02/2006 13:28)
fiaritiana: Io efa natoron\'i hery ery ambony ery io:
1- Démarrer > Programmes > Accessoires > Paint
2- Fichier > Ouvrir ... (dia tadiavina ao ilay fichier misy an\'ilay sary)
3- Fichier > Enregistrer sous ... (mba tsy hikitihana ny original)
4- Image > Etirer/Incliner ... http://img106.imageshack.us/img106/1033/etirerincliner17hi.jpg
5- Fenoina io case io: ataovy mitovy ny horizontale sy verticale, ohatra hoe samy atao 50% na samy 30% http://img106.imageshack.us/img106/2484/etirerincliner2sm.jpg
6- Fichier > Enregistrer
Dia izay, fa miandry ny sarin\'i fiaritiana bedebe izany e! :wink:
handn < kalammm kalammm ndry aloha e! :wink:
Mety ho ohatra ny tsy itiavan\'ny sasany xxx ihany koa no tsy itiavan-dry sary bedebe, fa aza atao mahasorena fa marary fo am\'zany eo ndry! Tsy aleo ve tsika cool daholo foana e? :wink:

35. akamatiana
(
19/02/2006 05:44)
wajayyy le , kay misy miresaka anah ato :-D:-D
handn> tsy masakana anah tsy ametsaka sary ny haratsiko , izay mahafaly ireo zay namako no ataoko , mahazo tsy mijery toi , na kou fenoy bedabeuuh kou ny sarinao euuh!! hery aa> sa tsy mahazo mametsaka sary tsony zah , refa làh manko miteny de tsy asiko tsony :wink::-D

36. mamzelkely
(
20/02/2006 08:23)
k'efa ny mora njinja refa leo mahita ny sarin ankizy de akipio ny maso handn ko anie mafy loha eee:-D:-D