Fifidianana Palestina: nandresy ny Hamas!
41. fijo
(
01/03/2006 19:47)
ann, an,ndry ve mba efa niara niaina tamina arabo????raha tsia dia aleoko mangina,fa raha efa niara niaina tamin'ireo dia tsimaintsy nahatsapa fa olona tia mikorontana ireo.sady kamo no te ahazo izao rehetra izao.
miaro ny taniny izy hoy ianoa,ie,koa maninona izy no mandeha manakorontana ny any jordania koa,sa taniny koa any?maninona izy no manakorontana ny any liban koa,sa mbola azy koa ny any

42. ann
(
02/03/2006 15:14)
fijo sao de diso filaza enao .
efa niara-niaina t@ arabo za ,ary fatatro tsara ny toe- tsainan'ny arabo .
eny miady ry zareo rehefa korotanina na ampijaliana .
ataoko angamba fa fatatr'i fijo tsara zany , fa raha mbola tsy fatatrao de zao : maka saka enao de hidio daholo ny trano de kapohy izy na ataovy zay hampijaly azy ,mino aho fa hamaly anao izy rehefa maharary ,ka hoatrizay ko ny arabo , efa ela niaretana ry zareo efa tsy tanty intsony hona ny manjo de zay no antony anaovandreo fihetsika toy ireny .
raha mikasika ny liban ndray de zao : anotanio ry zareo monina any liban fa ry zareo mahay ny momba2n'ny sehionisme tsaara [satria ry zareo faly handrava tanin'olona ]nila nonina tany liban ry zareo fa navoakan'ny'' hizbollah''avy tany liban, de zao nila naka an'i palestine ko de havoakan'ny ''hamas ''avy any @ tanin de tsy hay ko zao ny tany tokony halany .fijo zao no mba hafatra ataoko aminao manomboka izao de mandehana mikaroka ary fantaro tsar zany atao hoe ''israel'' zany , ny mampalahelo mantsy tsy de misy olona mahasahy miresaka ny momba2 ny israel hatramin'izao .
ka zay no mba iangaviako aminao .

43. fijo
(
02/03/2006 21:08)
ann asa aloha,fa ny arabo fantatro sy hitanay aty,dia arabo,lian'ady sy voretra ary tia korontana daholo,
aza hadino,fa ny palestinianina no nila ady tamin'ny israelianina volohany tamin'ny 1958;
ary ny arabo no nitarika ny adin'ny fito andro

44. ann
(
03/03/2006 15:44)
eny ekekony teninao , fa efa nazavaiko tetsy ambony ny mikasik'io ny finoana hoa zavatra hafa ary ny toetra ko zavatra hafa.mbola tsy nahita finoana nampianatra zava\dratsy zany aho .
betsak ny namanay aty nefa tena mitandro ny fahadiovana ry zareo ,ary olona tsy mba mikorotana zany .

45. fijo
(
04/03/2006 19:19)
ann an,mba efa hitandry ve ireny mpitory silamo ao londre ireny,inona no lazainy:"vonoy ny tsy mpino silamo,na ny zanany na ny reniny,dia alivo ny akizy vaviny"vao nisy fandaharana omba io omaly tao amin'ny arte,
teto frantsa indray mpitory silmo tao lyon no nilaza hoe :"azo atao tsara araka ny coran ,ny mamono ny vadiny raha silamo izy",
ary farany,tsy hitandry ve ireny fihetsehana mahery vaika sy herisetra be nataon'ny silamo ireny,raha nahita ilay sarisary momba an'i mahometa izy?sary ve dia hanaovana toetra toa ireny?mba hitako hoe tsy ampy fisainana ihany ka

46. xxx
(
05/03/2006 21:58)
Izaho na dia xxx aza dia miombon-kevitra @ fijo ihany, marina filazany io. Mbola manao fomba barbariana ny silamo, tsy ankanavaka io, toy ny lapidation, excision, vono'olona isan-karazany, inceste, ny vehivavy moa izany dia citoyen de 3eme zone etc.
47. ann
(
06/03/2006 11:26)
fijo ,nanotaniako olona io zavatra io ,de niteny izy hoe tsy misy an'izany ny ao @ finoana silamo hono
49. fijo
(
10/03/2006 20:47)
ann,fantandry ve fa any iran raha tratra mijery film porno ny olona iray ,dia esorina ny masony?????izany ve no olona kalma sy liam pihavanana???mba tsy azoko ilay fomba fijery
50. xxx
(
15/03/2006 10:46)
hihihihihihi
fijo ahhhhhhhhhhhh
aza mba mandainga mo fa tsy tiko anie mandainga io eeee
fanga enao efa niaina tany ?
na misy havanareo any ?
na misy namanareo any ?
tsy misy an'zany any .
sao de mba fakahalainana an'iran zany ry fijo
elonana ry zareo fa mivoatra