Fifidianana Palestina: nandresy ny Hamas!

21. xxx ( 30/01/2006 16:31)
Raha ny hevitro dia tokony miala ao palestine ny Juifs satria efa tsy taniny intsony io hatry ny elabe. ny juifs dia efa lasa metissé european fa tsy pur intsony, jereo ny noms de famille : Steinberg, Apfelbaum... izany ve tsy efa Allemand.
22. ds ( 30/01/2006 21:17)
Toa efa samy manana ny taniny ny israeliana sy ny palestiniana raha tsy diso aho. Tsy any intsony no tokony hipetraka ny adihevitra fa eo amin'ireo tany palestiana hafa dongin'israely (Cisjordanie, jerosalema atsinanana sy ny faritry Gaza). Ireo faritany telo ireo dia nalain'ny israeliana tamin'i Egipta sy Zordania rehefa resiny tamin'ilay ady nandritra 6 andro (1967).
Roa ny vahaolana amin'ity raharaha ity :
1) miala tanteraka ao amin'ireo faritany telo ireo ny israeliana
2) mankatoa tanteraka ny fisian'ny firenena israeliana ny palestiniana ka tsy
mitaky ny fanapotehana azy intsony.
Mora resahina anefa izany saingy sarotra tanterahina. Iza no hanomboka ?
Misy fifampatokisana ve eo amin'ny roa tonta.
Araka ny hevitro, raha tsy mirotsaka an-tsehatra ny firenena matanjaka rehetra, dia tsy hovahan'ny roa tonta ny olana. Eo amin'io faritra io anefa tsy dia ahitana tombontsoa firy...

Momba ny fifidianana : famahoahana na demokrasia no dradradrain'ny tandrefana sy tiany hampiharina etsy sy eroa kanefa rehefa mihatra dia tsy ekeny. Rehefa naharesy ny hamas, dia tokony hajaina ny safidim-bahoaka. Raha matahotra ny hamas dia tokony tsy nanao fifidianana fa avy dia jadona ka asa raha mbola demokrasia izy amin'izay.
23. jentilisa ( 31/01/2006 04:15)
ny olana momba io fifidianana io dia ny olana tahaka izay niseho tany Alzeria talohaloha teo koa! Rehefa ny vondrona somary mahery fihetsika no nandresy dia nanongam-panjakana ny miaramila izay araka ny fiheverako azy dia ny Frantsay ihany no tao ambadika.

Momba an'i Gaza dia efa niala tany tanteraka ny Israeliana tamin'iny taona lasa teo iny. Cisordanie kosa indray dia saiky teo an-dalana ny an'ny Praiminisitra no iny tratran'ny aretina iny ny lehilahy.

Raha ilay teny hoe efa tsy taniny intsony indray dia vao maika nanamafy ny hevitro izy izany! taniny taloha izany io?
24. xxx ( 31/01/2006 14:02)
Ny antsika indray dinihina fa izany resaka palestine izany tsy mi-interesser antsika loatra e!
25. fijo ( 31/01/2006 22:00)
le izy anie ry zalahy ka azo hifanarahana raha tiana hilamina e.
rehefa mifanaraka,dia tsimaintsy samy mamela kely ny tombotsoany.
raha toa ka manaiky ny rafitra efa misy ry zareo roa tonta,ka samy hananan ny taniny,ary samy hiaiky fa misy ny ray,dia hiravina io.
ny fifanarahana anie efa saika vita tamin'ny andron'i rabin e,fa ny olana dia mitaky foana ny palestinianina hoe atao renivohitra jerosalema.noho ny resaka fiarovana anefa dia tsy hafaka manaikyizay mihntsy ny jiosy.koa maninona raha avela any jerosalema,fa takalony kosa manome tany hafa hoazy ny jiosy?
26. jentilisa ( 01/02/2006 11:53)
Avy amin'ny olana mitranga any ivelany kosa no mety ahitana vahaolana tampoka aminn'y zava-mitranga eto an-toerana e!
27. fijo ( 01/02/2006 19:54)
eny e,tsimaintsy jerena ny an'ny hafa hakana saina hoan'ny tena,fa resaka HAMAS aloha isika izao.
28. jentilisa ( 02/02/2006 06:28)
izao dia re tany amin'ny takotakona fa tsy manaiky ny hidiran'ny hamas ao amin'ny gvt i Mahmoud Abbas raha tsy mametraka fitaovam-piadiana, izay tsy ao anatin'ny eritreritry ny hamas mihitsy!
29. fijo ( 02/02/2006 20:56)
jentilisa,gaga koa aho naheno an'io vaovao io.misavoritaka be any izao ka.miandry isika
30. jentilisa ( 03/02/2006 08:50)
mifangaro daholo anie ny esaka rehetra raha vao ny ao no resahina e!
31. eprom ( 03/02/2006 12:28)
xxx:

Ny antsika indray dinihina fa izany resaka palestine izany tsy mi-interesser antsika loatra e!

Raikitra ny ady ao moyen-orient, miakatra ny baril, mbola tsy mi-interesser antsika ihany ve?:wink:


32. fijo ( 03/02/2006 19:31)
hi hi hi eprom;efa manomboka mi interesser ka.fa raha tsy misy fiara lery tsy hitany.
nefa dia hiakatra koa ny fitanterana dia hiakatra koa ny vidinjavatra.eto kosa ngamba tena manakaiky ny interret an.
33. xxx ( 07/02/2006 20:23)
Tena tsy lasa ity silamo ity ry zalahy a!
Hamafiso ny evangelisation fa tena tsss!
Soa ihany fa mbola minoritaire rizareo any Macr. Aleloia!
34. fijo ( 07/02/2006 21:18)
sovaka be ireo ka mitandrema ihany e;ireo anie tsy mivavaka fa mihongana e.
35. xxx ( 09/02/2006 22:16)
Raha resaka palestine aloha dia manana ny rariny rizareo arabo ary tokony hiala ny juif na mikisaka , satria tsy taniny intsony io hatry ny elabe.

fa en general dia tsy atokisana ny arabo sy ny silamo tsy aleo indray aza ny bekintana ihany
36. fijo ( 10/02/2006 20:10)
palestina dia tany hiaraha manana hoan'ny jiosy sy ny palestinianina.
tamin'ny 48,dia efa nanomboka nila hady tamin'ny jiosy ny palestinianina,fa resy.ary dia nirotsaka antsehatra ny arabo rehetra,nefa dia mbola resy ihany.
ka rehefa tsy aharesy ve,tsy aleo,mifanaraka.
37. xxx ( 12/02/2006 23:02)
Izaho dia leo ireto arabo-ndoza ireto kle, sady voretra koa etsy andaniny, jereo ny zava misy ny any Marseille ange e! loto tsy loto etc....
mety rariny ihany ny an-drizalahy Palestine fa saingy ilay culture arabo-musulmane mihitsy no tsy reveko, tsy aleoko judeo-chretienne ihany.
38. fijo ( 14/02/2006 22:14)
raha izay aloha dia marina e;sady voretra no tia korontana,no tsy mba mahay mandefitra
39. ann ( 01/03/2006 09:33)
fijo: iza no tia korontana ?
ianao miaro ny tanindrazanao ve tia korontana sa izay mila hangala ny tanindrazanao ?
mba eritrereto ny teny havoaka ry fijo sy ny namany
zo njizareo ny miaro ny fireneny [tsy toa antsika gasy ,manary ny tanindrazany].
hadinonareo anga ny ady t@ fanjanahantany ?
inona no antony nampiady ny malagasy [ireo ray aman-drenin=tsika]t@ frantsay ,satria izy ireo nahita fa mamy ny tanindrazana .
de fomba ahona ny tsy hiarovan'ireo palestine ny tanindrazany?
mikasika ny silamo njay de zao ,hafa ny finoana sy ny toetra ny finoana mampianatra fahendrena fa isika olombelona tsy manaraka .
hitantsika zany ao @ baiboly fa mandrara hoe aza minjanganjanga nefa isika mbola manao .
zany tsy midika hoe ny finoana ratsy fa isika olombelona no ratsy.
ka hoatrizay ko ry zareo mety ry zareo no ratsy fa tsy ny finoana.mba eritrereto.


40. xxx ( 01/03/2006 14:08)
EEE, tsy dia azoazoko loatra zalahy 'lay fomba silamo na dia izany aza e! Aleloia!
Aiza ve ka violence primaire be foana fa tsy mba misaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083