nitory amin'izay ny athée!

1. jentilisa ( 25/01/2006 07:31)
Sendra hitako androany ity ry zareo dia aleo izaho no hamoaka azy eto satria zava-misy any Italia izany ity e!
http://fr.news.yahoo.com/25012006/202/la-justice-italienne-appelee-se-prononcer-sur-l-existence-de.html
Dia mba fantatsika izany hoe tahka ny ahoana tokoa ny olona nametraka ny adi-hevitra tato e!
novalian'i stephan ny 21/02/2006 13:53
2. dadabe ( 25/01/2006 10:34)
somary fitimpitino kely @ teny gasy hoe ra-jentl...fa tena :{:^)
3. eprom ( 25/01/2006 11:18)
Raha izao no mitohy, izay rehetra miteny fa misy ny fanahy de mbola mety ho voatory any @ fitsarana koa.
4. dadabe ( 25/01/2006 11:50)
:roll::roll:
5. jentilisa ( 25/01/2006 12:11)
Fa iza no tsy mahay teny frantsay handikana ilay voasoratra?
6. diamondra27 ( 25/01/2006 12:20)
za anisany
7. booboo ( 25/01/2006 16:14)
zony ny mitory refa tsapany fa ara-dalàna ny fitoriany.
8. Veloo ( 25/01/2006 16:28)
:roll::roll::roll:
9. rainisalama ( 25/01/2006 17:02)
eprom:

Raha izao no mitohy, izay rehetra miteny fa misy ny fanahy de mbola mety ho voatory any @ fitsarana koa.

Raha izany indray tsy hitan'ny fitsaràna hotsaraina ka!Tsisy riska!


10. lapino ( 25/01/2006 18:15)
Betsaka mihitsy ny chance-n'ilay athée amin'io. Fa manontany tena ihany aho ny amin'izay ho fihetsik'i Vatican manoloana an'io. Asa koa raha hanan-kevitra ny FFKM. Na izay institution hafa mitovitovy amin'ireo ...
11. fijo ( 25/01/2006 19:19)
zony ary hitako hoe mety ny nataony,saingy izany akory tsy hampiova ny finoan'izay mino.
12. lapino ( 25/01/2006 19:42)
fijo:

zony ary hitako hoe mety ny nataony,saingy izany akory tsy hampiova ny finoan'izay mino.

Izany hoe inona no mety ho tanjony? Ny antony mahamety ny nataony e?
13. Veloo ( 25/01/2006 19:50)
jentilisa a jereo ny salamo 53 ; 1... ao ny momban'nt tsy mino an an'Antra...
14. Lejim ( 25/01/2006 23:47)
Tsy misy zavatra mampatahotra amin'izany fa ny finoana dia finoana ihany. Na resy aza amin'ny fitsarana aza ilay pretra, tsy ahafoana ny finoana, ny fiangonana Kristianinia, ary ny Fiangonana Katolika izy. Efa betsaka ny fanenjehana ny fiangonana, ary mbola mitohy izy io, fa saingy tsy mba nety nahatohitra ny Asan'Andriamanitra.
15. marozevo ( 25/01/2006 23:52)
Koa inoa fa tsy mitovitovy tamin'ny andron-dry Piera (Petera) sy ry Paoly indray ity. Marina tokoa fa mety hanana chance kely ilay athée, fa tsy hampiova ny finoana izany.
Asa koa, mety mba nitarika olona maro ho any amin'ny firehan-keviny ilay ranamana dia tsy nahazo, ka tratry ny jalousie dia io no nataony.
Izaho eto italie amin'izao fotoana izao, fa raha araka ny fahitako ny ambiance aty, dia tsy hankaiza io.
16. Veloo ( 26/01/2006 02:06)
lejim a ie izay manana finoana noho vonjena.. rehefa athee dia athee a moins que il y a quelqu'un qui le convaincra a dire qu'il y a Dieu tout puissant. Ny adala no manao anakam-po oe tsy misy andriamanitra..
17. jentilisa ( 26/01/2006 06:38)
Asa raha mahamarika isika araka ny lazain'io vaovao io fa fitaovana na fomba entiny mampiely ny petra-keviny io fitsarana io. ny these izany anie tsy milaza avy hatrany fa teny izay mihitsy no marina e! fisintonan-kevitra no tena votoatin'izany araka ny fahazoako azy. Jereo tsara fa olona iray no notoriany ho mpilaza lainga sy mpanao abobo, sainy ny tena ao ambadik'izay dia ny fiangonana mihitsy no asiany.
ny mahatsikaiky dia ny fitadiavana porofo ny amin'ny nisian'i Jesoa...ny akanjony ve sy ny inony no tadiavina amin'izany? F'angaha ankinina amin'ny zavatra hita maso ny finoana...
Ary satria moa efa hitantsika indraindray eny ny fototry ny resany dia nahoana koa ary izy no tsy mitory izay tokony hotoriana ny amin'ny hoe tsy may izany mihitsy ny tantaran'ny Rôma fa lainga be izany hoe may izany ny tanànan'i Rôma tamin'ny taonjato voalohany!
18. rainisalama ( 26/01/2006 10:32)
-Marina mihitsy ny voalazan'i Jentilisa fa tsy ilay maopera no teny tanjon'ilay olona fa ny institution sy ny fikambanan'ny mpino.Raha ny fahitàko azy aloha dia tonga ny andro tsy ahafahana intsony mampiely finoana araka izay fanao mahazatra ny kristianna hatramin'izay (toy ilay eny an'arabe sy isam-baravarana io) fa raha te hampiely finoana ianao dia miantso ny olona hisitrika anaty trano fiangonana sisa.
19. dadabe ( 26/01/2006 11:39)
:roll::roll:
20. marozevo ( 27/01/2006 00:53)
rainisalama:

-Marina mihitsy ny voalazan'i Jentilisa fa tsy ilay maopera no teny tanjon'ilay olona fa ny institution sy ny fikambanan'ny mpino.Raha ny fahitàko azy aloha dia tonga ny andro tsy ahafahana intsony mampiely finoana araka izay fanao mahazatra ny kristianna hatramin'izay (toy ilay eny an'arabe sy isam-baravarana io) fa raha te hampiely finoana ianao dia miantso ny olona hisitrika anaty trano fiangonana sisa.



Ilay mitory eny amin'ny arabe koa aloha tsy voako eh.. tsy voako ny mihaino azy, ka maika fa ny hoe hitory eny.. sanatriako io. Le isam-baravarana koa toy izany... misy fetsilahy koa ry zalahy ireny indraindray, fa tsy izy rehetra anefa. Betsaka ihany ny tena mitory am fo.
fa izao kosa eh... Ny olona tsy antsoina hisitrika ao am-piangonana izany. Voalohany aloha ny olona tena mino tsy antsoina fa tonga asesiky ny fitiavana. Manaraka izany tsy fisitrihana ny Fiangonana akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2371