nitory amin'izay ny athée!
21. jentilisa
(
27/01/2006 08:25)
Azo lavina anie ny olona tsy hiditra fa tonga dia hoe samy manana ny finoany io dia vita kabary e!
fa tahaka ny adin'ny tsy manan-katao fa retirety ve sa inona no nanjo ilay olona talohan'io fotoana io?
fa tahaka ny adin'ny tsy manan-katao fa retirety ve sa inona no nanjo ilay olona talohan'io fotoana io?
23. marozevo
(
27/01/2006 23:36)
rainisalama:
-Marina mihitsy ny voalazan'i Jentilisa fa tsy ilay maopera no teny tanjon'ilay olona fa ny institution sy ny fikambanan'ny mpino.Raha ny fahitàko azy aloha dia tonga ny andro tsy ahafahana intsony mampiely finoana araka izay fanao mahazatra ny kristianna hatramin'izay (toy ilay eny an'arabe sy isam-baravarana io) fa raha te hampiely finoana ianao dia miantso ny olona hisitrika anaty trano fiangonana sisa.
Raha hiady amin'ilay institution toa hiady amim-bato ihany ny atody...
24. jentilisa
(
28/01/2006 08:11)
Mbola izao ny tohin'ny resaka aloha an!
http://fr.news.yahoo.com/27012006/202/existence-de-jesus-la-justice-italienne-prend-le-temps-de.html
http://fr.news.yahoo.com/27012006/202/existence-de-jesus-la-justice-italienne-prend-le-temps-de.html
25. lapino
(
28/01/2006 18:16)
L'affaire a commencé le 11 septembre 2002, lorsqu'il a porté plainte contre le père Righi.
Danzz io daty io izany an! :wink:
Danzz io daty io izany an! :wink:
27. marozevo
(
29/01/2006 01:05)
Voalaza ao amin'ilay rohy hoe :
L'affaire a commencé le 11 septembre 2002, lorsqu'il a porté plainte contre le père Righi.
Raha ampifandraisina izany ity lohahevitra ity sy ilay iray ao ambony ao dia mety ho andro fiasan'ny demony ny 11 septembre ?
Fanontaniana ny ahy.
28. jentilisa
(
29/01/2006 12:04)
fa lasa koa ianareo izany an! tonga dia ny manda kambana indray no ao an-tsainareo avy hatrany! :wink:
29. lapino
(
29/01/2006 12:15)
marozevo: aza malaky ampifandraisina ka! Lasa asan'ny demony eo koa izay teraka 11 septambra! :-D:-D
30. marozevo
(
30/01/2006 00:06)
Asa na misy afaka manokatra fanadihadiana momba ireny daty ireny tokoa... Io aloha dia efa hita izany ny 11 septembre, na dia misalasala aza ny maro hampifandray azy...Tokony tsy hampifandraisina tokoa aloha eh. Fa misy koa ohatra ny 13 Mai 1968, 1972, 1981...
ianareo izay manaraka akaiky ity fitsarana ity, dia mba ampitao ihany ny fivoatran'ny raharaha.
ianareo izay manaraka akaiky ity fitsarana ity, dia mba ampitao ihany ny fivoatran'ny raharaha.
32. marozevo
(
30/01/2006 00:57)
Veloo:
8O ary marovezo to mbola tsy matory?? sa tsy mahita tory enao?8O
Za ora toy izao foana no eto ka... Efa avy matory kely aho dia mikatroka eto mandram-pahamarain'ny andro. Fa tsy eto amin'ny serasera ihany ange aho no miasa amin'ny Internet eh...
39. marozevo
(
21/02/2006 01:57)
nanahoana ny niafaran'ilay tribnaly eh ? iza no naharaka fa izahay aloha tsy nahenoheno eh.
40. stephan
(
21/02/2006 13:53)
Na izahay aza tsy maharaka intsony! rehefa tsy mivoaka web anie dia tsy ho hitanay mihitsy e!
