1 million de dolara

41. vale ( 28/01/2006 14:26)
Herytae:

F'anga voatery ho manakarena vao manome fanampiana e! i Vahinala zao efa nanao izany, tsara be! dia mba ho hita eo zany ny adinareo any andafy any e (frantsa surtout). N aeto dago aza nge be ny cas ôtra'zany e! fa io ndray an! hoy lay hira hoe: samy manao zay mahamiramirana ny sainy, samy manao zay mafalifaly ny fony!

Manome dia manome tokoa izahay matoa mahasahy mitsikera io olona io kà !

42. Fiffi ( 28/01/2006 18:53)
fijo: marina ny anao an! ary tena betsaka mihintsy no manontany ahy hoe avy aiza ianao ? dia rehefa miteny aho hoe Madagasikara dia manontany ahy izy hoe aiza izany ? :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7