1 million de dolara
21. cheboman
(
24/01/2006 16:56)
Fiffi : izany an :D , izaho anie tsy nitsara anao fa mba resaka mandeha koa ny ahy, matoa io olona io mahasahy mandany vola mividy io ankanjo io amin'izany vidiny izany, raha tsy efa mba nanome, nanampy sy nizara izay betsaka ananany izy tsimaintsy mba misy heritreritra manenjika azy ihany
22. Vahinala
(
24/01/2006 18:40)
mandrindra > Draiss za ndray d efa nanome mintsy, zany ndray ve hisalasalana na dia tsy mpanankarena aza aho, mba nanaitra ny fo ilay hoe hoan'ny malagasy mihitsy ilay fanampiana.
25. Fiffi
(
25/01/2006 05:06)
cheboman: na eo am-pijerena fitaratra manao an'ilay akanjo ve ? :roll:
26. Herytae
(
25/01/2006 09:48)
F'anga voatery ho manakarena vao manome fanampiana e! i Vahinala zao efa nanao izany, tsara be! dia mba ho hita eo zany ny adinareo any andafy any e (frantsa surtout). N aeto dago aza nge be ny cas ôtra'zany e! fa io ndray an! hoy lay hira hoe: samy manao zay mahamiramirana ny sainy, samy manao zay mafalifaly ny fony!
27. cheboman
(
25/01/2006 12:05)
ato koa gravy raha misy olona andika vilana an,
ny vidin'ilay akanjo resahina eto vola be, mazava ho azy fa manakarena ilay olona, izay no mahatonga ahy niteny hoe "tsimaintsy mba mety koa efa nizara tamin'izay betsaka ananany izy...."
dia misy mandika hoe: izay manankarena ihany no afaka mizara sy manome fanampiana, dadany izany hoy ilay reniny :D
izaho aloha tsy manenjika ahy mihintsy ny eritreritro raha efa manao ny adidiko sy izay azoko atao hanampiana ny manodidina ahy amin'izay kely ananako aho ka mba misy sitrapon'ny tenako mba tiako vidiana ihany koa,

28. Fiffi
(
25/01/2006 14:54)
cheboman: marina aloha ny anao an! @ fomba ahoana koa moa ny hisian'ny hoe iny aho fa efa mba nanao ny adidiko dia mbola mety hanenjika ahy hiany ve ny heritreritro? tokony tonga dia mandry ara-dalana ka!
31. fijo
(
26/01/2006 04:43)
fiffi an,izy nividy an'io anie tsy mahalala akory izay madagasikara any e,izany mada izany aminy FILM,raha ny gasy no mividy an'io mety mba hampisaina ihany.
sady volany izy ka tsy hitako mihintsy izay olana.
sady volany izy ka tsy hitako mihintsy izay olana.
32. Fiffi
(
26/01/2006 07:50)
fijo: indrisy !! marina tokoa izany hoe film fa tsy mahalala akory an'izany Madagasikara izany. Marina koa fa volany io ary izy hiany no mahafantatra izay tiany hampiasaina ny volany , tsy hoe nanisy olana ary tsy misy olana anie ialy fanontaniako e! fa mba heritreritra mandalo ny ahy :)
33. vola100
(
27/01/2006 04:18)
salama daholo,
tsy fantatro aloha fa mba nisy fiteny henoko hoe: les riches ne sont jamais genereux,matoa manakarena toy zao tsy olona illetre mihitsy,afa-tsy hoe angaha ni- gagné loto izy.iza koa tsy mahalala any M/CAR na resaka ara-politique fotsiny aza, asa aloha fa hevitra atsipy ny ahy.

34. Herimiafina
(
27/01/2006 05:07)
Na 1millions na 100 ariary, izay manolotra ankafaliana ihany no sitrak'Andriamanitra! :-D8)
36. Herimiafina
(
27/01/2006 06:51)
Fiffi an, njy koa mahafinaritsa kah. :-*
Be anie ny gaspillage eto ambonin'ny tany e! Be ohatra na eo antokantrano aza no mahafoy vola entina mirevy kanefa ny ankizy noana sy marary tsy misy fanafody, resaka UTILITÉ daholo izany. Hoe manao ahoana ny utilité-n'ny zavatra iray aminao? Ny utilité kanefa voafetran'ny budget, ary ny budget voafetran'ny hery (sandry, saina, sns) hananan'ny tsirairay.
Ka eo indrindra no hanakianako manokana ny hoe "misy ny vola fa ny handaniana azy no tsy misy" satria raha be ny vola de tsy de hita ny performance financiere fa raha kely ny vola de hita tsara hoe nahavitana zavatra tsara iny.
Jereo fotsiny fa raha hitanao fa manify ny paosinao de lasa misaina be ianao mametraka priorité amin'ny handaniana azy ka lasa hita tsara ny asa mivaingana vitany.

37. Fiffi
(
27/01/2006 09:44)
herimiafina: marina tokoa izany lazainao izany ,raha manify ny paosiko aloha dia tena marina fa tsy maintsy miheritreritra tsara ary mametraka priorité arakin'ny voalazanao , fa raha matevina indray ny paosy , raha izaho aloha io an !! dia an3 aka hiany aloha tena dinihina mafy alohan'ny handanina ilay vola (sa ve mba io ianao ry Herimiafina hanatevina azy) ? :-D:-D:-D dia misaotra mialoha ary e! :-D:-*:-*
38. Herimiafina
(
28/01/2006 01:04)
Zah akia tena tsy manana fa raha manana zah de hataveziko ny kitapombola-njy an.
de izao koa, tadidio fa misy ny antsoina hoe mahantra mendrika fa tsy ny mahantra rehetra akory no mendrika ny hampiana (Rev. Thomas Robert Malthus, 1897) hehehehehe8):-D8)
de izao koa, tadidio fa misy ny antsoina hoe mahantra mendrika fa tsy ny mahantra rehetra akory no mendrika ny hampiana (Rev. Thomas Robert Malthus, 1897) hehehehehe8):-D8)
39. fijo
(
28/01/2006 04:29)
vola100 an,zanatany frantsay isika,fa lazaiko anao,fa be ny frantsay no tsy mahafantatra akory hoe aiza marina no misy an'ny madagascar.