Faisons l'amour avant de nous dire adieu
41. Vahinala
(
26/01/2006 11:05)
fijo > Zay mantsy ko, fa zao kosa mba efa matotra amzay e tsy manao anizany tsony za !:-D:-D:-D
42. mamzelkely
(
26/01/2006 12:57)
mhhhhh za ôtrany ts mbola tratran'izany fa ra tena tiko klou le bandy de mety mahavita za ee:°)
43. Samoana
(
26/01/2006 13:49)
Mba tsy hisian'ny lonilony hambabo ny fony pour toujours,:cry:
Ny mety dia izao:aza manao fa "Disons adieu avant de faire l'amour !":wink:
Ny mety dia izao:aza manao fa "Disons adieu avant de faire l'amour !":wink:
45. fijo
(
02/02/2006 04:15)
mamzely,izany an.......hummmmmmm
samoina,ka tsimaintsy "à deux "anie vao mahavita lamoury e,hi hihi
samoina,ka tsimaintsy "à deux "anie vao mahavita lamoury e,hi hihi
47. nolalaina
(
06/02/2006 14:59)
Vahinala:
Za ndray tamin'ny olona niaraka tamiko taloha dia 3 tamindry zareo no efa nataoko an'izany nefa za no miteny hoe hisaraka an, d ny 2 nanaiky fa le 1 farany zay tonga d niridana beu sady nitomany ! :cry::cry::cry:
8O 8O 8O nan'inn tsara lé 1 faranyyyyyy?? tonga dé niboridana beu?? (zafady fa tsy dé mahita tsara zà é)
:-P :-D :-D
48. fbi
(
13/02/2006 16:45)
za koa aloha dia mirevy an'izany na aprés an'ilay adieu ary mbola azo atao koa ilay faisons !e