Faisons l'amour avant de nous dire adieu

1. yonikafopl ( 18/01/2006 14:47)
HOno ho aho, misy manaiky anzany ve raha ny sipany no milaza an'io???
novalian'i fbi ny 13/02/2006 16:45
2. lapino ( 18/01/2006 15:27)
Maninona moa? 8)8)
3. lemenakely ( 18/01/2006 15:42)
mahasaky mahintsy oooo
4. Andriambelo ( 18/01/2006 15:46)
Mba saika handika an'io hira io teny malagasy aho dia hoe "Faisons" fotsiny
5. yonikafopl ( 18/01/2006 15:46)
ah bon!!!
6. chipie1 ( 18/01/2006 16:29)
hira ka hatao ka :-D
7. lapino ( 18/01/2006 16:40)
Yonika: ka iny ange izany no mba tsy aritry ny sipa e! Efa eny @ garan-drôplanina mbola misy mahavita ihany.
"Ilay veloma niraisanay farany, ...
Nantsoiko mafy, tanisaiko ny anarany ..."
8. diamondra27 ( 18/01/2006 17:13)
le hira ray hafa no tena milay koa ry yanokafopl a!
andraso nge e!:-w:-w:-w
9. diamondra27 ( 18/01/2006 17:17)
les larmes aux yeux an'i Jeane Manson. Henoy nge e!
tena mety possible t@ Jeana ngamba io koa
10. diamondra27 ( 18/01/2006 17:18)
lapino: indrindra anie refa mody masoandro
somabisamby eny ambony havoana
11. xxx ( 18/01/2006 17:27)
yonikafopl:

ah bon!!!


Ahoana moa hoy ianao raha ilazako woe efa niseho teo @ fiainako io, ary dia notanterahina arakio hira io tokoa aloha e!satria dia tsy nifakahita intsony tokoa mandrakandroany
12. xxx ( 18/01/2006 17:34)
Tsara tsipihiko aloha fa vehivavy za io an! ary ny tena antony aloha dia satria manambady izy, ka na mifankatia toy ny inona aza izahay dia izay nakamban'Andriamanitra tsy azo ampisarahan'olombelona,ka dia faisons l'amour avant de nous dire adieu sisa no natao e!
13. Vahinala ( 18/01/2006 18:52)
Za ndray tamin'ny olona niaraka tamiko taloha dia 3 tamindry zareo no efa nataoko an'izany nefa za no miteny hoe hisaraka an, d ny 2 nanaiky fa le 1 farany zay tonga d niridana beu sady nitomany ! :cry::cry::cry:
14. Fiffi ( 18/01/2006 19:03)
an3 !! ny ahy aloha dia tsy lasako io e! sady efa hoe nahao adieu ve de mbola anann indray ? rehefa hoe vita de zay ny nataony e! tsy miverina @ io aho:-D
15. vale ( 18/01/2006 21:12)
yonikafopl> ié zà mety! ko hisaraka izany ve!!!!satry raha azoko tsara le hira iny de toa hoe: hisaraka tsy fidiny zany izy 2 , ary de tsy hifankahita intsony :^)
16. Herimiafina ( 19/01/2006 00:37)
yonikafopl:

HOno ho aho, misy manaiky anzany ve raha ny sipany no milaza an'io???

Rah tsy fidiny no nahatonga ny fisarahana de mety misy mety fa raha zavatra flagrant sy gravy be kosa angamba dia tsy mety e. Cadeau empoisonnée izany, fanomezana misy poizina tsotra izao klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D

17. fijo ( 19/01/2006 04:19)
misy mahavita tokoa ka.nisy akamako efa niharan'io,fa handeha hody lery,dia hoy le sipa hoe :"ndao ary hanao farany"fa nalemy lery ny ampitso.
18. yonikafopl ( 19/01/2006 04:32)
fijo hiiiiiii, ka zay , le we ndao hanao farany iny de asiany zavatra eo de ao zany hihihhihihi, ny aza tratrany ihany amty fitiavanjavatra, na we tsy fidina aza ny nisarahana fa mbola mifankatia be
19. ari.malala ( 19/01/2006 04:56)
tsy vita kle!!!
20. mamzelkely ( 19/01/2006 05:42)
mety ho vita ihany io kouuu, ra tena tiko be ve le bandy ts ho vitako ihany io de atao zay hahatsiarovany ahy faraparany sô de mbô misy chance ihany we miverina hiih8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3464