Faisons l'amour avant de nous dire adieu
22. cutie
(
19/01/2006 13:44)
yonikafopl [ Valio ] 18-01-2006 18:47:50
Lohateny : Faisons l'amour avant de nous dire adieu
HOno ho aho, misy manaiky anzany ve raha ny sipany no milaza an'io???
in no nahatonga an-jy nanontany an'io ?8)
23. yonikafopl
(
19/01/2006 18:16)
cutie, tsy de we misy antony lotra, fa mba nahatonga saina ana le izy, henoko fona manko io hira io tato ho ato.De bizzzzzzzzzzzzz kalou njy zanjimalalako fa ela be tsy itako:-*:-*:-*:-*:-*:-*
24. tosy
(
19/01/2006 19:42)
=))(l)(l)(l):*:@ Inona ary ny dikanio raha mbola ankizy kely daholo no mijery an`ity seraseraity(l)=((=))
25. Vahinala
(
19/01/2006 20:07)
Miankina amin'ny tsirairay ihany io e, za aloha d efa nanao an'izany soamantsara! :-D:-D:-D
26. yonikafopl
(
20/01/2006 09:08)
De tsy nifankahita tsony ve nareo avy eo ry vahinala???, de inn tsapanjy??mbola tia avy eo sa tonga de vita kounkou le fitiavana??
27. fijo
(
21/01/2006 04:31)
ouiiiii mamzely sy vahonala.izany ka tena tia.le ahako ro natao an'izay dia nipody foana aho ka
29. mamzelkely
(
23/01/2006 08:03)
ka zay anie le izy atao zay hahatsiarovany tsara ahy sa aôna ry fijo:wink::-D:-D
30. dadabe
(
23/01/2006 13:18)
Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 18-01-2006 18:47:50
Lohateny : Faisons l'amour avant de nous dire adieu
HOno ho aho, misy manaiky anzany ve raha ny sipany no milaza an'io???
hummmm :-w:-w:-w mampsaina izany a ! de ahona izany le..............:-$ :* sur zoky aann!!
31. Vahinala
(
24/01/2006 12:14)
yonika > Mbola nifankahita foana zay avy teo ka, tsy niaraka tsony nefa koa tsy mifampiavona fa rehefa mifankahita dia miresaka tsara tsy misy olana mintsy, afatsy ilay farany teo zay no lasa mi éviter ana foana satria izy tena mbola tia be ana hatramzao. Fa sinon ça va e, ny fifankatiavana ndray efa niova tsy ohatry ny taloha tsony fa ohatry ny hoe lasa mpinamana tsotra fotsiny d zay !
32. yonikafopl
(
24/01/2006 13:52)
dadabe???????????????????????:roll::roll:\
vahinala de njy zany isaky ny hisaraka de manao kely kalou???????
vahinala de njy zany isaky ny hisaraka de manao kely kalou???????
33. Vahinala
(
24/01/2006 14:33)
yonika > Arakaraka aky an, raha tena tiako beu ny nanao tam le bandy d mbo manao adieu kely alou atao fahatsiarovana e, sinon samy miala fotsiny koa. Fa hatramin'izao aloha toa manao foana kely foana ko ! Nisy bandy 1 zay aza, hummmmmmm aleo am manaraka tohizako fa sao himéhezanareo eto za kle :-D:-D:-D:-D:-D:-D
34. vegas
(
24/01/2006 17:24)
Possible ka.
Io anie tsy oe misaraka miady e, fa misaraka noho ny alavirantany hitranga oatra. Na oe votery misaraka noho ny olana maro samihafa. Mazava ho azy fa tsy maintsy manao kely na manao be mintsy aza refa aloan'ny isarahana.
Io anie tsy oe misaraka miady e, fa misaraka noho ny alavirantany hitranga oatra. Na oe votery misaraka noho ny olana maro samihafa. Mazava ho azy fa tsy maintsy manao kely na manao be mintsy aza refa aloan'ny isarahana.
38. Vahinala
(
25/01/2006 14:07)
mamzelkely : nisy sipako taloha aky efa nisaraka efa ela be zay nefa mbola nihaona tampoka taty aoriana, dia nanao kely njay aloha en souvenir du passé e, fa tsy niverina niaraka an, fa zao efa tsy manao an'izany tsony fa efa matotra tsara ! :-D:-D:-D:-D:-D
40. fijo
(
25/01/2006 20:53)
vahinala ,ouiiiii sipa milay ndry,tsy misy maharatsy an'izany anie e,efa tao ihany iny,ko,na miampy kely iray sy roa eny ho eny va aninona.sady raha nahitana tsirony ve moa,aiza ny olana e