Ny fiara ohatran'ny vehivavy :-p
81. Ralay
(
01/02/2006 10:11)
Aokanareo kosa ny vehivavy ry zalahy :lol: aza ampitovizina @ fiara mintsy fa raha tsy misy an'ireo isika anie dia tsy misy interet intsony ny fiainana e. Zah aloha dia manaja vehivavy foana na dia misy tsy tiko aza e :lol: surtout moa rehefa tia ahy zay an de tena kolokoloiko tokoa =))
82. Fiffi
(
01/02/2006 10:39)
hoy hery: Karakarao ohatra ny fikarakarana vehivavy ny fiara fa tsy hoe ataovy toa ny fiara ny vehivavy.. zany kosa ve de tsy mazava?
misaotra an'i Ralay kosa aloha hoe : raha tsy misy an'ireo isika anie dia tsy misy interet intsony ny fiainana e!:)
misaotra an'i Ralay kosa aloha hoe : raha tsy misy an'ireo isika anie dia tsy misy interet intsony ny fiainana e!:)
83. Vahinala
(
01/02/2006 11:33)
Fiffi:
misaotra an'i Ralay kosa aloha hoe : raha tsy misy an'ireo isika anie dia tsy misy interet intsony ny fiainana e!:)
Fiffi a, fa anga njy tsy vehivavy klou e !
84. pitchou
(
01/02/2006 21:12)
ralay> merci an'toi klou e! ho an'ny mampitovy ny vehivavy @fiara no miantefa ny tsikera e! aoka izy ahatanty ny valiny!:lol:
86. Ralay
(
02/02/2006 19:38)
Tsy misy fisaorana fa fomba fijeriko ny vehivavy no lazaiko eto ka raha mahafaly anareo dia mahafaly ahy koa e. Moi , j'adore les femmes =)) elles sont tpoutes romantika
88. fasaly
(
05/02/2006 18:17)
ralay hummmmmm! j'adore toutes les femmes an!
tsy manana preferansa akory ve njy??????:oops:
tsy manana preferansa akory ve njy??????:oops: