Ny fiara ohatran'ny vehivavy :-p

61. lapino ( 20/01/2006 22:17)
Vahinala:
Faly ery nareo mampitaha anay vehivavy amin'ny vongajavatra an.:evil::evil::evil: Mampalaelo mintsy.


Ary maninona i Vahinala no manao sarin-devoly ohatra an'io e?! Ny fiara no ampitahaina amin'ny vehivavy fa tsy ny vehivavy no ampitahaina amin'y fiara! 8)8)
62. hery ( 20/01/2006 22:42)
hita wah ry lapino.

Karakarao ohatra ny fikarakarana vehivavy ny fiara fa tsy hoe ataovy toa ny fiara ny vehivavy.. zany kosa ve de tsy mazava? :-)
63. jentilisa ( 21/01/2006 09:38)
sady ny fiara anie azo kapokapohina amin'ny varavarana fa ny vehivavy anie tsy kapokapohina amin'ilay teny hoe kapoka e! fa misy ihany ny mikapoka na dia tsy mety za izany! :°)
64. Vahinala ( 21/01/2006 12:29)
lapino > Eny ndray ary e, ianao koa ouhhhh :-*:-*:-*:-*
65. Fiffi ( 21/01/2006 19:39)
dokafy foana moa izy e! jereo raha tsy mangirana ery sy mamiratra , mampi-te-hitaingina ery rehefa mahita ilay fiara madio sy mamiratra e ? :-D:-D:-D
66. Herimiafina ( 22/01/2006 06:08)
Ny fiarako izaho ihany no mitaingina azy, tsy mahazo miditr ao na ny vadiko aza, hehehehehe:-D:-D
67. Fiffi ( 23/01/2006 05:12)
Herimiafina: wadray izany fitiavan-tenanao kosa e! dia ilay vadinao ve andeha tongotra foana eny na dia eo aza ianao tsy misy hatao? mba ny vadinao kosa mba mahazo mitaingina e! :-D:-D
-andraso aloha tsikilovina kely hoe ny fiara soa nisy nangalatra ? toa ohatran'ny tsy mandry ny heritreritra indraindray :-D:-D
68. jentilisa ( 23/01/2006 12:02)
Ka rehefa ireny ralia amin'ny raikipohy 1 ireny aloha tsdy misy afa-mitaingina afa-tsy iray ihany e!
69. Vahinala ( 23/01/2006 12:52)
Ary lasa aiza wa fijo sy lapino e, ngo d mbo 1 ihany aza reny ! :-w:-w:-w
70. jentilisa ( 24/01/2006 07:03)
anontanio dia tsatohy e! tratra eo raha olona iray!
71. lapino ( 24/01/2006 09:21)
Olona samihafa izahay sy fijo ka! Za efa ity fa izy angamba mbola lasa nitaingina fiara.
72. mandrindra ( 24/01/2006 15:50)
lasa nitaingina ilay virja
73. Fiffi ( 24/01/2006 16:35)
Vahinala: very anga ndriko ? :-D:-D:-D:-D
-rehefa mangatsiaka be ireny , misy gel ireny dia tondrahina rano mafana ny lavaka kely hampidirana ny lakilé ny varavarana io an ! :-D:-D:-D:-D
74. Vahinala ( 24/01/2006 21:17)
Fiffi > :-D:-D:-D:-D:-D
75. pitchou ( 26/01/2006 18:53)
8Od faly ery ireto lehilahy manambady miresaka ato ireto hoe fiara ikambanany @ hafy ny azy perso !!!!
76. Veloo ( 27/01/2006 17:16)
loza wa retsy ry Pitchou8O:roll:
77. Vahinala ( 27/01/2006 18:32)
D asa mintsy hoe inn no tena tsy haritra amle vhv fa toa tena lasa betsaka mintsy ny dinika hitsikerana ny vhv ato, mila sy tia vhv ihany anefa le lehilahy ka dia mahagaga mintsy.
78. fijo ( 27/01/2006 21:05)
inty aho e.fa misy inona kay?
ny fiara sy ny sipa wa mitovy.
raha vaovao io no azo,mbola maro nohitaingina azy.
raha occaz io,tsy hay izay hanariany anao.
79. pitchou ( 31/01/2006 17:17)
d ahoana kay fijo no ataonareo mianakavy miara-mitaingina fiara iray? d indraindray aza le izy i bavinareo? gravy ange izany e!:-w
80. jentilisa ( 01/02/2006 09:38)
Tsy misy mitsikera vehivavy kosa eo fa ny momba ny fiara ihany no resahin-dry zalahy e!:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8623