Ny fiara ohatran'ny vehivavy :-p
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
23. Fiffi
(
18/01/2006 14:15)
22-tazomy faran'nizay ela indrindra ny fiaranao fa sarotra ny fahazahoana vao2
23-tsy atakalo n'inona k'hidona ninon'k'hitranga rehefa tena izy no safidy sy tena tiana
23-tsy atakalo n'inona k'hidona ninon'k'hitranga rehefa tena izy no safidy sy tena tiana
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
24. lapino
(
18/01/2006 14:52)
Tsy izy kosa ilay 21 sy 22 e!
Satria 22: Soloy vaovao dieny mbola tsy tonta loatra fa sarotra alefa raha mahazo taona. Am'zay koa mba mijôky vaovao foana e :)
Satria 23: Raha manana clio ve za ka misy manakalo BMW série 5, ...
NB: Fiara no lazaiko an!
17 bis: Tsy mahazo mitelefônn rehefa mitaingina azy
Satria 22: Soloy vaovao dieny mbola tsy tonta loatra fa sarotra alefa raha mahazo taona. Am'zay koa mba mijôky vaovao foana e :)
Satria 23: Raha manana clio ve za ka misy manakalo BMW série 5, ...
NB: Fiara no lazaiko an!
17 bis: Tsy mahazo mitelefônn rehefa mitaingina azy
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
25. Fiffi
(
18/01/2006 15:27)
lapino: ka io wadrayyy tsy novakinao ny manaraka fa nilaza aho ange hoe aza hadino ny mividy ireny ecoute main libre ireny satria fantatro fa tsy azo hatao ny mitelefonina rehefa mitaingina azy fa manembatsembana e!
De ilay hoe soloina dia ny vehivahy io an! fa ndana atakalozy ny clio-nao @ bmw matanjaka be io:-D:-D:-D
De ilay hoe soloina dia ny vehivahy io an! fa ndana atakalozy ny clio-nao @ bmw matanjaka be io:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
26. fasaly
(
18/01/2006 16:20)
kanefa misy lay mandàka fiara rehefa tsy mande am loniny lay fiara de ny vehivavy koa zany azo dakàna????:roll:
![](https://avatar.serasera.org/52e8f3d714993de304fd86b10dc622e5.jpg)
27. chipie1
(
18/01/2006 16:36)
24:: mila hafanaina vao tokony andeha ilay fiara (raha ny tokony ho izy ):-D
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
28. Fiffi
(
18/01/2006 17:26)
fasaly: sady mandaka no miteny ratsy ve?:-D:-D:-D
ny tena loza kosa loha dia ireny alika mi-pipi eo @ pneu ireny e!:-D:-D:-D:-D:-D
ny tena loza kosa loha dia ireny alika mi-pipi eo @ pneu ireny e!:-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
30. fasaly
(
18/01/2006 18:02)
kay le alika njay kalouy de tena tsy lasa raha tsika vehivavy no pipiazan'ny alika e! kozy zany:x
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
33. Herimiafina
(
19/01/2006 00:28)
Marina mihintsy ny tenenin'i Hery ary ny ahy dia ampifandraisiko amin,ny voninkazo mihintsy ary, mila kolokoloina dia mila tiavina ny fiara e.
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
34. fasaly
(
19/01/2006 05:16)
tena mafy mintsy zany ny manjo ny vehivay raha tena mitovy am fiara tokou ny fanjaisanareo lehilahy azy an!:(
![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
38. mandrindra
(
19/01/2006 09:24)
24 ny fiara dia azo vidiana vaovao (mbola tsisy nitaingina mihitsy), na occasion; dia azo hofaina koa ampiasaina indray mandeha fotsiny
![](https://avatar.serasera.org/328528675412c0718c5e8b2c414d766a.jpg)
39. Vahinala
(
19/01/2006 10:49)
Ohatry ny ataoanareo tsinotsinona mintsy zany le vhv e, d tena mahavarina loatra.
![](https://avatar.serasera.org/0a8565cde29d2dcadac3c64a1af208ce.jpg)
40. lapino
(
19/01/2006 11:13)
25 Ny fiara dia ohatra ny vehivavy satria ny lehilahy no mahay azy noho ny vehivavy. Asa aloha raha atsy amin'ilay fahazaran-dratsy no tokony hapetraka ity: http://lesravageous.free.fr/temporaire/femme.parking.wmv