Ny andraikitra sy ny fanambadiana.
41. ravakamalala
(
25/01/2006 17:33)
lapino:
Ny olana manko dia ilay vehivavy foana e! Tsy misy anaovan-javatra mihitsy fa mitady foana hoe anoraty mail aho e, antsoy telefôn aho e, andefaso SMS aho e, sns
ary tianao mihitsy ny mieritreritra sy milaza fa victime foana ny lhl an! sao dia mba maso ianao ity?:wink:
42. lapino
(
25/01/2006 17:38)
8O8O8O
Tsy ny lehilahy ange no victime am'zany fa ny zavatra ataony e! maso amin'ny ahoana àry?! :-w:-w:-w
Tsy ny lehilahy ange no victime am'zany fa ny zavatra ataony e! maso amin'ny ahoana àry?! :-w:-w:-w
47. Herimiafina
(
26/01/2006 02:58)
Tena otsan,ny milay ihany le manambady klé, aleo izay andraikitra hihinana ny fatiny any fa aleo manambady klé, hehehehe:-D:-D
49. Herimiafina
(
26/01/2006 04:01)
Ary aleo i Veloo mihintsy klou no angatahiko fa izy no premiere venue nandondona voalohany vatany vao niteny an'io izaho klé, hehehehe:-D:-D
50. jennifer2
(
26/01/2006 04:14)
hehehehe! marina ihany le noeritreretiko tao aloha tao! Veloo a! tsy izay ve ny proposition tadiavinjy? (fa tsy le maman?)
Nitady toko ndry ity ka sendra vato, arararaoty ary ny vy dieny mafana e!
Nitady toko ndry ity ka sendra vato, arararaoty ary ny vy dieny mafana e!
51. Herimiafina
(
26/01/2006 04:17)
an3, ry Jenny an, omeo chance handavana ny fangatahako kosa klou izy fa izay no ireveko azy e, le izy mandà be iny mantsy manintona be anah mahintsiny klé, hehehehehe:-D:-D