Ny andraikitra sy ny fanambadiana.
21. Herimiafina
(
20/01/2006 05:13)
De eo indrindra ilay fiziriziriana no teraka, ny andaniny manao hoe tsy afaka hanaiky izany izaho, ny ankilany manao toa izany koa, de tsy maintsy misy iray milatsaka ambany mandefitra, manary ny hany mba sitrampony kely any mba hanavotana ilay fiarahana.
Marihiko fa raha manana olana ara-psykolojika sy moraly ny mpitondra fiara-manidina iray dia tsy mahazo mitondra mihintsy, ary matetika pression sy tension avy amina tokantrano mikorontana no mahatonga ny tsy fitandremana maro anabakabaka mahatonga loza.

23. lapino
(
20/01/2006 07:51)
Eo amin'ilay resaka mandanjalanja mihitsy hoà no olana. Misy équilibre tsy maintsy tapaka, fa tsy ho azo daholo Babay sy Lohavohitra!
Mety misy/nisy olona ange izao any, mahatoraka an'i Einstein ny haranitan-tsainy, saingy tsy hahavita ny vitan'i Einstein mihitsy izy satria izy olona normal.
Fa i Einstein olona tsy normal, fa nisy olana ara-pyskôlojika. Fa satria io olany ara-pyskôlojika io no nahatonga azy nahavita zavatra lehibe, dia lasa ohatra ny hoe tsy olana ilay izy.
Dia miantraika any amin'ny vady aman-janany ilay izy. Isika rehetra faly daholo hoe nanaovan'i Einstein an'itsy sy iroa, fa ny vady aman-janany no tena nanefa ny vidin'izay. Ny zanak'i lery aza hono toa lasa adala.
Tsy hanao an'izany mihitsy ny olona normal. Dia ny firosoan'ny sainy hieritreritra lalina izany tapahan'ilay 10 minitra kely hanoratana mail na hiantsoana telefônina iny (mbola zavatra bedebe no takian'ny vady aman-janaka fa ohatra fotsiny io). Ny fotoana isakafoanana aza anefa efa kafiriana. Dia raha izay no mbola ampian'ilay hoe: "dia atao inona koa izao izany zavatra izany? Dia izany dia ahafoizanao ahy?" Dia voaambana fisarahana indray rangahy, dia hainareo ny mety ho tohiny.
I Mozart koa ange izao mety hoe nahataratara ny sipa satria mozisiana-n'ny mpanjaka, sady génie kely hatramin'ny fahazazany e! Mety mba maika ery ny sipa hanambady an'i lery, kanefa tsy mahatanty ny fiarahana aminy.

24. ari.malala
(
20/01/2006 11:23)
Ka zao aza ny fanontaniako e, hoan'i lapino manokana, raha efa manambady enao d inona no antony nanambadianao ny vadinao, (tsy miditra be fahatany aho akory an fa mba fanontaniana fotsiny io)satria tsinona mandany andro sy tsisy anaovanao zavatra ny vady amanjanakao? Ho ahy aloha tena fahafinaretako aza ny manoratra na miantso ny olon-tiako e! satria tsinona tsy eo antenatenan'ny zavatra eritreretiko mintsy aho no hoe ndeha hajanoko ity fa hiantso aho na hanoratra, fa efa voalamina daolo ny fandraharam-potoana, ary na sendra aza moa ka ho e eo am-panaovan-javatra aho no mahatsiaro azy tampoka ka ndeha hiantso na hanoratra maninona tokoa moa? haka pause aza hatao ko maika fa hiresaka @ olon-tiana izany ve hisy fahafinaretana aiza indray?
25. pissoa
(
20/01/2006 13:55)
Hihihi - rehefa reraka be zah namaky teto dia hitako fa mitovy hevitra amin'i Herimiafina daholo isika rehetra ...
Vitsy ireo manampahaizana malaza sy nahavita zavatra teto antany no nanana tokantrano vanona. Misy ihany koa ireo izay tokony nahavita zavatra kanefa noho ny fanambadiana dia lasa tsy nahavita n'inon'inona intsony.
26. lapino
(
20/01/2006 15:48)
ari.malala:
Antony ampy tsy hanambadiana ve ny hoe manelingelina ny fisian'ny vady aman-janaka? Sa ny vahaolana ve hoe manambady fa atongilana ny mizana? Raha te ho Einstein na te ho Mozart angamba. Fa tsy maintsy assumer-na ny safidy, ka izay iray afoy sy avela ho tsizarizary na ny asa sy ny passion na ny tokantrano!
Ho an'ny vehivavy indray (sy ny lehilahy sasantsasany), maika daholo hanambady manam-pahaizana (be asa izany an!), manan-karena (asa be koa ny bizinesy an!), manana andraikitra ambony (be asa ny minisitra, direktera, magistrats, sns ... an!). Firy amin'ireny anefa no afaka hi-assumer an'izany? Firy amin'ireny no afaka hanaiky tokantrano mitongilana mavesatra mankany aminy?
Aza raisina ho machisme ilay izy na dia ipihako maso kely aza e :wink:. Tsy amin'ny lehilahy irery ange io no mihatra, na dia saika lehilahy daholo aza ny ankabeazan'ny olobe tamin'ny tantaran'ny zanak'olombelona. Ohatra iray vehivavy izao Condy Rice.
Pissoa: ka sady mamakafaka ange no mahita hoe misy fahamarinana ilay hevitra e! Satria ny olona manambady tsinona manenjika bitro roa. :wink:

27. booboo
(
20/01/2006 16:53)
io ôa refa mahatsapa fa sakana ny @ tsy ahatrarana tanjona napetraky ny tena ny vady fa mana-be andraikitra ( mbola aiza izany refa misy zanaka ) dia aleo mijanona ho célibataire.
29. lapino
(
20/01/2006 21:38)
booboo: Marina izany satria tsy diso (he!he! milay ilay satria an! :wink:). Fa hevitra niposaka dia mba fakafakaina sy velabelarina e! Anaovana resabe fotsiny, nefa maninona moa?
30. Herimiafina
(
21/01/2006 04:40)
Ka mba toroy hevitra zah ry zareo ary fa tena vaky ny lohako fa lasa daholo ny jaoba rehetra fa zah hono bandy tsy mivakl klé, hehehehehe=))=))
31. Herimiafina
(
21/01/2006 04:41)
Marihiko manokana fa zah mbola bandy kely tia mibaosy be de tena tsy mety amiko mahintsiny le manao sipasipa mifanoronoroka izany e! Manjary ratsy naoty any ampianarana de bedin'i dada sy neny klé! hehehehehe=))=))
33. ari.malala
(
23/01/2006 05:19)
lapino, nahavaly ny fanontaniako enao sngy ho valin'ny fanontanianao indray kosa d hoay aho hoe arakaarky ny tsirairay io, refa hay wa no mandanjalanja ny fotoananao d mizotra ny rehetra! alaiko ohatra fotsiny ts hilaza tena aho fa misy zady mananjanaka no manambady sady miasa fa mizotra tsara ny fiaiany na any ampiasana na ao antokantrano...
34. Vahinala
(
23/01/2006 08:19)
Misaotra anareo ihany aloha nanao ity dinika ty an, tena misy ho raisina lesona mihitsy ho anay le mbola tsy ao anatiny e !
35. Herimiafina
(
23/01/2006 19:32)
an3, aza raisina lesona fa vaky eo ny lohanjy klé, henoy fotsiny. hehehehehe=))=))
36. Vahinala
(
23/01/2006 19:57)
Tsy mahavaky azy zany ka, ts maintsy mboa mianatra lesona ko, zara aza misy anareo manoro ! :-D:-D:-D:-D
37. Herimiafina
(
24/01/2006 04:57)
Loza marina! Tady hianadratsy i Vahinala klé! Izay lazaiko aza tenterahina fa izay lazain'ny olona ihany tanterahana, hehehehe=))=))
38. Vahinala
(
24/01/2006 08:39)
Herimiafina hehehehehe za ve mahay anzany fa ze hitako hoe mety d ataoko ko andrama daholo aloha d hita eo ze vokany e ! :-D:-D:-D:-D