Inona avy @ nareo no hatao hoe" les 7 merveilles du monde"

41. Fiffi ( 18/01/2006 04:50)
ravakamalala: an3 tsy hoe mpanamboatra merveille akia aho an! fa isika tsirairay anie no samy mahafantatra ny merveille antsika e!
Vahinala: marina ny andriko , ny Tompo aloha anivon'izao rahetra izao , i Dada sy i Neny mbola faharoa , fa ilay izy dia hoe du monde hihainantsika satria hinoako fa @ tsika rehetra dia Andriamanitra no voalohany. Ka ny hihainantsika eto an-tany no mba tiako fantarina :-*:-*:-*
42. Angolaina ( 18/01/2006 05:22)
ravakamalala> marina mitsy akia zany an
43. Vahinala ( 18/01/2006 08:23)
Fiffi > Andraso aza fa eritreretiko ndray zany ny solon'ilay voalohany raha hoe fiainana eto antany e, sa zao ka : Ny tsy miasa rehefa wk fa mipetrapetraka maka aina !
44. Fiffi ( 18/01/2006 09:11)
Vahinala: aza mamorona an! :-D:-D:-D
:-*:-*:-* ndriko kambony
45. Vahinala ( 18/01/2006 10:54)
Fiffi > :-D:-D Tsa mamorona za fa marina zany knou ! :-*:-*:-*:-* ko njy
46. diamondra27 ( 18/01/2006 13:53)
azo analana io azo ampiana fa ny kestion eto de le 7 merveilles de valiana zany le izy fa tsy mametraka kestio hafa e! ataovy size hafa raha mahita fanampiny enao
47. Fiffi ( 18/01/2006 15:38)
diamondra: marina ny andriko , fa io 7 io manko no tena mba mahaliana ahy hoe nahoana aloha no 7? nefa rehefa io ny fanontaniana dia valiko e!:-*:-*ndriko
48. fijo ( 18/01/2006 21:39)
ny ahy ,mikaly,miaraka amin'ny namana,mitsangatsangana,mahazo izay hiriako,tsy miady ary salama foana.ny farany mboal virja ny tenako.ka tsy haiko.
49. Fiffi ( 19/01/2006 11:32)
fijo: ianao izany hiandry rehefa tsy virja intsony zay vao ahafantatra ve?:-D:-D
50. fijo ( 19/01/2006 21:42)
miandry anareo sipa aho ko
51. majesty ( 20/01/2006 06:13)
Mbola vao mieritreritra,sady le izy kou tsy voalaza en théorie fa pratique angamba no ahitana azy haingana
52. maelys ( 20/01/2006 07:00)
ny sept merveilles du mondes de ireo karazana zavatra naorin'ny olombelona ary tena mahagaga tokoa (monuments)satria natao fony fahagola, tsy ireto akory ny filaharany fa arakaraky ze tonga ato an-tsaiko no ilazako azy:
1- les pyramides d'egypte
2- le phare d'alexandrie (mbola any egypta koa)
3- le colosse des Rhodes
4- le jardin suspendu de Babylone
5- le Temple d'Artemis (ou de Diane)any Ephese
6- le mausolée d'halicarnasse
7- la statue de Zeus olympien.
Raha te hahazo fanazavana fanampiny ianao de ity misy site : http://sportail.free.fr/Les-Sept-Merveilles-du-Monde.htm
Dia faly mba afaka nanoro anao.
53. lapino ( 20/01/2006 07:18)
Misaotra an'i maelys fa ireo tokoa ilay antsoina hoe "les 7 merveilles du monde".
Fa raha izao resaka izao dia samy manana ny merveille du monde-ny ny tsirairay. Asa aloha raha ny "merveille" na ny "monde" no samy manana ny azy.

ravakamalala:
raha i dada sy neny aloha no atao hoe merveille dia ireo roa ireo ihany ny ahy fa tsy misy mitovy aminy e!

Afaka manao double merveille ange izany i ravakamalala e! :wink:
54. jentilisa ( 20/01/2006 07:32)
maty aho pps-ko fa iza avy ary no efa nahazo azy rehetra teo? :°)
fa ny mandan'i Shina maninona tsy ampidirina? Iza tamin'ny androny no nahavita sahala amin'ireny? fomba fijery taloha anie izany 7 merovey di manda izany e! te-hidoka tena ny Eoropena no fotony.
55. Fiffi ( 21/01/2006 06:57)
jentilisa: :-D:-D:-D:-D:-D
56. Fiffi ( 23/01/2006 04:57)
jentilisa: raha tianao ho anisan'ny ireo 7 ireo anie io mandan'i Shina io dia io zany mba anisany hitanao fa ao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1932