Inona avy @ nareo no hatao hoe" les 7 merveilles du monde"

21. Vahinala ( 15/01/2006 10:59)
vale mantsy fa tsy Veloo e, aoro sizé ahoana klou e ! :-D:-D:-D
22. vale ( 15/01/2006 11:33)
Vahinala>:wink::-D
23. mozart ( 15/01/2006 13:07)
²za koa aloha tsy mahay eee! :?:
24. lapino ( 15/01/2006 13:59)
ravakamalala: andao tsika sy ndry hanao merveille e! :wink: :-D:-D
25. ravakamalala ( 15/01/2006 17:42)
Inn amin ireo ?
Mikaly?
Manger*
matory?
sa
milel*
sa ravakamalala? (sarotra be io , za tokana antany):wink:
26. Fiffi ( 15/01/2006 19:10)
hay efa hitan'i watafon ilay izay an! izay manko no nadefasako an'ity hevitra ity eto , misy aloha ny hoe ohatra ny pyramide d'egypte , na ireo trano ngeza be any usa, na koa hoe ny tour eiffel na asa ! fa samy manana ny heviny aloha e!
Veloo: ny andriko dia hakamoana fotsiny ahahaha:-D:-D
laingako akia izany an! fa mba mampiresaka indray aho e!ny an'i Vahinala dia hummm:-D:-D:-D:-D
27. Vahinala ( 15/01/2006 19:16)
Fiffi > :-D:-D:-D:-D
28. Fiffi ( 15/01/2006 19:25)
Vahinala::-D:-D:-D hay ndriko mbola ato ? :-D:-D:-D
29. Herimiafina ( 15/01/2006 19:27)
Fiffi:

Hapetrako ary ny fanontaniana , inona avy @ nareo no hatao hoe " les 7 merveilles du monde " ?

Fa maninona ry no atao fito fotsiny e? hehehe:-D:-D:-D:-D

30. Vahinala ( 15/01/2006 20:02)
Fiffi > Mbola manao fanenjika amindry manontany hoe iza le L.... ! :-D:-D:-D
31. Veloo ( 15/01/2006 23:12)
fiffi 8O zany ve? haoro size ve za?:wink:
za aky ty matory a:-D:-D:-D:-D
fiffy a raha tena jerena anie aky ny 7 merveilles tsika eto ny ahy tsy misy fito e.. ny ahy roa fotsiny.. faly sy manao voayage zany ny ahy no tena mba merveille amiko
fiffi:-*:-*:-*
32. Angolaina ( 16/01/2006 12:33)
ny ana zao ny 7 merveilles du monde : ny fifankatiavana, ny finamanana, ny fiarahana, ny fifanampiana, ny fihomehezana, ny inkoa re e! toa tsy ampy fito akory izy zany klé !
le mifanala koa mbola izy de le mifampidinika de le in re e ! le fihaonana :-D:-D:-D
33. Fiffi ( 16/01/2006 13:54)
Veloo: hay moa aryyyyy? :-D:-D:-D
Angolaina: :-D:-D:-D
Herimiafina: eny tokoa wa , fa maninona no hatao 7? tsy aiko akory aza fa io foana tsinona no mahazatra ny filaza eny na dia tsy fantatra akory aza ny dikany hoe fa maninona no 7 ?
Ny ahy rey zareo dia alefako tsikelikely aloha satria mbola miheritreritra aho
1-Dada
2-Neny
satria raha tsy teo aloha i Dada sy i Neny tsy ho afaka milaza aho hoe inona izy ireo.... (mbola miheritreritre ny manaraka aho:-D:-D:-D)


34. lapino ( 16/01/2006 15:24)
ravakamalala: :-@:-@ ndao mody atao hoe mikaly aloha, dia andao tsy eto intsony ny tohiny :-$:-$:wink:
35. Veloo ( 16/01/2006 19:56)
fiffi mmm tsy ratsy inn ka marina ny anjy=D=D=D
36. ravakamalala ( 16/01/2006 20:36)
lapino > 8O tsy za no nanomboka.

raha i dada sy neny aloha no atao hoe merveille dia ireo roa ireo ihany ny ahy fa tsy misy mitovy aminy e!:lol:
37. Fiffi ( 17/01/2006 05:15)
-ny zanako , tena ataoko hoe merveille mihintsy, ny manaraka (mbola miheritreritra):-D:-D:-D:-D
38. ravakamalala ( 17/01/2006 13:38)
fiffi > dia indry zany mpanamboatra merveille raha azoko tsara? marina akia zany a!:D
39. Vahinala ( 17/01/2006 14:06)
Fiffi > Nena zao an :
1-Fitiavana an'Andriamanitra^:^^:^
2-Dada sy mama (1 ihany reo an)
3-Za :wink::wink:
4-Ny malalako(l)(l)
5-Manao zamouro:*:*
6-Mikaly d avy eo mamoaka le nohanina:-$:-$
7-Matory:?:?

Zay !!!!!
40. Angolaina ( 18/01/2006 04:50)
Toa tsy 7 fotsiny le izy raha zany ko !
za koa mahita ry vahonala fa le matory tena anisan'ny 7 merveilles du monde an
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6943