Inona avy @ nareo no hatao hoe" les 7 merveilles du monde"
1. Fiffi
(
14/01/2006 10:51)
Hapetrako ary ny fanontaniana , inona avy @ nareo no hatao hoe " les 7 merveilles du monde " ?
novalian'i Fiffi ny 23/01/2006 04:57
2. lapino
(
14/01/2006 11:00)
Arakaraka ny tsirairay kay ve ireo 7 merveilles ireo? Raha izany dia: mikaly, manger**, matory, mile***, ...
3. Fiffi
(
14/01/2006 11:11)
lapino: samy manana ny azy aloha e! fa ny andriko aloha vao 4 fotsiny no itako eto e! sady @ izay koa toa .....:-D:-D:-D ny essentiel e!:-D:-D:-D:-D
5. jentilisa
(
14/01/2006 12:06)
ary rapida be anie lapino izany e! ny mitia sy ny karazany e! fa iza koa no nanome sopapa sahady e?
6. ravakamalala
(
14/01/2006 12:09)
tsy fantako ny 6 ambiny fa ny fantatro dia IZAHO aloha anisany.:wink::-D
8. vale
(
14/01/2006 13:23)
Fiffi> ny ahy alou ny tena zvt itako oe "favy" amiko de le manao pôpô iny! tsy oe be popo zà fa sô de misy mamalan-kira eo indray !:wink: :-D fa diniho tsara ngé fa ny 6 sisa mbola azo hiaretana é! fa io tena mampijaly raha tsy tafavoaka tao!:?::{ fa avy eo enao tena mahatsapa maivamaivana ery an!:-D:-D:-D
9. vale
(
14/01/2006 13:33)
fiffi> ôôô! tena diso nefa izaho kà! ny matory mbola "favy" noho ny sisa! porofo @ko an, tsy voatohitra mihintsy iny rehefa tena mila azy izay le vatana!:{
13. watafon
(
14/01/2006 15:48)
les sept merveilles du monde sont: voir,entendre,toucher,gouter,sentir, rire et aimer
14. vale
(
14/01/2006 22:02)
Vahinala:
vale > pôpô de dôdô da avy eo inn ny manaraka ary e ! :-D:-D:-D
vahinala> :wink: tena hors sizé ndray zà izany!!!:-D
15. vale
(
14/01/2006 22:05)
watafon:
les sept merveilles du monde sont: voir,entendre,toucher,gouter,sentir, rire et aimer
watafon> mety ve oe: sentir= désir! sa tsy izy ilay désir lesy:roll::roll: :idea:?:roll:
16. lapino
(
14/01/2006 23:21)
Efa feno sopapa ilay tanan'akanjo sy faladian-kiraro ra-jentilisa a! :)
Ampiako ananki-2 aloha ilay 4 teo: mifoha, (*). Ilay (*) mbola réserver-na ho an'ny faha-7 ...
Ireo izany ny 6 ambiny, fa i Ravaka no faha-7 :wink:
Ampiako ananki-2 aloha ilay 4 teo: mifoha, (*). Ilay (*) mbola réserver-na ho an'ny faha-7 ...
Ireo izany ny 6 ambiny, fa i Ravaka no faha-7 :wink:
17. Veloo
(
15/01/2006 01:45)
8O:}
ny ahy dodo, dodo, dodo, dodo, dodo, dodo, dodo ireo fito reo :-D:-D:-D
ny ahy dodo, dodo, dodo, dodo, dodo, dodo, dodo ireo fito reo :-D:-D:-D
19. ravakamalala
(
15/01/2006 10:44)
lapino:
Ireo izany ny 6 ambiny, fa i Ravaka no faha-7
izay no tsy ahafoizako anao , izay masonao tena mahiratra sy saina matsilo izay.:-*