fivoriana hafakely
1. adam
(
07/01/2006 23:51)
nisy fivorian'ny mainty hoditra tany francfort tao daholo ny solon-tena ny afrikana rehetra de mba tonga teo koa le gasy kely de tsy nahazo niditra satria hon tsy afrikana kanefa de nahazo tts fanasana mazava izao dia mbo nalahelo ilay somalianina naman-ny tena de hoy izy t@ ilay ranamana mpiandry varavarana:
(teny afrikana be tsy nifandrenesana no nifampiresahany de raikitra ny ady e rava mihitsy ny fivoriana rehefa vita le ady vao noteneniny le resaka nataony)
izao no nolazaiko ta@ ilay mpiandry varavarana:
fa angaha kosa raha tsy mainty be sady be molotra no ratsy tarehy hoatran'ialahy de tsy afrikana:-D:-D:-D
(teny afrikana be tsy nifandrenesana no nifampiresahany de raikitra ny ady e rava mihitsy ny fivoriana rehefa vita le ady vao noteneniny le resaka nataony)
izao no nolazaiko ta@ ilay mpiandry varavarana:
fa angaha kosa raha tsy mainty be sady be molotra no ratsy tarehy hoatran'ialahy de tsy afrikana:-D:-D:-D
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:36
6. Vahinala
(
08/01/2006 08:43)
=))=))=))=)) Mety misy be molotra be ihany kosa ange tsika malagasy e !
9. adam
(
08/01/2006 11:56)
raha mazda 2200 mini-bus aloha de tsy ao mihitsy ny molotra ambony e ohatra ny olona tezitra ireny he he he he
11. Veloo
(
08/01/2006 21:07)
:-D:-D betsaka ny gasy be molotra ambony ko knou za no santionany hihihhihi
12. Herimiafina
(
08/01/2006 21:36)
Mampite-hanoroka olona be molotra izy izany klé, hehehehehe=))=))
13. Veloo
(
08/01/2006 22:09)
:-D:-D:-D lasa vo tsetsitsa any doly ny molotsa rehetra knou =))=))=))=)) otsany oe mihinana steak o?=))=))=))
14. Herimiafina
(
08/01/2006 22:16)
Ka tsy izany ve no favy e, tsy aleo ve izay toy izay hanoroka nify mafibe klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
15. adam
(
09/01/2006 02:43)
tsy omby vava ny an-dry zareo sonegaly e tena bolon-ga-kena fa tsy steak :-D:-D:-D
18. Herimiafina
(
09/01/2006 03:51)
Sambosa sy crepine kou tsara be, humm, miam miam, hehehehehe:-D:-D
19. pissoa
(
09/01/2006 05:34)
Lasa resa-kanina be manadala njay le fivoriana hafa kely vao nandalo tato ra-Herimiafina an, tendan-kanina mahitsiny :-D:-D
Veloo =))=))
adam, APOKY =))=))
Veloo =))=))
adam, APOKY =))=))
20. adam
(
09/01/2006 06:12)
aleo aloha asiana resaka sakafo kely ry pissoa fa efa fotoanan'ny gouté izao anamboary ramanonaka importatio indrazy aloha ry herimiafina hankafizako azy an ny ahy ampiarahiko @ dentifrice =))=))=))=))=))=))=))