fivoriana hafakely
21. pissoa
(
09/01/2006 07:07)
Dain kou zany adam, tena Herimiafina2 mihitsy enao zany ...
Ramanonaka sy dentiftrice ony, grrrrr :-w:-w
Ramanonaka sy dentiftrice ony, grrrrr :-w:-w
22. adam
(
09/01/2006 07:43)
andramo aloha aky vao miteny anle misy menthe ireny mihitsy tsy mila mibrossnify intsony avy eo:-D=))=))=))
23. pissoa
(
09/01/2006 07:54)
Zah ary tsy mikaly maraina mihitsy amin'io resaka dentifrice io kou! Tsy tiko be le vao avy miborosy nify iny (vao mifoha), dia avy eo mikaly - grrr, dia aleoko tsy mihinana!
24. adam
(
09/01/2006 08:10)
misy probleme ny moteranao izany avy repareko fa aintsika io fa tsy garanti aloha e mety tsy te hibrossnif intsony ianao :-D:-D:-D
25. pissoa
(
09/01/2006 08:31)
Dray dray dray ... sao dia lasa mandany lasantsy amin'izany zah --- lasa tendan-dramanonaka :-D:-D:-D
28. adam
(
09/01/2006 11:29)
ny fiara mbola tsinisy niheritreritrhoe alefa @fanainga-lavitra tonga de pris nobel :-D:-D:-D
29. dadabe
(
09/01/2006 15:16)
ary misy fivoriana ve ato sa ahona e??
de rehefa nadinika aho dia toa i naritsimba irery no tsy mba niresaka lava sy nimemeh , sao dia izy aza ilay be molotra kle hahahahaha
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
de rehefa nadinika aho dia toa i naritsimba irery no tsy mba niresaka lava sy nimemeh , sao dia izy aza ilay be molotra kle hahahahaha
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
31. adam
(
09/01/2006 17:34)
io molotra io ma&mpiady oi fa tanjemo inona marina moa no tena ilana an'io mba samy milaza ze mba fantany hoe ze mahay ze tsy mahay aza manaiky molotra eo fotsiny fa teneno foana:lol::lol::lol:
33. adam
(
09/01/2006 18:37)
iny efa aiko ka ny ilàna azy hafa e toa fitaovana tsy de miasa loatra izy izany:lol:
37. adam
(
10/01/2006 11:59)
veloo mime @ molotra ve sa tapa-tsinay so de njy le bemolotsa io :-D:-D:-D
39. adam
(
10/01/2006 15:09)
hon! zay nen dadabe fa tezitsa veloo ;tsy niteny intsony izy ;miaraka @sotro be iny zao miverina eo
veloo an aizo ???
veloo an aizo ???
40. Veloo
(
10/01/2006 20:03)
o ry dadabe mba tandremo ty vavanao fa mandreraka...:twisted::evil::evil:
adam za ato retsy a:°)
adam za ato retsy a:°)