Lahiniriko: mety sa tsy mety?
1. jentilisa
(
07/01/2006 06:46)
Izay no fanontaniako amin'izao fotoana izao. Toa banjinina amin'ity rangahy ity avokoa moa ny resaka satria nisinisy mihitsy no niandry izay holazainy. Tsy afa-nandray fitenenana anefa izy fa dia voadingana izy sy ny praiminisitra ary ny filohan'ny HCC.
Na dia izany aza dia naeliny tamin'ny haino aman-gazety ny kabary izay nokasainy tamin'io fotoana io.
Zavatra tsy mbola fandre moa izany satria tsy fahita koa ilay solontena voadingana tsy hiteny. Koa araka ny hevitrareo, nety ve sa tsia ilay nataon'Atoa Lahiniriko nampiely tamin'ny Haino aman-jery ny kabary izay saiky hataony?

novalian'i fijo ny 27/01/2006 20:52
2. xxx
(
07/01/2006 12:02)
Tsy voadingana tsy hiteny izy ireo fa ninihana nodinganina. Izay fotsiny aloha dia zavatra tsy mety. Marina tsy lalana miteny hoe tsy maintsy hiteny izy ireo ka nefa fantantsika fa samy manana ny hanitra ho azy ny andrim-panjakana dimy ka tokony omena hasina. Ary ireo masohivoho nanatrikaa ny lanona dia tsy maintsy nahatsikaritra ny tsy fifankazoana misy eo amin'ny samy mpitondra. C'est le début de la fin. Raha hamaly ny fanontaninao zah dia, hoe, je ferais la même chose ....Raha nampandrenesina mialoha izy ireo hoe tsy handray fitenenena ianareo dia zavatra hafa ndray ny azy.
3. hps
(
07/01/2006 14:55)
Ny mampanahy aloha dia ny hoe: sao dia tsy nisy akory ny fandaminana ny mety andraisan'izy ireo fitenenana t@ io fotoana io? sa kosa angamba efa voafehin-dra Matahoran'ny Filoha satria anisan'ny ambetin-dresaka nataony izany tany Toliara t@ fiarahabana ny Vezo nataony tany t@ ny hoe:"Raha misy mandrebireby anareo dia lazao hoe:lazainay @ Filoha eo an!"Izy no tompon'ny fahefana feno eto @ Firenentsika miampy @ hoe: Tany tan-dalana isika;ary koa ilay zavam-baovao nanoloana ny Minoa fontsiny ihany=Tsy misy mafy tsy laitran'ny Zoto ka asa aloha eh!sao dia ny mpanao gazety no maika t@ filazana ny ho fandraisam-pitenenan'ireo andrim-panjakana sasany ireo.:roll::?:
4. xxx
(
08/01/2006 12:00)
Fa inona no tokony ahataitra na mandray fitenana na tsia reo olona voalaza ireo eh? sady ny fahefana ange efa eto ampelatananay rahateo eh!:-D:-D^:^^:^
5. Ragadona
(
08/01/2006 12:22)
Aza manao fitenin jazakely ry xxx a, ianao io mety anisan ireo manatevin daharana ny mpampiady malagasy, sady aza atao an io xxx io hampazava tsara ny fomba fijery e
6. xxx
(
08/01/2006 14:47)
Hoy ny sasany hoe debut de la fin. Tsy azoko. Ny "debut" rehetra dia "de la fin" daholo. Sa misy debut du debut koa?
7. xxx
(
08/01/2006 14:58)
Ilay resaky Lahiniriko ange ry zalahy toa resaka tsy hamokatra e! Tsara kokoa raha ara toe-karena na fampandrosoana an'i Tulear ohatra no hanaovan'i lery adi-hevitra. Mba manana hevitra ve ilery eo @ io lafiny io aloha?
Tena tsy ampy fahaizana angamba ilay zalahy io.
Tena tsy ampy fahaizana angamba ilay zalahy io.
8. eprom
(
09/01/2006 04:10)
Tsy de hitako alo ze blem raha naparitany ny kabary saika hataony eh. Ny mampieritreritra ahy fotsiny de hoe iny tokoa ve no saika hataony sa raha nahazo micro teo izy de hafa no nolazainy?
9. jentilisa
(
09/01/2006 08:05)
Izaho mahita hoe tsy vao maika ve lasa vedety kokoa Lahiniriko rehefa tsy nampitenenina?
10. mandrindra
(
09/01/2006 08:25)
Tetikasa ny mpirahalahy mody miady ireny. Amin'izay ny vahoaka tsy mitodika any amin'ny mpanohitra (na dia efa vitsy aza no mitanotanona any) fa any amin'i ra-jean indray izao aloha no jerijerena. Efa atsy ho atsy ny fifidianana.
11. jentilisa
(
09/01/2006 11:55)
nefa dia nisy ny nilaza hoe nila ranondranony tany frantsa tany izy ny herinandro talohan'io kabary io! Ahoana ny hevitrao ny amin'izany? Sady lazainy hoe izay no anton'ny kabarin-dRavalomanana tany toliary milaza hoe mpanjana-tany nampitandremany!
12. lapino
(
09/01/2006 12:35)
jentilisa:
Izaho mahita hoe tsy vao maika ve lasa vedety kokoa Lahiniriko rehefa tsy nampitenenina?
Ka aleo ve izy vedety eran'ny tanàna, sa navela nampiseho mivantana teo imasoivohon'izao tontolo izao ny disadisa ao an-tokatrano?
Afaka niteny foana aloha izy, saingy tsy tamina ceremonie ofisialy, fa niseho sy voa-insisté teo anatrehan'ny vahoaka ny heviny. Vao mainka point-ny izay amin'ny fifidianana manaraka. Kanefa matoa nanao izay iretsy mpitondra hafa, dia mety amin'izay no kely indrindra ny riska-ny. Mitohy ny lalao, ...
Raha ohatra nisy izany fifampiraharahana tamin'ny frantsay, dia heveriko ho tetaka ihany ilay razoky. Fa enga anie mba ho tsaho fotsiny izany.
Dia misaotra ny mpitantara vaovao :)
13. xxx
(
09/01/2006 18:08)
Equilibre regionale nge izany no tena tadiavin'i lery e!
Ny tsy fantatra dia ny hoe au prorata ve sa ahoana? satria raha au prorata dia 25% izany merina,15% betsileo, 0.01% vezo, 15% betsimisaraka,sns, ka ilery izany tsy kaoty satria ny mahafaly dia
Ny tsy fantatra dia ny hoe au prorata ve sa ahoana? satria raha au prorata dia 25% izany merina,15% betsileo, 0.01% vezo, 15% betsimisaraka,sns, ka ilery izany tsy kaoty satria ny mahafaly dia
14. ravatorano
(
10/01/2006 04:49)
niakatra aloha izao ny point an i Lahiniriko eh.za nahare sombiny tamin 'ny kabary nataony tany toliary fa tsy d ara ekonomika loatra fa politika.
Eo amin izay lafiny izay dia heveriko fa tsy mahatosika an dra8 izy raha hilatsaka eo ary io mety ilay kozy we savorovoroa-kilantoana !
Za wa mino fa ho isan'ny hitady fitoniana izy rehefa tonga ny fifidianana ary ny any Toliary ary mbola ao koa ny hifidy andra8.
Raha équilibre régionale indray amiko dia ny fahaiza manao ihany no tsara mibaiko an'io sady izao mitovy v ny % intello amin ny region 22 eto amin 'ny tanana.

15. jamal
(
10/01/2006 04:57)
tsy mety mihitsy satria tsy manana éthique politik mihitsy.Rehefa tsy mifanaraka @ hevitra dia miala fa tsy mbola ery @ perchoir ery ihany no mitabataba.Milatsaha ho fidinay vahoaka di manangana antoko fa ho hita eo ihany.
16. xha
(
10/01/2006 08:26)
Za aloha tsy de mahita loatra hoe aiza no tena olana raha tsy miteny ilay rangahy iny sady izao e fa maninona no i Lahiniriko irery no lazaina fa probleme raha vao tsy niteny fa ahaona ny praiministra,ny HCC izay samy andrim-panjakana daholo anie ireo e.Ny antsika raha vao ovana lay fomba fanao isan'andro de olana."Tsy mety miala @ mahazatra izay tsy hita hono izay maharatsy azy eh!"Tsy voalazan'ny constitution koa anie izany fiarabana tratry ny taona izany.Sa tiana atao vedette i Lahiniriko dia izay angaha no tsy haiko!Resaka tsy hinanan-kanina izany eh!
17. mandrindra
(
10/01/2006 08:57)
jentilisa, ireo olona eo amin'ny fitondrana rehetra ireo dia mifandray amin'ny aty ivelany daholo, misy ny manana réseau... Tsy izay mila ranondranony rehetra eto frantsa anie dia mahita mangirana daholo e, jereo fotsiny ilay ra-pierrot efa firy taona izay nanao ankisisika taty fa tsy nahita rirany.
Ny mikasika andra-jean dia mba vakio anie ilay kabary saika ho ataony teny iavoloha, ilay navoakan'ny tribune, ireny ve dia misy vaingany be tokony atahoran'i levalo ?
tetik'asa sy drafitra polifikan'izy mitsam hanodikodinana saimbahoaka fotsiny io mody miady io e. Jereo anie hoe oviana no nanomboka ny tantara e. Izao dia lazaina fa mikorontana ny antenimiera, tsy miasa ny governemanta; dia na inona na inona mitranga eo dia tsy levalo mihitsy no diso.

18. pakopako
(
10/01/2006 18:30)
angaha moa rehefa manohatra kely an-dra8 ve d tsy mahomby daholo, i ra8 ihany ve no tena favo sa iza ihany ???
19. fijo
(
10/01/2006 21:17)
ny hevitro manokana dia izao.
marina fa tsy voasoratra fa tsimaintsy miteny ny filohan'ny andrim panjakana rehetra,nefa kosa noho ny voninahitra hifanomezana dia tsara raha mba naneho ny firarian tsoany koa izy ireo.
misy anefa rafitra tokony arahana raha misy zavatra toa ireny "naiza naiza",ka izay no hilana le hoe mila aterina mialoha ny kabary tokony hoatao.araka ny voalaza anefa dia tsy nandefa arapotoana izany izy roalahy ireo."izay no antony ofisialy tsy nanomezana fitenenana azy ireo".
raha namoaka ilay kabariny i lahiniriko,dia kabary tsy misy tokony atahorana le izy.ny tsy hay anefa dia izao,raha niteny teo tokoa ve izy,satria efa tsy nalefany mialoha ihany ny kabariny.iny tokoa ve no tena kabary nataony??????raha tsy iny mantsy dia mety "kabaomba"no nomanina tao.ka raha izay ,dia tsara ny tsy nitenenany.
hita koa fa misy disadisa ao ambonimbony ao.ka raha za no teo amin'ny toerany,naleoko nametrapialana ,dia mandeha amin'izay fotokevitra hijoroako,toa izay hoatao aloka fotsiny toa izao.

20. jentilisa
(
11/01/2006 14:00)
Ny manahirana koa ny mieritreritra azy dia ilay filazana hoe notapenambava ny vahoaka! saingy izao moa ny tena hevi-bahoaka tokoa ve ny mitady amnistie sy quota régional?
Maninona no inian'ny mpanohitra afangaro ny atao hoe mpanohitra sy ny atao hoe vahoaka?
Maninona no inian'ny mpanohitra afangaro ny atao hoe mpanohitra sy ny atao hoe vahoaka?