"inona indray no ho handrahoina hatao sakafo androany"
41. kally
(
08/01/2006 20:48)
Ka mba ilaysakafo vita haingana anie hono no tadiaviny ry Diamondra fa manam-potoana hanaovana lasary sy hanendasana hena izany ve moa tsy efa hahavitàna sakafo tsaratsara kokoa? Sa?
42. Herimiafina
(
08/01/2006 21:45)
Aza minankinana an'ireny fa tsy mahasalama sady be zavatra tsy manjary no mampivondraka tarehy. Mba kozy e, antitra vetivety eo nareo klé.
Ny tena favy de le anana nambolena teo anjaridaina iny, tsisy akora simika sy poizina, no frais tsara tsy nandalo chaine de froid.
Ny tena favy de le anana nambolena teo anjaridaina iny, tsisy akora simika sy poizina, no frais tsara tsy nandalo chaine de froid.
44. mamzelkely
(
09/01/2006 06:02)
fasaly:
mamzlkely: ndry ngah misakafo be ny maraina aky??mihinambary sy laoka ve,????
:-D:-D nan ts minambary za ka fa mihinana mofo bdb sinon manendy atody de zay hitako ao fa za ts minambary maraina ka:-D
47. fasaly
(
11/01/2006 18:43)
mampanjezatsa aky reny ry diamonja a! tsy haiko fa mavesatra be zà vao mihinana io kanefa matsiro...!
48. vale
(
11/01/2006 19:49)
kally:
Ka mba ilaysakafo vita haingana anie hono no tadiaviny ry Diamondra fa manam-potoana hanaovana lasary sy hanendasana hena izany ve moa tsy efa hahavitàna sakafo tsaratsara kokoa? Sa?
kally> :wink: sandwich sy surgelés izany é! fa ny ahy aloha noheveriko fa resaka vary sy lôka ka ireny tena ela be (plats gasy io!) nefa tsara no matsiro saingy indrisy rehefa maika izay tokoa ve moa? ka izay no nanomezako ireo resety tsy dia mandany fotoana ireo ambony ireo! sady "complets" ny vitamina ilain'ny vatana @ ireo no tsy mandany fotoana noho ny mahandro hena, ny hen'omby indd 2!!!
49. vale
(
11/01/2006 19:57)
Herimiafina:
Aza minankinana an'ireny fa tsy mahasalama sady be zavatra tsy manjary no mampivondraka tarehy. Mba kozy e, antitra vetivety eo nareo klé.
Ny tena favy de le anana nambolena teo anjaridaina iny, tsisy akora simika sy poizina, no frais tsara tsy nandalo chaine de froid.
herimiafina> tsisy ohatry ny natoraly alo é! fa rehefa maika ve nefa... fa izaho nahita fandaharana t@ fahitalavitra fa ny legioma na dia surgelés aza hono kay dia mitondra ny vitamina ny legioma "frais "ihany! .... ^:^ :-D ny lardons ko angà ry sé tsy mampatavy? :{
50. vale
(
11/01/2006 20:03)
diamondra27:
oeuf à la coque koa nge tena tsara e!
:-D za manokana aloha tsy vokin'ny oeuf à la coque fotsiny izany é :roll:
51. vale
(
11/01/2006 20:12)
diamondra27:
ary ny oeufs sur plat ka adino sa tsy finana intsony reny
:roll: sakafo antoandro ve???? :{
52. diamondra27
(
12/01/2006 07:05)
steack cheval asiana salade verte + mofo indray ary e!
na la soupe @ brique ireny koa raim fotsiny
de aza mimenomenona tsony fa sady efa tsy hahandro no mbola be komandy an! hano haingana io nadrahoiko io, raha tsy izany de au coin.
miala tsiny @ ze tsy mihinankena
Fa adiny firy ary no tsy maintsy tratrarina @ le oe tsy manampotoana e!

53. diamondra27
(
12/01/2006 07:08)
sadwich au thon , au jambon, au poulet, sardine
nefa tsy de tiko reo fa tsy tsara @ fahasalamana raha reo foana. Tokony équilibre-na ihany aloha ny sakafo raha mbola azo atao e!
Ny ahy izao raha mahazo mofo iray vao nivoaka mafana be iny za de iny ihany de ampy tsy misy fanampiny nefa tsy mety zay

55. vale
(
14/01/2006 22:39)
Fijo>:{ tezitra be ry reto Fijo à! "faute de temps " angé no lazaina eto ka io no hifanomezana soso-kevitra é!:{