"inona indray no ho handrahoina hatao sakafo androany"
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
21. mamzelkely
(
06/01/2006 07:37)
fasaly< zany ve hihihihi
za njay nefa ry reto a maraina no tena manao kay zay mety a de ny hariva kou alo ee fa ny antoandro zay vita ao atrano de hohanina dôly sauf refa sakafo ts tiko ohatra we vôtavo na aubergine tena ts mihinana za aleko mihinana mofo sy dobera ftsn:°)

![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
22. fasaly
(
06/01/2006 09:32)
mamzlkely: ndry ngah misakafo be ny maraina aky??mihinambary sy laoka ve,????
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
23. kally
(
06/01/2006 13:06)
fasaly> Mba aloha be koa izany @ 18H30 izany kah, ny ahy aza angamba vao goûter amin'izany.Tsy mahatsindry fandriana angamba fa manao sôkôla sy biscuits ambany ondana aho raha mivahiny any aminareo amin'izany kah!
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
24. pissoa
(
06/01/2006 18:01)
Otra'ny tsy mandrisika hanana tokatrano tampoka ity dinika ity izany :roll: Toa ny laoka atoandro aza toa zistowara be :°):-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
25. fasaly
(
06/01/2006 18:58)
kally: nefa nge aroky de mahagaga ahy fa tsy mba ngeza zany e!
pissoa: tsy izostoara zany aky fa mandrosoa amin'ny lalindalina a!:lol: lay eto anie rehefa tena lany fika iny de hoe inona no hiazakazahana hatao sakafo e!:wink:
ny fanaoko rapidos kou de nouille (salade de patte) zany de efa matsiro sady mateza ankibo be mahintsiny.
asiako mayo kely de efa lasa zao...

![](https://avatar.serasera.org/328528675412c0718c5e8b2c414d766a.jpg)
26. Vahinala
(
06/01/2006 19:56)
Hiihii za zao hariva io kamo beu hahandro sady tsy hitako zay atao laoka d niantso mpanao couscous d livraison à domicile, toy izany de temps en temps koa tsy mahasosotra fa ra matetika loatra ndray mandany vola, aleo aza mandeha resto refa wk e !
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
28. booboo
(
07/01/2006 12:09)
ny anay ndray refa tsy mahita hatao kaly zà na kamo ( araka tenin'i Fijo ) dé rangahy manolo-tena hanao kaly na raha tsy zay dé ampiasaina ny charme @ zay entiny mikaly any ivelany :°)
![](https://avatar.serasera.org/328528675412c0718c5e8b2c414d766a.jpg)
29. Vahinala
(
07/01/2006 12:48)
booboo > anareo misy vady akie zany an, zay tsa misy ato antrano knou !
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
31. vale
(
07/01/2006 23:13)
pitchou:
nenah klou d sandwich direkta na voankazo b d b rehefa tsy hita ze hoanina e!
:wink: sady raim kely iny ry pitchou an! :-*
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
32. vale
(
07/01/2006 23:21)
patte asina "noix de beurre" kely sy oignons voatetika + lardons nendasina ko raim kely!:wink:
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
33. vale
(
07/01/2006 23:29)
Fasaly à:1°>purée -na ovy efa vita ireny+ steak hachés ko!raim kely!
2°> nuggets (ataovy @ four na endaso)+ salade maintso! mividiana le vinaigrette efa vita dia izay!:wink:
3°> radis efa vita voatetika ireny ko! asio mayonnaise! manendasa steak omby na kisoa mety aby! raim ko iny!:wink:(+mofo mazava ho azy!)
4°> cordons bleus + salade ihany ko! ze rehefa salade! na concombre na karaoty ets....! raim ko!:wink:
Ireo alo de plats an'ny maika lava tokou ry Fasaly fa rehefa lany hevitra iny tokou moa ve afaka ny hifidifidy intsony!:wink: (l)
2°> nuggets (ataovy @ four na endaso)+ salade maintso! mividiana le vinaigrette efa vita dia izay!:wink:
3°> radis efa vita voatetika ireny ko! asio mayonnaise! manendasa steak omby na kisoa mety aby! raim ko iny!:wink:(+mofo mazava ho azy!)
4°> cordons bleus + salade ihany ko! ze rehefa salade! na concombre na karaoty ets....! raim ko!:wink:
Ireo alo de plats an'ny maika lava tokou ry Fasaly fa rehefa lany hevitra iny tokou moa ve afaka ny hifidifidy intsony!:wink: (l)
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
34. vale
(
07/01/2006 23:35)
Ity ko mbola misy iray é: voatabia fraiches tetehina atao rondelles, asio vinaigrette efa vita ireny! manaova oeufs brouillés! dia vita!:D (+ mofo mazava ho azy!)ny voatabia azondry asina hanamaintso manitra (persil voatetika oh! raha manam-potoana io an!) misy ko le persil na ciboulette efa vita surgelés ireny é! (l)
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
35. vale
(
07/01/2006 23:37)
Herimiafina:
Omelette aux fines herbes hatao refa tsy mahita fika njy de asio lard kely de fromage rapé de asio divay kely fa hummmmm, favy an. hehehehe:-D:-D
herimiafina> :miam: miam 2 be ko izany an! sady raim araky ny teninao!mmmm! :-*
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
36. fasaly
(
08/01/2006 11:41)
vale ary tena efa zàtra ady mahintsy ndry zany an!
andefa mssgs kely any aho raha lany fika aky mitady sos kely a!
andefa mssgs kely any aho raha lany fika aky mitady sos kely a!
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
40. diamondra27
(
08/01/2006 17:04)
salade verte
vary atao salade composé
salade pâte
salade ovy
lasary daraottes
lasary voatabia
achards legumes
de ze afangaro azy eo na cottelette na steak , na frite
gratin de pate koa riam
de tourte
na tarte de inona koa no mbola tianareo atao sosy e!
nareo koa nge mivaky loha be loatra fa raiso mora fotsiny le fiainana
Reo zao misy liste be de be sady regime no diet