Misy ve ny fitiavana tonga lafatra ?
41. ari.malala
(
11/01/2006 06:42)
fasaly, azo atao foana aky ny mampaharitra anazy a!! anjaranareo roa no manao zay mampaharitr anazy!;)
42. soamiangaly
(
11/01/2006 09:24)
misy kooo! rehefa afapo @ iza ananana ianao dia zay lay tongalafatra ! ka na ny sakafo efa tsara zao aza ange ry reto mbola hitadiavana sakay! dia ohatr'izay amiko lai fitiavana,, tsy maintsy misy aloka kely ,,,, fa tsy hatao animbana zay tsara eo !!
44. Vahinala
(
12/01/2006 08:44)
Tsy hitako tsony zay ambara fa dia marina daholo ny lazainareo,mba nahalasa saina ahy ihany mantsy e,fa ilay fitiavana tiako ho lazaina eto mantsy ilay fitiavana eo amin'ny olondroa mihitsy. Za zao na efa miteny hoe "je t'aime" isan'andro lava zao aza nedala, tsy mety afapo za fa manotany ihany e "ianao ve tena tia ahy e" dia ny farany lasa sorena izy hoe ianao ity hozy tsy haiko tsony zay atao fa tsy mety mahatoky ahy mihitsy. Ka misy elanelantany tsinn ko, tsy maintsy lasa lavidavitra foana le saina na d te hatoky be aza sady ts fanahy iniana koa ange e !
nani > hihihihihii veloma koa ony njiko an, d aza manadino ony an ! :-D:-D
nani > hihihihihii veloma koa ony njiko an, d aza manadino ony an ! :-D:-D
45. ari.malala
(
13/01/2006 05:29)
Vahinala, ny fifampitokisana aky no tena base 'ny fitiavana eo @ olondroa na misy elanelan-tany na mifanakaiky! Mila idnry matoky anazy d matoky tena fa ra ts zany d marary fo @ tsisy dikany, sady ts haiko fa arakaraky ny ol, fa misy ol refa ts atokisana d vao maika manao ny ataony. Tsy mampitahotra andry ah akory sanatria an, fa miteny fts we matokisa ny olon-tiandry d matokisa ko tena. Zay fa mahereza e ;) :)
46. jool
(
25/01/2006 14:39)
Ny fitiavana tonga lafatra dia misy raha ny hevitro sy ny hitako hatramin'izay, ny olana dia Raolombelona no tsy tonga lafatra ka manjary manaotao foana indraindray.
47. marengarenga
(
29/01/2006 13:19)
salut dol nareo :ny fitiavana amiko dia betsaka oh:fitiavana ray aman-dreny,zandry sy zoky ,namana ary fitiavana olona natokanao ho an'ny tenanao eo koa ny fitiavana olona tina tsotra tahaka ireny olona mpihira sy ireo mahate ho tia sy maha te hidera eo @ fiarahamonina sy
eo @ asany...
ka nohon'izany dia tsy hisy mihitsy ny olombelona hahay hanavaka ny ATAO HOE FITIAVANA TONGA LAFATRA satria tsika olobelona dia namboarina ho voafetra ny @ fahalalana izay nomena atsika ka tsy afaka mamatatra ny atao hoe TONGA LAFATRA fa ny TONGA LAFATRA @tsika dia izay tsara hitatsika androany fotsiny

48. Vahinala
(
29/01/2006 15:21)
ari.malala > Messi aky an, marina mintsy ny tenindry fa ilay saina koa no tsy mety mipetraka indraindray, lasa mampiady anay mintsy ary le izy nisy fotoana satria ianao hozy tsy matoky ahy mihitsy nefa za koa aza tsy mahita ny ataonao any mihezaka ny hatoky anao. Ianao anie hozy afaka manontany olona aty e ny momba ahy e, fa za moa iza no mba ho anontaniako any fa ny fitiavanao ahy fotsiny no hinoako dia mihezaka mandamina saina aho.
Misaotra anareo rehetra fa tena marina daholo zany, ny olombelona tokoa anie tsy mety afapo mihitsy e, zay no olana !
Misaotra anareo rehetra fa tena marina daholo zany, ny olombelona tokoa anie tsy mety afapo mihitsy e, zay no olana !
49. valinaka
(
14/02/2006 11:02)
ny zavatra tsy ampy @ voalaza rehatra eo de hoy ny Tompo:"ianareo lhl tiavo ny vadinareo ary ianareo vhv kosa, manaja ny vadinareo."
zavatra tena lalina be ny tena dikan'ireo ka tokony ho fantsika rehetra fa tsy manao débat @ izao fotsiny:ary aza afangaro @ ny fitiavana fianakaviana ny fitiavana ny vadinao satria raha tena tia ny vadinao ianao de tia an'Andriamanitra izay nanome azy anao ary matoa natambany ho iray de Izy no nanome anao ilay fahafinaretana sy fahasambarana ao anatin'ny fanambadiana ary satria koa Izy no mbola nanome anao vady manome orgasme sexuel fa tsy ny fianakavianao izay tsy mijery afa-tsy ny tenany ary ianao mieritreritra valimbabena de diso fa Izy ihany no afaka manao izany fa ny famille mijapy foana ary mirivaliser anao aza @ zavatra sasany (jaloux).na de tsy manaiky an'izany aza ianareo de tsy afaka manao 69 aminareo vhv ny fianakaviana,tsy afaka manaikitraikitra sy mileladelaka an'ilay zavatra ê!