Misy ve ny fitiavana tonga lafatra ?

21. Veloo ( 04/01/2006 14:37)
oy i ari.malala oe :
d anampiko an'le fifandeferana d ny fifampatokisana

sy ny fanajana( respect) reciproque ko aky a
:wink:
22. Vahinala ( 04/01/2006 17:58)
Zay tokoa aloha e, ny fifamaptokisana io no tena ilaina mihitsy sy ny respect hoy ny namana iray teo nefa sarotsarotra ihany ny manantanteraka ilay izy surtout ilay fifampatokiana ho anay le mifanalavitra ! Mais bon, ny saina no halamina e !
23. Veloo ( 04/01/2006 20:46)
rahefa tia aky to otran'ny mande ho azy io fampatokisana indrindra ka mifampiresaka foana izy roa ny momba azy a:{
24. hesham ( 04/01/2006 23:44)
veloo eny aki communication:-D:-D
25. fasaly ( 05/01/2006 05:30)
Veloo:

rahefa tia aky to otran'ny mande ho azy io fampatokisana indrindra ka mifampiresaka foana izy roa ny momba azy a:{


ié marina mahintsy zany somary aisana complicité kely de tena ao tsara sy ny communication araka ny filazan'ny hesham izay no hitako hoe fanafody fanafana kely ny resaka ny fiainan'ny couple ity
26. ari.malala ( 05/01/2006 05:51)
na mifanalavitra any @ 10 000Km aza aky refa tena ao le fitiavana mahay mifampatoky sy mifanaja foana a
27. mamzelkely ( 05/01/2006 06:39)
kôzy ve zany ry ari :-D:-D le complicité no tena mahatonga lafatra ny fitiavana amiko
28. Vahinala ( 05/01/2006 07:52)
Marina daholo reto zany an, fa za ange mahatoky ny ahy e fa le saina mintsy no tsy mety fa mi imaginer zavatra hafa foana e, na za aza leo ny tenako ndraindray hoe mamorona drame ho ana ihany ko ! 8O
29. ari.malala ( 05/01/2006 11:13)
mamzelkely:

kôzy ve zany ry ari :-D:-D le complicité no tena mahatonga lafatra ny fitiavana amiko



tena tsy haiko tampoka ndray r'ikala raha indry no manontany kleee:-D:-D:-D
30. mandrindra ( 05/01/2006 15:20)
tsy misy ny tonga lafatra maharitra. toy ny hasambarana ihany io, mandalo dia miserana kely monja. ny fikatsahana ny tonga lafatra no mamelona ny fitiavana.
31. mamzelkely ( 06/01/2006 07:03)
ari a marina ky io aaa:°)
32. rakekely ( 06/01/2006 07:17)
ireto ny toetr'y ny fitiavana:
1° fitia filia : izay miopmpana eo amin'ny samy fianankaviana nefa tsy mety tonga lafatra satria mbola maro ny mpianankavy mikorotana miady lova, tsy mifankatia.
2° fitia heros : izay miompana amin'ny filanjavatra fotsiny ihany, manao havana raha misy patsa, na rehefa lany ny mamy dia miala toy ny kongona voky ra, izay tsy mety tonga lafatra na oviana na oviana.
3° FITIA AGAPE : izay fitiavana mahafoy tanteraka ary mahay manaja, fitiavan'Andriamanitra izany ka nahafoizany ny ainy tanteraka mba hamonjena ny olona io ihany no fitiavana tonga lafatra
33. Vahinala ( 06/01/2006 08:31)
rakekely > tena marina ny anao.
34. yonikafopl ( 07/01/2006 18:17)
:-w:-w:-w
35. ari.malala ( 09/01/2006 12:10)
odry, ary in ty mahalasa saina an'i yonika? :)
36. Vahinala ( 09/01/2006 21:11)
Eny tokoa wa ry ari.malala ?
37. lapino ( 09/01/2006 21:33)
rakekely : eros angamba fa tsy heros, ohatra ny hoe erotic fa tsy herotic.
38. mandrindra ( 10/01/2006 09:12)
lapino, aza asiana an'ilay hoe angamba intsony faio lazainao io no tena izy e.
39. fasaly ( 10/01/2006 16:21)
mandrindra:

tsy misy ny tonga lafatra maharitra. toy ny hasambarana ihany io, mandalo dia miserana kely monja. ny fikatsahana ny tonga lafatra no mamelona ny fitiavana.



ka zay njinja no tiko lazaina, misy ny fitiavana tonga lafatra fa tsy maharitra fa rehefa izy masaka be iny no lafatra beuuuuuuuu!
40. nani ( 10/01/2006 21:29)
Salut daholo !!

Manohana tanteraka 100 % ny hevitry Rakekely aki za Vahinala an !! zany hoe ilay fitiavana Andriamanitra no fitiavana tonga lafatra indrindra satria izao tontolo izao mety hamitaka fa io kosa tsy miova ary maharitra mandrakizay .
Fa kosa anefa , mety ho tonga lafatra ihany ny fitiavana misy eo amin olondroa rah hay tsara ny mikolokolo azy ,indrindra fa refa tojo ny tia ny tina ee!!! Ary milay foana io refa tonga amin anjara ee!!
de veloma ao amilay fofombadiko ao an ,de mahaiza mifandefitra eee hihihi
bizz
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6147