Any ivelany ny alika!

41. mamzelkely ( 06/01/2006 05:40)
lapino< ts resaka ts fahampina fitiavana io ka fa zay ftsn we passion anao le izy de zay tinao izy de ts azoko le fanotaninao wa tsmety ra ts fitiavana alika fa angaha za alika no ts lety amiko ra ts fitiavana alika satria ve za tia alika be de we ts mety amiko ra ts fitiavana alika azfd za manana olo-tiko za fa ny alika ko manana fitiavana fa ts le fitiavana eritreretinao ka

veloo< nan dogue allemand ny alikanay fa ts berger allemand ka, nan alika docile be zany ngeda be ftsn fa tsara fanahy be

kally< ts we micomparer am tômôbil za ny alika fa le resaka passion ftsn no tiko resahana we sasany ny tômôbil no tena tiny ary tiny noho ny olona fa ny ana alika no tiko fa ts tiko noho ny olona kosa alo ee :)

Nahitsin'i lanto
42. mamzelkely ( 06/01/2006 05:44)
veloo< ty ky no tena mitovy aminy aa na ny couleur az tsara fanahy be io de refa tonga any aminay njy de milalao an'io hihihi http://www.rairie.com/site/foto/000001822201.jpg
43. fasaly ( 06/01/2006 07:01)
mamzel: de ahoana daholo zany alika valo zany????
i dadanay kou lou be alika kely reny taloha chien de salon arakany filazanjy azy fa any ivelany foana satria mou tsara foana ny andro any amintsika de rehefa alina ahidy ao andakozia ao de mazava andro de any ivelany njay.....marina fa mahafatifaty fa tena tsy any aky zà a! tsy hoe tsy tia biby an! fa lay motivation hanana sy hikarakra azy ary hi assume n'azy no tsy de ao loatra ka aleo tsy manana e!
44. mamzelkely ( 06/01/2006 07:17)
fasaly< hihihi ao ry zareo mifanaretaka ao ka, zay ifanarahany ao fa refa misakafo de samy manana ny toerany sao mifangalatra de aveo miady
le sakafo no somary manahirana fa a part ca ry zareo efa mahalala baiko surtout io ngôda lahy be io refa tokony mandro izy de tenenina ftsn de miditra ao am douche de enjy be fa le sasany mhh maditra be dôly hihihi fa mahafinaritra ry zareo ka miambi-tanana tsara :°)
45. Veloo ( 06/01/2006 20:15)
o ry mamzel a ayayayaya.. za matahotsa kle.. za zany tsy mba afaka makany @ njy :-D:-D:-D:-D
za tsy tia alika :(
46. fijo ( 06/01/2006 20:27)
mamzely an,toa matahotra indray aho ny hoany amindry ko.io ve tsy hanaikitra be le.sady za hena hena ihany
47. mamzelkely ( 09/01/2006 07:43)
tsara fanahy be io alika io marina eeeeee ts manaikitra zany io :-D
48. ravatorano ( 09/01/2006 08:27)
zaako aloha d tsy mahavoa biby loatra eh.
na inn io na inn fa mandreraka b sady zahay koa any ambony rihana mipetraka ka na piso na saka aza tsy misy ao amiko sady ireny maha allergique kle
fijo
49. mamzelkely ( 09/01/2006 08:39)
zoky ko de manisy sira mafy mits aaa hihihi

takizay za ts nampiseho an'io sary io fa manjary ts misy mety makany amiko nareo :cry: hihih:-D:-D
50. pissoa ( 09/01/2006 08:44)
Zah akia :-* Sady ny anah, tiko doly na alika kely, na alika beeeee, na saka!
51. mamzelkely ( 09/01/2006 10:23)
pissoa njy kosa kay namako be mits zany :-* rôvina njy ho avy any aminay aza eee
52. lapino ( 09/01/2006 11:11)
mamzelkely: fa lasa mifangaro ilay resaka. Za koa manana namana tia alika ohatra anao izany, fa tsy azoko mihitsy hoe inona no mahatonga an'izany. Teny somary hanihany kely fotsiny ilay hoe "fitiavan'alika", ka azafady raha tsy zakanao, tsy sanatria manompa. Mety ho nifangaro tamin'ilay resak'i vale koa angamba. Dia aza tezitra moa fa ao fa omeko tsiky :):):wink:

ravatorano: ny tsy andehanako any amin'i mamzelkely indray sô de matiko any ny alikany raha mitady hanaikitra eo kle! :wink: http://witze.net/funpics/w%c3%b6lfe/funpics.html



53. mamzelkely ( 09/01/2006 12:12)
lapino< tsisy koi zany ka :)
54. fijo ( 12/01/2006 21:13)
mamzely an,loza loza fa tena hoatry ny mampatahotra be ny any amindry ka.gay gay gay,nify be ireo ve no miandry any kle
55. mamzelkely ( 13/01/2006 06:42)
an3 wa tsara fanahy be reny alika reny fa nareo kouu:°):-D:-D
56. mandrindra ( 13/01/2006 14:12)
mivoaha tao fa anay tsa hiditra any ka !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5183