Any ivelany ny alika!

21. mamzelkely ( 04/01/2006 12:02)
nefa ny alikako miara-matory amiko mits le kely anaky 3 de ny 5 ambiny any ivelany miambina tanana za olona faran zay tia alika fa ra vô misy mikapoka zany ny chien chien de ataoko mamay mits :lol:
22. kally ( 04/01/2006 18:51)
Ny alika dia biby tia toerana malalaka, ka asakasak'izay milaza ho tia alika nefa ny alika mihidy an-trano no androtokon'androny, raha mba mankao an-jaridaina indray dia ny zaridaina kely tsy mahavokatra ovy iray sobika akory nefa alika ngeza be no ompiana.
Izaho ho'a vao nomen'olona alika fa naveriko ilay izy fa vao hianatra teny almà aho fa ilay izy tsy mahay miteny gasy.:-P
23. lapino ( 04/01/2006 19:34)
Ankoatra ny manahirana aminy izany, na ilay alika koa aza mijaly! Tsy misy hanaovany ny fomban'alikany! :wink:
24. Veloo ( 04/01/2006 20:21)
o ry reto a aty ny alika dia bon companion arak'ilay lazain'i cutie. Ny ankizy aty tena mila saka na alika mihitsy satria ndray2 ilay zaza irery dia miresaka @ alika na ny sakany no ataony dia manampy ny developement ny fiainany...mampy-calme any ankizy izy ireo aty. Ary tena efficace mihitsy...
ary marina fa laso otran'ny fitazaina ankizy mihitsy ny fitondra-ndry zareo azy aty :roll:
Fantatro tsara fa ny gasy tsy dia tia alika mihitsy za no santionany....
fa raha saka za manana zao ka. Ny ahy ry reto ny tena tsy zakako ilay mahita saka marary na efa ho faty :cry:
25. vale ( 04/01/2006 20:37)
lanto:

Ny tompon'alika ange tsy antsoina tsouny hoe "maitres" fa "parents" e! présenter-na ny saka na alika de hoe io ny zanako. Aiza ny alika no tsy hi-deprime, tsy fantany intsony izy na alika na olona :roll::idea:

Nahitsin'i lanto


Lanto> ny loza misy hono le alika sarom-piaro @ le ankizy kely ao an-trano!:-D
26. vale ( 04/01/2006 20:40)
Lapino> ary enao nga tsy efa naheno lay hoe: ataon'ny sasany "vady" le alika? :-D dia diniho ange fa mazàna le vavy antitra (vazà) ireny tia mitaritarika alika é!:-D tsy fantatro aloha ny famarinany fa dé hum!=))
27. fijo ( 04/01/2006 21:04)
ny olona alikaina,moa ny alika oloniavana.
28. lapino ( 04/01/2006 21:41)
vale < efa naheno an'izany aho, fa ataoko fa olona ankavitsiana kely izay mitapitapy ihany, na ny mpanao film veta² ihany no manao an'izany. Fa tsy haiko aloha e!

fijo < za koa mahita an'izany!
29. fijo ( 05/01/2006 04:13)
aleo hoan'ny sinoa any ny alikany e
30. vale ( 05/01/2006 10:01)
kally:

Ny alika dia biby tia toerana malalaka, ka asakasak'izay milaza ho tia alika nefa ny alika mihidy an-trano no androtokon'androny, raha mba mankao an-jaridaina indray dia ny zaridaina kely tsy mahavokatra ovy iray sobika akory nefa alika ngeza be no ompiana.
Izaho ho'a vao nomen'olona alika fa naveriko ilay izy fa vao hianatra teny almà aho fa ilay izy tsy mahay miteny gasy.:-P


kally> 1°, tena marina mintsy aky izany! tia an'ilay alika marina ve aky dia gadraina izy? mmmmh!
2°,an3 kally à! alika gasy akia ompiana dia mora e! :wink:
31. mamzelkely ( 05/01/2006 10:03)
ts haiko alo e za tia alika be mits ny alikanay refa te hivôka any atokotany de mahazo refa te hiditra ao trano de mahazo zay tiny io fa le mandoto ao atrano kosa no ts mety

zay zao manana alika 8 de dog allemand ny iray fa izy de miaina tsara mits fa refa miady ry zareo no ts laitra de ny alika kely njay refa alina de ao atrano satria sô de very sady en plus chien de salon ry zareo koo:lol:
32. mandrindra ( 05/01/2006 10:14)
fijo:

ny olona alikaina,moa ny alika oloniavana.


marina izany !! raha izaho manokana aloha tsy mahakarakara alika izany, ny olona manodidina ahy ary mbola be ny mila tohana, koa raha manana kely aho dia aleoka zaraina amin'ny mitovy amiko fa tsy amin'izay biby tsy mitondra manakaiza iny
33. mamzelkely ( 05/01/2006 10:30)
ka io njay nge ra comparer am olona de surement ts misy dikany ny alika ee fa io ôtran passion rht we ny ana zao alika no mba tiko ôtran olona sasany tia tômôbil fa ny tena itiavako alika de izy ts mba mivadika aminao zany sady manome fitiavana anao izy na de hafa aza le fitiavana no en plus izy afaka manampy refa ohatra ka bien dressé

fa mazava ho azy izy ts ho ambony noho ny olona zany mits
34. Veloo ( 05/01/2006 15:21)
fijo a ie marina ny anao. aty tena izany mihitsy...

mamzel a berger allemand ve ny alika-njy? ooo za matahotsa :-D:-D:-D
35. kally ( 05/01/2006 15:31)
mamzelkely:

ka io njay nge ra comparer am olona de surement ts misy dikany ny alika ee fa io ôtran passion rht we ny ana zao alika no mba tiko ôtran olona sasany tia tômôbil fa ny tena itiavako alika de izy ts mba mivadika aminao zany sady manome fitiavana anao izy na de hafa aza le fitiavana no en plus izy afaka manampy refa ohatra ka bien dressé

fa mazava ho azy izy ts ho ambony noho ny olona zany mits



ka ny alika anie akia manan'aina sy mahalala marary sy mijaly fa ny tômôbilina ve na hapiriatina aza tsy ianao indray no hapiriatiny? Ny tômôbilina azonao idiana anaty garazy na folo taona aza fa ny alika hidiana an-trano sy an-davarangana lava kosa mba mijaly!!!


36. pissoa ( 05/01/2006 16:30)
fijo, sao dia hoe ny olona "mifanalika" fa tsy hoe ny olona "alikaina"?
37. lapino ( 05/01/2006 16:47)
mamzelkely:
fa ny tena itiavako alika de izy ts mba mivadika aminao zany sady manome fitiavana anao izy na de hafa aza le fitiavana no en plus izy afaka manampy refa ohatra ka bien dressé

fitiavana ve no tsy ampy aminao? :wink: Sa tsy mety aminao raha tsy fitiavan'alika?
Dia inona koa anefa no mba vitan'ny alika hanampiana anao ao an-trano e?

ravakamalala:
tiana ny alika satria azo anaovana izay itiavana azy, nefa tsy mamaly, tsy miteny.

raha tena hoe zavatra tsy manao afa-tsy izay ampanaovinao azy, ary manao izay ampanaovinao azy rehetra, dia ho ny alika ve?
38. vale ( 05/01/2006 17:28)
lapino:

vale < efa naheno an'izany aho, fa ataoko fa olona ankavitsiana kely izay mitapitapy ihany, na ny mpanao film veta² ihany no manao an'izany. Fa tsy haiko aloha e!

fijo < za koa mahita an'izany!



lapino> ah bon! any @ film ve? ka marina ihany izany raha izany ko!:{
39. lapino ( 05/01/2006 20:51)
vale:
lapino> ah bon! any @ film ve? ka marina ihany izany raha izany ko!:{


any amin'ny film veta² le tena gidra fa tsy film tsotra ka! za aza mbola tsy nahita fa efa nitantaran'olona (dia tsy te hahita koa). "Zoophilie" no fiteny azy.
40. fasaly ( 05/01/2006 21:22)
vame angah mbola tsy nahenoheno ilay hoe zoofilie reny!
biby aby no vadian'ny vazaha vavy antitra rehetra aiza no tsy hiteraka izao aretina mahafaty rehetra izao, iny eo ihany tsetsatsetsa tsy aritra fa zà kosa klou laingalianga mety tia biby fa lay hitaiza hamelona hikarakara azy tsy vitako e!, marina tokou fa sady lafo ery anie ny sakafon'ireny e! kou tsy aleoko ve lou ny oul toa ahy no homeko hanina....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115