Borneo sy East Africa, ireo indray hono no fihavintsika e

61. jennifer2 ( 28/12/2005 23:28)
En témoignage à votre gratitude pour les 29€ de votre soutien à notre association Zanatany Franco-Malgache, nous vous invitons à une journée « SHOPPING DE NOEL » le 11 décembre 2005 à Perthus (en Espagne) par autocar grand tourisme : hôtesse, conducteurs, carburants, péages à notre CHARGE
Départ 5°00 heure à Marseille gare routière St Charles
Retour 22°00 heure
Ambiance bon enfant assurée
Arrêt desservi pour les résidants sur Salon, Istres, Miramas, Martigues : CENTRE COMMERCIAL « Carrefour Port de Bouc »

ATTENTION PLACES LIMITEES

Pour tarif de groupe: nous consulter!

Information et réservation
fax:04 42 34 11 81

Contacts
Mr Maurice JADRAS tél :06 67 57 38 95

Mme Modeste RASAMOELINA tél :06 84 27 62 82
62. raoly ( 28/01/2006 13:02)
antso2005:

Borneo, East Africa, ireo indray hono no fihavintsika raha ito lahatsoratra ito no vakina:

Half of the genetic lineages of human inhabitants of Madagascar come from 4500 miles away in Borneo, while the other half derive from East Africa, according to a study published in May by a UK team.

Tohiny : http://news.mongabay.com/2005/0708-wildmadagascar.html

Tara kely ry zalahy izany efa 50 taona miatra no nahitan'i O C Dahl ny Maayan



63. Zan ( 17/02/2006 05:48)
Zaho aloha dia nipetraka tany afrika andrefana 15 taona nampianatra sy nanabe olona ary afrika antsinana koa izay misy ahy amin'izao fotoana izao. Noho ny asako dia mpanolotsaina ho an[ny Afrika antsinanana aho fa tsy dia mitovy hevitra amin'ireo izay milaza hoe " afrikana" isika malagasy. Ry zareo aty koa moa tsy manaiky izany rahateo, ary marina ny azy ireo. Mino aho nisy mponina tena malagasy tokoa talohan'ny fiavian'ireo avy any ivelan'ny Nosy. Tsy mitovy ny fanajana ny razana aty afrika sy ny any dago e. Filozofia samihafa mihitsy, fomba samihafa koa.
64. xxx ( 19/02/2006 23:39)
Tena tsy lanilanin'ny vavony mihitsy ilay hoe ny gasy dia afrikana an!
Fa dia naninona loatra ary?
65. Herimiafina ( 25/02/2006 00:48)
Tsy hita ihany anie izany ze hi-classer-na ny malagasy raha izany e! Continanta inona marina? Metisy aby izany isika sa ahoana? 8)
66. soanja ( 20/03/2006 13:21)
Vao omaly aho no tonga avy tany Dago ary nanapaka ny hevitro fa Afrikanina tanteraka isika raha jerena ny olona amin'ny ankapobeny. Tsy misy maharatsy an'izany sady mino aho fa be kokoa ny ra afrikanina mikorina ao amintsika noho izay ahafa mifangaro aminy.
Efa ao anatin'io kontinenta no nametrahan'Atra ny razantsika dia tiavo fa tsara sady mamy. Anjarantsika ny manasoa azy ho tsara indrindra sy mampiakatra azy ho avo indrindra noho ny firenena hafa. Soanja.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2208