Borneo sy East Africa, ireo indray hono no fihavintsika e

21. Herimiafina ( 20/12/2005 02:41)
Zany no mahatonga anah eto amin'nys erasera foana, zah lent be fa nareo rapida be daholo de tonga de avy eo tsy hita de zah amandady otsan'ny sokatra ato kanefa, hehehehe:-D:-D:-D:-D
22. jennifer2 ( 20/12/2005 02:46)
Fa aiza le herimiafinao e?
23. jennifer2 ( 20/12/2005 02:47)
Aleo atao moramora fa sao hitan'i hesham de lazainy indray hoe rehefa tsy eo anilany enao de tsy misy an'le herimiafina intsony!!:-$
24. Herimiafina ( 20/12/2005 02:51)
Ka amin'ny maha-lent anah anie akia no nanasivan'Andriamanitra hery manokana miafina aty aminah e, de zah kanefa mbola eo ampitrandrahana azy amin'izao.
25. jennifer2 ( 20/12/2005 02:55)
Hay ve ka mbola tadiavina le herimiafinao e!8O
26. Herimiafina ( 20/12/2005 03:04)
Hehehehe, ie tsy haiko na dorizina afrikana na asiatika le herimiafinako io klé, hehehehe:-D:-D
27. jennifer2 ( 20/12/2005 04:21)
mety asiatique ka!
28. antso2005 ( 20/12/2005 04:23)
Asa na Malagasy firy isan-jato no mananana io "genetic lineages" io na firy satria amiko dia samihafa ny genetic lineage-ny raha avy any Avaratra izy, na avy any Atsimo.
Be dia be ireo theories voasoratra anaty boky mikasika ny fihavin'ny mponina Malagasy fa saingy tsisy porofo izany rehetra izany. Ireo tatsambo avy any Indonesie ohatra dia mahavarina ihany hoe inona no antony nampifindra monina azy teny am-povoantany. Ny varotra sy ny fitanterana dia mahalina kokoa raha eny amoron-dranomasina no mipetraka ka tsy dia lojika loatra amiko raha hoe avy any amoron-dranomasina no hifindra monina eny am-povoantany. Ka io no mahatonga ahy hieritreritra hoe ny Malagasy teo am-povoantany dia efa mponina teo hatrizay fa tsy mpiavy.
T@ Gondwana isika dia nitambatra t@ Inde, Australie, Afrika, 130 Ma lasa izay ka kely ni finoko hoe efa nisy olona nipetraka teto an-tany tamin'izany fotoana izany.
Io analyse-na ADN io izao no hitako porofo iray manazava ny theorie sasantsasany fa saingy tsy tokony hatambany ao ny Malagasy rehetra, isika misy Arabo, Afrikanina, misy ny Polynesianina tsotra izao....
29. Herimiafina ( 20/12/2005 05:00)
Ka tsy misakana ny varotra eny amorontsiraka mihintsy anie ry antso ny maha eo afovoantany ny olona e, ahoana ary no nahatongavan'ny basy raha tsy nisy varotra entre ny fanjakana taloha tao afovoantany sy ny avy any ivelany, ny varotra andevo taloha, sns.
30. jennifer2 ( 20/12/2005 05:02)
Tsy maintsy nitsofoka ny afovoan-tany ny mpivarotra. tsy maintsy mitady lalana e!
31. Herimiafina ( 20/12/2005 06:01)
Tadidio koa fa tsy tao afovoantany irery koa ny fanjakana fa nisy daholo erakin'ny nosy. Fanjakana avy aiza ary izy ireny, ary raha zohina dia toa manaraka io resaka lignée génétique io satria amin'izao fotoana hitenenana izao dia mbola misy fona ny fanjakana mitsangana sy mijoro any amin'ny sisintany, ny Ampanjaka, ny Tangalamena ary ny mpandinika ny fiarah-monina dia milaza avokoa fa taranaka iray no nanomé ny fanjakana sasantsasany (miisa efatra angamba izi izay), ao ny Hazomanga, ny Tangalamena, sns.
32. bichette ( 20/12/2005 06:54)
amiko manokana aloha misy origine kely dia kely afrikana isika e ! io koa arakarany e ! ny merina hafa mihitsy, ny avy amin'ny la cote koa
33. bichette ( 20/12/2005 07:02)


http://www.tlfq.ulaval.ca/axl/afrique/madagas.htm

34. bichette ( 20/12/2005 07:03)

Les principales communautés des plateaux sont les Merina, qui représentent le quart de la population (25 %), et leurs cousins les Betsileo (12 %). Les membres de ces deux groupes descendent essentiellement d'immigrants venus de Malaisie et d'Indonésie, qui colonisèrent Madagascar il y a environ 2000 ans. Les régions côtières sont habitées surtout par des populations métissées de Malais, d'Indonésiens, de Noirs africains et d'Arabes; parmi ces groupes, citons les Betsimisaraka (10,9 %), les Sakalava (6 %), les Antaisaka (5 %), les Antandoy, les Mahafaly et les Vezo.

35. Herimiafina ( 20/12/2005 16:36)
Izay mahintsiny akia ry bichette an. Misaotra andry.
Indikatera kely iray fotsiny sady fanontaniana: Nahoana ary no mifankahazo teny ny malagasy manerana ny Nosy raha toa anefa ka foko 18 no samy ao.
Mety ho valiny: satria iray ihany ny nihaviana.

Any amin'ny faritra sasany any Afrika na any Asia any mantsy dia misy foko isankarazany kanefa tsy mba mifankahazo teny toa antsika.
36. Ragadona ( 20/12/2005 18:31)
Manana akama indonesiana aho fa gaga be itantaran nedala ny tsy fifankazoan dry zareo any(fiteny io a), tsy dia nahasarika ahy moa ny nitantarany ny fiteny satria be loatra, tsy mba am polony fa aman jatony. D teny anglisy no ampiasainy
37. pissoa ( 20/12/2005 18:34)
avy aiza ihany ary zah ty :idea:
38. Veloo ( 20/12/2005 19:55)
pissoa a tsika roa avy any malaysie retsy a:-*
39. dadabe ( 20/12/2005 22:16)
veloo >malaisye sy indonesia nitambatra cherie a :*
40. bichette ( 21/12/2005 06:22)
herimiafina > raha mandinika enao misy toerana any madagasikara izay tena sarotra dia sarotra mihitsy, zàra raha azo ny lazainy.
mety niaroaro teo dé nahita marimaritra hiraisana teo :lol:.... ny verbe mba ahazoana ny tena tiana ambara mijanona fa ny detail miova ohatra hoe : "andeha ho aiza" dé am faritra sasany hoe "andeha aÏa" . ilay verbe andeha voa-garder fa samy manana ny fomba fanononany ny sujet du verbe avy eo ... :^)
io otrantsika amin'ny teny vahiny ihany rehefa miteny mot-à-mot, ny verbe no tena kendrena ohatra hoe : "za malade" "moi etre malade" :°)

in no hevitrareo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1829