resto chinois

61. mandrindra ( 05/01/2006 10:19)
fa angaha rehefa mikipy ny maso dia misokatra ny vava ?
62. diamondra27 ( 05/01/2006 19:42)
inon indray 'ty lalao 'ty: tapimaso
63. mandrindra ( 06/01/2006 13:37)
handray anjara ve i diamondra27 ?
64. pissoa ( 06/01/2006 18:06)
diamondra, avy nampiady maso zah sy mandrindra dia samy reraka!
65. diamondra27 ( 06/01/2006 18:52)
:-D:-D:-D:-D
66. fijo ( 06/01/2006 20:30)
pissoa an,maso fotsiny ve dia nandreraka sa....
67. pissoa ( 07/01/2006 12:55)
Ndao tsika sy fiko hampiady maso fotsiny ary dia hitan'i fijo raha mandreraka na tsia e!

diamondra - tsy azoko tsara le mampihomehy be an-dry?
68. diamondra27 ( 07/01/2006 13:34)
ka le nareo samy mivandravandra no mampme ahy ka
69. mandrindra ( 09/01/2006 09:22)
mampiady maso ve dia hikipy indray ary ?
70. pissoa ( 09/01/2006 15:57)
Fa mikipy ve reo sa mivandravandra e :D
71. mandrindra ( 10/01/2006 08:45)
ataoa mifambindimby amin'izay milay kokoa
72. pissoa ( 11/01/2006 05:29)
Ahoana koa izany mifandimbindimby?
73. mandrindra ( 11/01/2006 10:17)
mikipy, mivandraka, mikipy, mivandraka
andramo anie dia atovy impolo e
74. pissoa ( 11/01/2006 13:03)
8) 8O 8) 8O 8) 8O 8) 8O 8) 8O 8) 8O 8) 8O 8) 8O 8) 8O 8) 8O
75. mandrindra ( 13/01/2006 14:16)
mikipy hoa fa tsy miafina ao ambadiky ny solomaso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3995