resto chinois

41. pissoa ( 23/12/2005 13:38)
:roll::roll: zah aza gaga kou
42. fijo ( 23/12/2005 20:10)
gaga fa voalelaka ve?
43. diamondra27 ( 23/12/2005 22:25)
voalelaka le vilia hono e
44. fijo ( 23/12/2005 23:56)
nadio izany ko
45. pissoa ( 24/12/2005 12:42)
fijo > :-w:-w
46. mandrindra ( 26/12/2005 15:07)
inona no mahagaga an'i pissoa, dia maninona no lasa mihetsiketsika ny ratsatananao ?
47. pissoa ( 26/12/2005 15:57)
Ianao sy fijo no mahagaga ahy fa inona indray moa e!
48. mandrindra ( 27/12/2005 15:03)
ka inona moa ilay mahagaga e?
49. pissoa ( 28/12/2005 06:34)
efa hoe ianao sy fijo!
50. diamondra27 ( 28/12/2005 13:29)
mbola mieritreritra ny dikan'io e! sa tsy izany
51. fijo ( 29/12/2005 04:49)
miheritreritra sa maka fy?????dia mihetsika hatramin'ny rantsana.
52. pissoa ( 29/12/2005 05:21)
Nefa tsy izany mihitsy!
53. diamondra27 ( 29/12/2005 06:18)
fa inona ary?
54. pissoa ( 29/12/2005 06:57)
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
55. mandrindra ( 29/12/2005 09:24)
valio mazava aloha ilay fanontaniana ery ambony
56. pissoa ( 29/12/2005 15:46)
efa we ilay nampipitrapitra anah tery ambony wa no mahagaga ahy indray izao!
57. fijo ( 29/12/2005 20:48)
ary ndry izany manahirana an.
58. pissoa ( 30/12/2005 10:19)
sahirana be izany i fijo?
59. mandrindra ( 30/12/2005 10:27)
gaga, mipitrapitra, tery ambony; รด ry pissoa ny mifanohitra amin'izay atao dia mandeha ho azy, tsy gaga dia mikipikipy ny maso ery ambany, :D
60. pissoa ( 30/12/2005 13:52)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3844