resto chinois

21. jennifer2 ( 09/12/2005 04:33)
an3, fihiniko mafy be sao latsaka injay.
22. Herimiafina ( 09/12/2005 04:52)
De refa voafihinao mafy kay de ataonao inona? curieux be zah mantsy klé, hehehehe:-D:-D
23. jennifer2 ( 09/12/2005 04:55)
ataoko @ zay anaovako azy eo ka!mianjy fotsiny enao.
24. fijo ( 09/12/2005 19:49)
kay kilalao be ity
25. diamondra27 ( 12/12/2005 07:09)
herimiafina: ahhhhhhhhh ! tena tsy kopy ndray za t@ ity ndray mitoraka ty, tena nisy zavatra nahavariana e!( le déclaration nataon'in dadabe :-$:-$ de nitorona kely ny saiko:oops::oops::oops: de ze resahana tsy miditra e!
hay zay tokoa kay, . An an an refa tatazana elah de atao:*:*:*:*:*:* e! sa ahoana? az miteniteny @ dadabe an!
26. jennifer2 ( 13/12/2005 02:07)
diamondra, za handaza.
Dadabe a! jereo anie ty diamondra e!
27. diamondra27 ( 13/12/2005 04:44)
jenni: sotomiko ny volondry fa be tatibolana
28. fijo ( 13/12/2005 21:18)
kay kay kay,aoka lahy ity volony e,mba ny zipony sintomina
29. mandrindra ( 15/12/2005 15:20)
dia atao inona raha ny zipony no sitomina, tsy aleo ve tonga dia izay mahamaika e !
30. fijo ( 15/12/2005 21:55)
ka za virja de le mijery fotsiny ka
31. mandrindra ( 20/12/2005 13:03)
aza dia zatra mijery fotsiny fa mba mandraisa anjara ihany e, sao dia ilaozan'ny sasany eo an.
32. fijo ( 21/12/2005 21:51)
ka rehefa lsa ry zalahy dia pehako le tafajanona ka.hi hihii
33. mandrindra ( 22/12/2005 10:22)
izany an !!!
34. pissoa ( 22/12/2005 10:38)
koa raha tsy misy tafajanona ry fijo?
35. diamondra27 ( 22/12/2005 10:43)
de ahoana koa zany minana ny sisan\'ny sasany zany
36. mandrindra ( 22/12/2005 13:09)
tena milelaka lovia mihintsy angamba i lery io. milelaka an !!! slurp sluuuuurp
37. pissoa ( 22/12/2005 15:58)
mandrindra:
milelaka an !!! slurp sluuuuurp

:-D:-D
38. fijo ( 23/12/2005 04:21)
ampianaro le milelaka letsy aloha ,fa toa tsara io ataon'ialahy io an.
39. pissoa ( 23/12/2005 08:01)
:roll::roll:
40. mandrindra ( 23/12/2005 09:57)
fa maninona i pissoa no mipitrapitra ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8044