manga feo
64. Herimiafina
(
13/12/2005 03:31)
:-D:-D:-D:-DBe loatra akia ny efa fantatro de mila préciser-na kely klé, inn amlé efa fantatro ry malala? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
66. ari.malala
(
13/12/2005 05:55)
:-D:-D eo afovoan'ny in? :-D:-D:-D afovoan'ny trano v sa afovoan'ny fandriana?
dadabe, i, chorale za fa efa talo b ka :) fa aôna?
dadabe, i, chorale za fa efa talo b ka :) fa aôna?
69. ari.malala
(
14/12/2005 12:53)
ka za anie s maniva resaka fa misy miresaka afovoany ao ambony ao nef ats teneniny we afovoan'ny in e, d za manontany we afovoan'ny trany v sa afovoan'ny tenda nrday ary v fa toa resaka feo kay mo le resahana e :-D
71. jennifer2
(
16/12/2005 04:10)
Fanta-pataro ao reto a! Mety Herimiafina no tena mahalala azy satria izy no tompony.
73. ari.malala
(
16/12/2005 10:15)
ampovoany, tompony... in daolo ary zany resaka izany! ts araka tsony eee!!! :-D:-D:-D
75. McFy
(
20/12/2005 11:11)
Cola koa no fiantsoana ny Katy. Ho an'izay mipetraka ao Paris d any @ 18ème feno mivarotra. Ny hoe manenjana indray aloh dia resaka iny amiko. Nefa samy manana ny toe-batany ny olona rehetra. Mba mety efa manga feo ihany koa aho rah hoe ny fihiinana an'io no maha manga feo :lol:
79. ari.malala
(
02/01/2006 08:23)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dcola v mahamanga feo?:-D:-D:-D:-D:-Dary mpihira daolo zany le hitako mpividy sy mpihinana aty reny ra zany an:-D:-D:-D:-D