manga feo
21. andryrabe
(
01/12/2005 13:24)
mitelina loko manga r'ise de avy eo iny ihany no mandoko ny feo avy any ambava any a. andramo ange eee!!
22. andryrabe
(
01/12/2005 13:25)
mitelina loko manga r'ise de avy eo iny ihany no mandoko ny feo avy any ambava any a. andramo ange eee!!
23. fiaritiana
(
01/12/2005 14:14)
lapino:
Hay azafady, figue no anarany amin'ny teny frantsay
misaotra an i lapino nanome ny anarany e!:-*:-*
24. fiaritiana
(
01/12/2005 14:15)
andryrabe:
mitelina loko manga r'ise de avy eo iny ihany no mandoko ny feo avy any ambava any a. andramo ange eee!!
Inn no atelina ry andryrabe a!bleue ve lé fanasana akanjo reny?lol
25. vale
(
01/12/2005 15:33)
fiaritiana:
ka isika gasy ihany moa no manana io aviavy io sa mba hita aty ampitan dranomasina?dé inn no anarany kay?
tsy ny "figue" ve no aviavy e?
26. Veloo
(
01/12/2005 17:08)
tsssss za ry reto nihinana aviavy t@ bola kely tsy mba manga feo akory a :roll:
Inn aloha ty vinany e????
Ari.malala a ny fahafantarako ny ninanan'i Bodo an'io atody manta sy vosarimakirana io aky dia maka hery izy a...mandreraka be mantsy ny mihira.. atody manta mantsy manome hery be sa ahona oy injy?

27. fiaritiana
(
01/12/2005 19:08)
[quote=Veloo]
tsssss za ry reto nihinana aviavy t@ bola kely tsy mba manga feo akory a :roll:
ka ndraindray anie ry veloo misy talenta koa izy io fa raha samy hihinana aviavy lasa tsisy spect tsony e!lasa mpihira daolo!hihiii

28. Herimiafina
(
01/12/2005 19:10)
Mnaga feo eo foana i toi refa hain'i toi hoe genre-na hira inona no mety amin'ny feon'i toi e. Ny anao izao ry fiaritiana araka ny fahenoko ny zavatra soratanao de Jazz no otsan,ny mety aminao. hehehe:-D:-D
30. ari.malala
(
02/12/2005 06:14)
veloo, tena ts haiko aky fa zay no hitako a
herimiafina, :-D:-D:-D ary ny anao in? ny anao tô vakisaova knouuuu:-D:-D:-D

31. rachid
(
02/12/2005 10:16)
ny tsotra indrindra re de zao ary a, io arakae=rany fa izahay chorale ,tany mada fa mihinana aviavy foana matetika ary tena mandaitra fa raha toa ary nareo tsy tia an'izay de mihira foana vao maraina na misy miteny aza hoe mangina fa ratsy feo fa arakaraky ny hirana imbetsaka no mahatsara ny corde vocal , , tena marina zany an,
33. fiaritiana
(
02/12/2005 11:19)
Herimiafina:
Mnaga feo eo foana i toi refa hain'i toi hoe genre-na hira inona no mety amin'ny feon'i toi e. Ny anao izao ry fiaritiana araka ny fahenoko ny zavatra soratanao de Jazz no otsan,ny mety aminao. hehehe:-D:-D
zany an!nefa ny mozika tsy dé tiako ny jazz!tsy mba atao hoe slow ahay!hihihiih
34. kael
(
04/12/2005 16:19)
na konkou mande miira gasy njy...ramilisaona fenoarivo aky manao recrutement a...lol