manga feo

1. fiaritiana
(
30/11/2005 21:51)
inona no tena mba mampamanga feo ry reto a? toa oe aviavy hono? sa inn????
novalian'i ari.malala ny 02/01/2006 08:23

6. fiaritiana
(
30/11/2005 22:02)
hohanina angamba izy io fa somary hoe mangidy hono, zà mbola tsy nihinana
ary ankoatran io aviavy io, inn no fantatrareo?
ary ankoatran io aviavy io, inn no fantatrareo?

11. Herimiafina
(
01/12/2005 06:00)
Jereo ny tendrombohitra roambinifolo de hahita aviavyndroky ry cutie.
Jereo indray ny lohasaha mangina de hahita vinany maniry elah ry fijo.
hehehehe:-D:-D:-D:-D
Jereo indray ny lohasaha mangina de hahita vinany maniry elah ry fijo.
hehehehe:-D:-D:-D:-D

13. ari.malala
(
01/12/2005 07:26)
toa hoe minana atody manta na voasary makirana hono... t@ za nijery spectacle Bodo indraimandeha efa ela b zay d minana atody manta izy eny ambony scene fa ts haiko :) fa ny natoron'ny chef de choeur anay ko d we le mandro ao @ douche vao maraina iny ony manao vocalyse sady mihira mafy tsara d mivoaka ny feo sady tsara.

14. pissoa
(
01/12/2005 08:33)
zah mbola tsy nihinana aviavy zany, fa ny notenenina tamiko koa dia voasary makirana, dia ravin-kazo mangidy. de zah efa nanadrana ravin-kininina tany ambanivohitra de otsan'ny mety :-D :-D

15. rachid
(
01/12/2005 09:06)
le aviavy tena mandaitra tsra hitanao , tsakoina izy de ariana avy eo ny faikany ,manta fa tsy aviavy masaka , mangidy izy aloha fa rehefa manatelina rora iano na misotro rano de tena mamy no renao , na koa , tsy de mihinana menaka be loatra , mihinana anamamy sy angivy matetika ,ary alohan'ny hirana de mitsakotsakoa tapaka mangahazo kely manta , le vocalisation vao maraina iny koa tena tsarabe , na de hitanao fa ratsy aza ny feonao de mihira mafy foana , fa hitanao fa haatsara hamiandalana le izy , de tsy fanao ko rehefa mihira ny mikikiaka , ny momba ny zavatra marikivy aloha tsy marina , manokatra feo izy raha farina , fa tsy mahatsra feo zany , lasa mapitritra feo reny ,
zay aloha no hitako , hatramizao ,
ok
zay aloha no hitako , hatramizao ,
ok

17. fiaritiana
(
01/12/2005 11:59)
ka isika gasy ihany moa no manana io aviavy io sa mba hita aty ampitan dranomasina?dé inn no anarany kay?

20. mamzelkely
(
01/12/2005 12:46)
aviavy ôtrany aôna mo zany ah oui kay eo atokotaninay misy maniry f ratsy tsiro le izy fa mangidy beuuu:lol: