Inona no antony manosika anao hivavaka???

41. adam ( 09/01/2006 11:21)
ny faharoa latsaka ao anaty fahantrana e:idea:
42. tol ( 24/01/2006 08:18)
ra ny ahy indray d ny fahatsapak fa ts amahavita tena,zay no manosik ah hivavak, satri ko za mino fa mahay ny zvt rht Atra satri Tompon'Tompo Mpanjakan Mpanjak,
Azok tsapain-tanana fa mis Izy ary tsy miova
Ny tena mafinaritr am lé mivavak ko ngé de lé Atra manampy anao am ady sarotr é! nefa na milamin az la vie tokon isôtr Az lalandava
Zay reto fa mazotou daol a!
43. jimna ( 07/02/2006 04:12)
Ny manosika ahy hivavaka aloha dia 1 mino aho fa misy Andriamanitra,2 mahatsiaro aho fa noforonin'Adriamanitra ka ny ao amin'ny baiboly mihintsy no milaza fa izy no medrika handray ny haja sy voninahitra noho izany izay mahatsapa fa noforoniny dia tokony hivavaka,(Apok 4:11)ary hidera azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5986