Inona no antony manosika anao hivavaka???

21. mamzelkely ( 02/12/2005 12:30)
mivavaka za satri mino an'Andriamanitra sady en plus izy fantatro fa manampy ahy fôna de mivavaka satri io no tena hitako fa mety indrindra hiresahako aminy:)
22. mamzelkely ( 02/12/2005 12:34)
mivavaka za satri mino an\'Andriamanitra sady en plus izy fantatro fa manampy ahy fôna de mivavaka satri io no tena hitako fa mety indrindra hiresahako aminy:)
23. Fiffi ( 02/12/2005 12:43)
Ny finoako an'Andriamanitra no manosika ahy hivavaka , ary tsy hafaka hiaina aho raha toa ka tsy mivavaka , io no andrin'ny fiainako
24. Veloo ( 02/12/2005 16:30)
ledada a tsy ny olana ihany aky a fa ny fifaliana ko an :-*
25. sonwin ( 02/12/2005 16:51)
mitolona hatrany
26. sonwin ( 02/12/2005 16:51)
mitolona hatrany
27. Veloo ( 02/12/2005 17:18)
dia mitolona ao fona e :-D:-D:-D
28. mamzelkely ( 06/12/2005 12:47)
de ataovy tsara ny tolona de anjemo ts resy le tolona aza a:-D:-D
29. sonwin ( 06/12/2005 21:50)
tsy maintsy tafita ny tolona:)
30. Veloo ( 06/12/2005 22:33)
mety ho lasa resy i sonwin zany knou:-D:-D
31. mamzelkely ( 07/12/2005 09:00)
le tafita no tolona de tafità zany ary e:-D:-D
32. ndrena ( 07/12/2005 12:24)
Ny antony voalohany dia ny fahatsapana fa lehibe loatra ny fitiavan'A/tra dia ny nanomezany antsika ny zanany lahitokana mba hamonjy antsika tsy ho very any @ fahaverezana maharitra mandrakizay.
33. dadabe ( 11/12/2005 11:22)
Marina

sw> elah anie raha mitolona mety ho resy ny farany e
34. diamondra27 ( 17/12/2005 18:21)
-raha misy miteny hoe: mba hivavao za e!

-raha tsara ny andro de misaotra azy za

- raha nahazo fahasoavana za de midera sy mankasitraka

-raha sendra fahoriana de mivavaka mba hanampy ahy izy

-vavaka ho an'i mpitondra firenena sy fiangonana, ho an'nireo mbola tsy mahalalaan'i Jesosy

betsaka ny antony mahatonga ahy hivavaka fa lava loatra e!

tokony ho fiainambavaka hatrany ny fiainanao de mizotra ho azy ny fiainana! Mahereza
35. booboo ( 21/12/2005 08:20)
re-fanontaniana : inona no antony manosika anao hivavaka ?

re-re-valiny : sitra-po
36. dadabe ( 27/12/2005 06:06)
37. adam ( 08/01/2006 11:04)
muisy karazany telo ny olona manantona an'Andriamanitra: ny olona voalohany poritra -ny olona faharoa efa latsaka-nyolona fahatelo tereny:lol::lol::lol:
38. adam ( 08/01/2006 17:36)
azafady fa tsy tafiditra ny ambony poritry ny fahori
39. pissoa ( 08/01/2006 17:59)
:-w:-w
40. pissoa ( 08/01/2006 18:32)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1866